miaraka@olona manambady

21. xxx ( 31/12/2007 13:53)
bilakarenjy > aza mahatsiaro voatsindry fotsiny am'zao zany e :wink:
Ity no novaliako teo, fa tsy novakiako intsony ny tohiny fa hors sujet daholo
Ary toa tiffanie foana no tena asianareo eto e! sns

Ity no sujet nanokafan'i tiffanie ny dinika :
saika mba anontany ny hevitrareo;
...
diso ve za ra ti azy


ps : xxx = xxx fa mety koa hoe xxx != xxx :wink:8)
22. bilakarenjy ( 03/01/2008 09:42)
xxx > misy hevitra tsy takatrao ao matoa ianao mikorapaka toy io .Sa sao de .........

Tsy ho hazavaiko eto ny hevitra fonosin'ireo teny nosoratako ery ambony ireo ,fa resaka momba ny fitiavan'i tiffanie no atao eto ,dia io namaranako ny hevitra nosoratako ho azy io .

Tsy dia mampaninona ahy loatra aloha na tena ps-nao io na miafina ao ambadik'io xxx io ianao , fa hita hoe : mijoro @ mahalehilahy anao tokoa ianao .Masaka e!.
23. sariaka5 ( 14/01/2008 09:32)
Tsy nisy tsy diso ze nandia ny tany fa ze mivarilavo no adala indrindra
Izay tsy nanota no aoka hitorabato anao

SAINGY:

Farany ratsy sy tsy mety ny miteraka @ vadin'olona ka aoka itsy ,ialao impito mandifotr'olona izany eritreritra izany,be dia be ny celibat na inona na inona antony

SATRIA:

Ny fitiavana toy ny ketsa rehefa afindra mandrobona foana

ENY

Fa na dia mafy aza izany tia, dia izay no tsara indrindra ho anao

Mahereza
24. Jeankely ( 14/01/2008 10:12)
Rehefa tsy mahazaka dia ny vadinolona no ianteherana izany. Tsy tian'ny tsy manambady moa atao ahoana fa mitaty reraka ny vadin'olona izany no tianao. Handraso izay hisarahany amin'ny vadiny, na rehefa lehibe ny zanakao avy aminy dia lazao azy fa iry dadan'olona iry no rainao fa izao niterahany nefa izy manambady. Rehareha ho anao sy ny havanao io
25. HESHA ( 18/01/2008 12:10)
ty misy hevitra mety hampisaina anao :
ny lehibe iny tsy koi fa safidy ny anareo, aleo hilamina am zay fandaminanareo azy
ny zaza aterakao aminy no mba diniho zay ho fiainany, rehefa krismasy na fete des peres, izy tsy maintsy hijanona ao antokantranony hiaraka am vady aman-janany, dia ny zanakao zany hipitrapitra fotsiny satria kamboty velon dray, d aona no hoaviny amzany rehefa mahalala ny tantara izy ?
26. olomboavonjy ( 19/01/2008 12:02)
ka zao tiffani a sao de efa hifanarahana ny azy mivady de ianao lasa kilalaon'ilay bandy fotsiny fa alalino tsar fa lazainao fa mahafatatra ilay vadiny fa tezitra fotsiny:x sa ny anao koa mety mahafinartra anao ilay hoe sady anao izy no tsy anao.io fitiavana io anie ka mandoro e tandremo sao fotsiny mamono tena fa izany bevoka izany de tsy mora raha
27. tsiafoi1 ( 22/01/2008 10:35)
Tandremo : "Ny mpijangajanga sy ny mpaka vadin'olona tsy handova ny fanjakan'ny lanitra" Tenin'Andriamanitra izany
au diable!
28. olomboavonjy ( 22/01/2008 12:46)
tsiafoi1 marina io teninao io
inona moa no atao hoe vady rehefa iray trano ve sarefa vita mariazy ?

raha ohatra ka hoe iray trano de izao misy ny lehilahy camionera na steeward une semaine izy any @ toerankafa manana vevavy any izy iray trano izy roa ,une semaine indray izy any @ toerankafa manana vevavy koa izy ao @ io toerana io samy tokatrano maso daholo izy roa ireo .Ny fanontaniako de izao ahoana no fomba hitandremanizy ireo iza no mpijanganjanga ary iza no maka ny vadin'iza ?samy tsisy diso izy roa satria tsy mahalala na koa mety samy mifankalala fa samy miteny hoe izaho no tena tiany fa ikala io kilalaony fotsiny
izany no mahatonga ahy miteny eo ambony hoe alalalino tsara aloha alohany hirosoana na hihemorana
29. tahina119 ( 23/01/2008 06:31)
Miarahaba anao le manana olana
Diso tanteraka ianao @ zany zavatra ataonao zany ny antony de zao matoa izy mitia ilay vadiny tsy tia anao izy zay aloha voalohany indrindra fa ianao no misisika zao no tsarovy fa fahotana lehibe tokoa zany ataonao izany voasoratra ao @ baiboly fa lehilahy iray natokana ho an'ny vehivavy iray ary efa voalaza ihany koa fa aza mitsiriritra vadin'olona ka ny tiako ambara de zao manova ny mety ento am-bavaka ny fiainanao fa omen'Andriamanitra vady sahaza ho anao ianao!!
Misaotra indrindra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0581