krismasy
1. fijo
(
21/12/2007 22:02)
hoantsika namana mpandray anjara mavitrika eto manokana no handefasako ity fiarahabana ity.
na mino isika na tsy mino ny fahamasinan'io zaza io,dia samy mifety kosa ity andro ity.
koa dia mirary fety finaritra hoantsika rehetra aho;ary manantena ny fitohizan'ny dinika malalaka efa nifanaovana teto.
mifalia,mihinana misotroa nefa aza manao mamo ary aza manao voky loatra fa ratsy koa izay.
hoan'izay tsy mitovy firehana eto,hevitra ireny ka aza mifankahala noho izany.
dia mirary fety milamin ahoantsika e.

répondu par fijo le 26/12/2007 23:13
3. rabilabila
(
21/12/2007 22:09)
Manamàfy ny tenin'i Fijo ,manaova fety soa daholo ny Kristianina. Ary mahaiza manararao-pety ny hafa .
Tandremo ny fisotroana be loatra raha mbola hitondra tonabil,raha tsy izany dia tonga dia ento ny sac de couchage ,sy borosy nify sy ny akanjo mandry .:lol:

5. rakapy
(
21/12/2007 23:32)
Ny tenako koa dia mirary soa ho an'i rehetra tsy an-kanavaka. Ady hevitra akory tsy natao hampiady ary ny hevitra no ampiadina dia ny mba ahitantsika rehetra soa. Mifalia raha afaka mifaly fa aza adino koa ny manampy izay tsy mba afaka mifaly raha toa ka afaka ianao.
7. ravatorano
(
22/12/2007 09:58)
aty ra fijo ny hafanana no tena mamely mafy ah
za zao vao avy tany atsimo andrefana tany fa tena mamaky loha sola mihitsy fa na ny tompon-tany aza vaky vava amin'ny hafitsoky ny hafanana
misaotra an'i fijo amin'ny firariantsoa
enga anie ka tsy hiafotra amin'ny vato izany fa samy hahavita fety sambatra avokoa isika mianakavy e !

8. Fody
(
22/12/2007 10:48)
Misaotra anao manokana rafijo amin'ny firarian-tsoa.
Dia mirary soa ho an'ny rehetra koa e!
9. fahamarinana
(
22/12/2007 14:51)
:arrow:Torak'izany koa e,mirary fety sambatra ho an'ny fijo sy ianareo namana rehetra eto e,marina sy ekeko tanteraka tokoa ilay teninao hoe hevitra no ampiadiana fa aza mifankahala noho izany.=D=D^:^,merci e.
Dia tandremo ny familiana ho an'ireo zay mivoaka alina sy mamily fiara sady efa miha-lafo ny p.v no miala ny points koa..(l).MIRARY SOA HO AN'NY REHETRA E

10. piste
(
22/12/2007 18:13)
Dia misaotra t@ firarian-tsoa ry zalahy :Fijo sy namana rehetra é. Dia hampivondrona antsika hatrany anie ny fety lehibe toy izao.
11. Samoana
(
22/12/2007 19:38)
Mirary krismasim-pahasoavana ho anareo mpitafa ato @ finoana koa izahay mpamaky mavitrika e:wink:
13. lembelo
(
22/12/2007 23:11)
Misaotra indrindra amin'ny fiarahabana, ary mirary taona vaovao feno fahasoavana ho anareo rehetra koa aho.
Manararaotra aho manasa anareo izay eto Parisy sy ny manodidina :
Sasakalina - Antsam-panahy ataon'ny Chorale Fiderana, miaraka amin'i Luc, Mahery ary Tovo J'Hay ny Alatsinainy 24 Desambra amin'ny 7ora sy sasany - Eglise de la Redemption, 16 rue Chauchat, Paris 9.
M° Richelieu-Drouot na Le Pelletier.
Dia manaova Krismasy sambatra daholo e

14. niryna
(
23/12/2007 05:16)
lembelo:

Dia mirary krismasy sambatra sy taom-baovao mamy ho an'ny rehetra koa aho.
Alefaso ny sary lembelo a.
http://www.7art-screensavers.com/screens/christmas-clock/christmas-clock-shot.jpg
(l) niryna
15. soanja
(
24/12/2007 00:40)
Dia mirary soa amin'ny fety. Enga anie ka ho Krisimasy isanandro anie ny fiainantsika.
Mitonia ampifaliana. Soanja:-*:-*:-*:-*
Mitonia ampifaliana. Soanja:-*:-*:-*:-*
16. rijadolly
(
24/12/2007 14:39)
Mirary Krisimasy sambatra ho antsika rehetra indrindra ho an' mpikarakara ity forum ity.Hita marina fa ny hevitra no miady fa tsy ny olona.Dia samy hotratry ny taona vaovao daholo e!
17. fijo
(
25/12/2007 21:05)
ie,izay no tena mahafinaritra eto.mifamaly mafy tokoa eto satria samy malalaka,nefa rehefa mihaona"efa itako ity"dia tsy misy korontana izany fa samy faly aby.
za androany ny zavatra mba nataoko dia nanatitra sokola hoan'ny izy mianadahy zanaka musulman eto akaiky eto;
gaga tsy nahita lazaina le ray amandreniny ,fa hoy aho hoe za koa tsy mino io zaza io nefa mifaly toa ny mpino azy ka ity ny anjaran'ny ankizy fa fetiny androany."ny zanaky ry zareo tsy mba nahazo kilalao" nefa ny iray tanana namoaka ny kilalao azony aby.

18. fahamarinana
(
25/12/2007 21:49)
fijo:

:arrow:=D fijo,indrisy manko fa sady tsy zaza aho no tsy nipetraka tany akaikinareo...:((l)
20. rakapy
(
26/12/2007 03:44)
Mialona indray ireo Kristianina fa nanao soa ny tsy mpino RaFijo an! Raha ry lerony zao no teo am placen'ilahy de tonga de tsy maintsy nataony izay ni-convertevana ilay zaza Musulman ho Kristianina. Tena mampalahelo le toe-tsaina.