krismasy

21. marindra ( 26/12/2007 04:32)
22. ari.malala ( 26/12/2007 07:34)
manamafy ny fiarahabana ny namanan rehetra ny tenako dia mirary andro feno fifaliana sy fahasoavana hoan'ny tsirairay avy, dia mba ho samy hahatratra ny taona vaovao indray e
23. fijo ( 26/12/2007 23:13)
ny etna antony nanaovako io zavatra io dia izao.io rangahy io ,tamin'ny herintaona,nanontanianjanany hoe "fa maninona kay isika no tsy manao pere noel" nefa ny olon arehetra manao?"de avy dia nivatravatra be lery teo imasonay hoe"izany pere noel izany tsy misy fa aza manaiky hadalain'ny frantsay eo;"nefa zaza 5 taona le lehibe tamin'io.
dia nohampahatsiahivako azy io tamin'ity.ary nampahatsiahivako azy koa ,fa za dia niara nifaly taminy tamin'ny ramadan teo.nanao fety tao aminy izahay.
de nandeha teo moa ny resaka,de nanontaniako lery hoe "ary ny coran anie toa manaiky an'i jesoa ho mpaminany e?"ka maninona no toa manavaka be ianareo.
valiny,ngamba marina izany,fa za tsy mino izany jesoa izany"de nanaovan'i lery tantara mombany adin'ny silamo sy kristianina tao andaloza teo aho.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3122