hanova famindra ny TIM
1. news2dago
(
19/12/2007 09:53)
tsidio
ny http://www.news2dago.co.cc/
ny http://www.news2dago.co.cc/
répondu par akama2006 le 20/12/2007 21:38
3. Jozy
(
20/12/2007 04:44)
Ny nanendrena an'i Ivohasina Razafimahefa dia tsotra : politikam-pandrosoana no hatao fa tsy politika politisianina.
Hampiasa ny fahaizany manokana momba ny toekarena ny lehilahy izay tanora 34 taona @ maha SG mpanatanteraka azy , ary hitaky izany any @ sampan'ny antoko rehetra. Izay ny toetsaina itovizany @ Ravalomanana.
Efa nanambara sahady izy fa “tsy politika politisianina no hotanterahiny fa politiam-pampandrosoana” ary “hatao fitaovana hahatongavana @ izay fampandrosoana izay ny antoko”

4. akama2006
(
20/12/2007 11:20)
o ra jozy a!resabe iznay fa ny paikandravalo dia atao izay hanomezana endrika tanora ny tim mba hanomanana ny fifidianana aminy manaraka!afaka milaza ho hanao zavtra daholo fa rehefa tsy natombony hatr'izay dia efa lasany vorona e!izao no vokany!fomba fiady daholo iznay fa ho hita eo!6 taona izay tsy hita hoe inona no mivaingana afatsy ny firoboroana orinasa iray!ny orinasa malagasy aminy ankabetsahany mahery dia sahirana ireo izay any olona akaikiny afo ihany no mandeha sy mafana!ary aza complexe aminy diplaoma fa io manan ny fahazainy daholo fa tsy misy diplaoma mirakla aory mon ami an!rehefa tsy misy volonte politika dia mbola any ankibony omby iznay e!:-D:-D:-D:-D
5. Jozy
(
20/12/2007 16:27)
Ny adala no tsy miova famindra. Ary mba tongava aty mijery ny vita mivaingana e!Tsy vohaarina taona vitsy ny tanana. I TGV zao tokony ho faly mandray vonona fa tsy otran'i Ra8 t@1999
7. Veloo
(
20/12/2007 21:08)
Jozy [ Valio ] 20-12-2007 17:27:33
Lohateny : Re : hanova famindra ny TIM
Ny adala no tsy miova famindra. Ary mba tongava aty mijery ny vita mivaingana e!Tsy vohaarina taona vitsy ny tanana. I TGV zao tokony ho faly mandray vonona fa tsy otran'i Ra8 t@1999
zany kosa aloha dia marina mihitsy e:-*
8. akama2006
(
20/12/2007 21:38)
jozy a! inona le hita mivaingana moa? inona le vitan8 fa mandray vonona i TGV moa? tanisao hoe jerena :by pass ve,sa boulevard de l'europe sa tsena anosibe sa 13 mai....!fanontaniana kely dia tampina ny domy,hoviana no nanaovana fifanarahana ireny tetik'asa ireny?dia mandray vonona ve no filaza izay mandray ilay asa efa vita ny 90 %?:-D:-D:-D:-D:-D:-D
tsy bedy anie raha mba mipiripirina fa tsy mivazavaza nefa pokaty e!misy ny atao hoe continuite de l'etat!sa tokony atao fotsy ny kitampombola reefa miala ao ?na potehina izay vita dia hoe manaova? ampiakro le fisainana ry TIM fa io no efa ahafaty anareo a!araho ny oe!oe! fa izay no fisainana miaraka aminareo aloha izao!monopole,ampihimamba,akamakama,zafikeliny ra didy ignace no fetra e!:-D:-D:-D