decodage phone

1. xxx ( 16/12/2007 08:55)
Slt dôly. manao décodage phone gratos za:e-mail: gasym1@gmail.com
répondu par Frv le 06/01/2008 01:38
2. Antsatnk ( 24/12/2007 07:34)
D fone inona daholo no decenao sa rehefa fone de mety de ianao koa sao dia mampianatra midecode fone fa mba te ahay zay e
3. xxx ( 30/12/2007 18:26)
Maromaro ihany no azoko atao fa le taloha ireny aloha tsy vita satria za tsy manana cable e. N?y nokia rehetra azoko atao d ny samsung , alcatel sasany d bdb... Ny hampianatra aloha sarotra fa raha mahay midebr kely enao dia logik io ka mora hita ihany
4. Frv ( 06/01/2008 01:38)
Salama ianao!
Aizano mety ahafahama mitondra le phone ratoa ka te ihaona aminao!
Misaotra mialoha!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4938