mivaralila
1. xxx
(
13/12/2007 13:06)
Miarahaba,
Maninona no mivaralila daholo ny resaka eto @ dinika.
Samia manoratra eto ze tiany avy e,
Maninona no mivaralila daholo ny resaka eto @ dinika.
Samia manoratra eto ze tiany avy e,
répondu par Veloo le 17/12/2007 14:49
7. ikaretsaka
(
13/12/2007 18:17)
mety possible koa hoe ianoa no mahita azy hoe mivaralila.
tsy omen-tsiny .. fijerinao izany..
ny resaky ny matavy manko tsy voatery hifandraika @ resaky ny mahia..
ny resaky ny pro xxx(rehefa avy contre xxx) tsy hitovy @ xxx hatramin'izay sy ny contre xxx hatramin'izay!
na samy sipa aza, ny resaky ny sipa matavy tsy hitovy @ resaka sipa mahihy:-D

9. pissoa
(
13/12/2007 18:54)
xxx:
ka mety mivilambava zay le mpanoratra :)
=))=))=))
ika : fa ahoana ny resaky ny sipa matavy ?
dia ahoana ny an'ny mahia ? :-D:-D:-D:-D:-D
10. ikaretsaka
(
13/12/2007 19:35)
ny 1 matavy de ny 1 mahiha .. izany ve de hitovy?
ny 1 miresaka regime.. ny 1 miresaka kaly!
ny 1 miresaka regime.. ny 1 miresaka kaly!