Za zany mba mila anlé tononkiran'i spyD, ny lohateniny alohatsy fantatro e fa ny tonony misy oe sahina ny nanary ahy izao ianao mitady hiverina indray,izao ianao very fanahy tsy nahita izay asolo ahy,raha mbola sahinao ihany ny miantso ny anarako, dia tsarovy fa tsy ianao no anjarako.
zay ihany no haiko e!!dé mba fenoy azafady e!!!
Dé misaotre dieny mialoha e!!!:lol: