TENA TSY RESAKA FIFIDIANANA FA RESAKA POLOTIKAMPANJAKANA ITY
1. tontavao
(
11/12/2007 14:39)
Gaga aho ry zareo raha mba mandeha miala an'Antananarivo na mankaiza io na mankaiza, dia tena tsy ahitan'ny minisiteran'ny fiarovana hevitra mihitsy ve ny fanafoanana ny tsolotsolotra kely ho an'ny zandary na polisy manao PR ireny fa dia mankarary fo mihitsy ny ataondry zalahy ireo mariana mafy, arakaraky ny fisian'ny BIANCO no isian'ny kolikoly ka tsy aleo ve foanana indray ity BIONCO ity fa toa tsy dia ahitambokatra ny asa ataony. Ny MAGRO sy TIKO anie ka tsy tahotra tsy henatra amin'ny fandikandalàna isankarazany é.
Nefa ny olona voatondro molotra mailaka ery ny BIANCO mampiditra MD na dia tsy voamarina nanao fahotana aza ilay olona.
lalina izy ity fa toa mora anie ny fanarahana maso ireo polisy sy zandary manao PR é

répondu par tontavao le 12/12/2007 07:50
3. remandilatse
(
11/12/2007 17:08)
kwasi nirehake:
akory le hoe general, sy hoe précision:
-Magro sy TIKO manao tsy mety no taliliane (sady ny fraude fiscal ny tiko efa tsy misy mahalala...)
-bianco manao MD resake tondro-molotse no kabariane
-polisy sy zandary manao PR no rehafene.
ka ino kea precision ilanao, sa ilanao hanao tondromolotse kea izy, de hanono ananran'olo hoe : brigadier de police re-ano, sy GP2 ny gendarmerie ra-anona, izay vao izy,
laigany ra-tontavao sao lasa any tsiafahy iha sy ny source-nao laha tsy mi-tandrina.
General be loatra ilay resaka fa mba asio precision kely aloha.
akory le hoe general, sy hoe précision:
-Magro sy TIKO manao tsy mety no taliliane (sady ny fraude fiscal ny tiko efa tsy misy mahalala...)
-bianco manao MD resake tondro-molotse no kabariane
-polisy sy zandary manao PR no rehafene.
ka ino kea precision ilanao, sa ilanao hanao tondromolotse kea izy, de hanono ananran'olo hoe : brigadier de police re-ano, sy GP2 ny gendarmerie ra-anona, izay vao izy,
laigany ra-tontavao sao lasa any tsiafahy iha sy ny source-nao laha tsy mi-tandrina.
4. Kwasi
(
11/12/2007 21:26)
Tsy mila anaran'olona fa izahay mpamaky ange mba mila tantara e. Surtout zavatra mahaliana hoatr'io.
tontavao> f'angaha moa tsy ny cams sy ny taxibrosy ary reny bachE reny ihany io orindry zalahy io.
remandilatse> Ny zavatra lazaina tsy misy porofo dia affirmation gratuite. Ianao izao milaza an'io fraude fiscale io, aiza ny porofo ary? Resaka tondromolotra, omeo cas iray ohatra.

5. tontavao
(
12/12/2007 07:50)
Hay mazava aminao ihany ilay izy ry kawis moa izy teo , fa iza koa moa raha mbola gasy mpandehandeha no tsy iharan'izany é.
Na camion io na taxi brousse na taxibe na txi ville na moto dia rarafan-dry zalahy avokoa indrindra fa hatramin'ny nivoahan'ity lalàna manaka-danitra be navoakan'i Ministeran'ny fitaterana ity( ceinture,casque,....) ity.RAHA TENA DISO MOA LAY OLONA TSY DIA MANINONA RAHA AMPIHARINA AMINY IZAY VOALAZAN'NY LALANA FA TSY FANOAVANA ECOLAGE A,
IZA NO MODY TSY MAHAFANTATRA AN'IO; Nefa hoy aho aminareo hoe raha misy finiavana ny fankjakana mpanaramaso dia tsy sarotra velively ny mijery an'io.
Momba ity MD ity ,tsy mba tokony hovana ve ny lalàna fa toa izay ahihiana na tondroin'olo molotra dia tazomina amin'ireo trano maimbo ireo daholo nefa nony avy eo ka tsy voaporofo lay zavatra dia avoaka lay olona , ny tena efa afa-baraka amin'ny fiaraha-monina.Ny olona tratra ambody omby sy efa hita porofo tsara no tokony hampidirina MD fa manjary ny hasin'ilay olona anie no voahosihosy é.
Ohatra raha lazaiko ho nangalatra ny volako ianao androany ka toriako fotsiny izao dia minoa ahy ianao fa dia any amin'ny polisy aloha ianao matory anio alina dia rahampitso ianao mivoaka, faly aho avy eo, zay lay tiako ho tenenina fa mety tsy tokony hampigadra ahy kosa izany ry namako avy any atsimo (misaotra indrindra amin'ny fahalalahantsainao,Andriamanitra anie hamaly soa anao)
Ndehana daholo amin'izay mifidy fa ny ahy efa vita