Ho an'ilay olona manana ps hoe "bonanga". !!!

1. karinah ( 08/12/2007 20:30)
Miarahaba an'i bonanga, izay mandefa hafatra amiko matetika izay manafintohana ahy ny hafany, satria tsy misy azoko na ny kely aza ny tiany hotenenina!!!
Ohatra momba ny sujet: Tadidinao ve?
ny vontoatony:
Izaho le mpi-chat taminao...
Ny mampikorontan-tsaina dia: rehefa hanontaniako izy oe iza ianao? ny adresse mail-nao , dia tsy mety milaza izy.
Ohatry ny fananankorotana saina fotsiny ny votoanton'ilay hafatra ataony,:o , ka na dia hosakanako tsy ho afaka handefa hafatra amiko itsony aza ianao dia izaho miteny aminao ry Bonanga fa aoka tsy hisy intsony ny tahaka izany ny amin'ny manaraka satria mety hiova ps Ianao dia hamerina indray,tsy izy irery fa na ps iza na ps iza ka manao ny toy ny ataony ka raha toa mbola misy io fandrebirebena saina io dia Miala tsiny aho fa voatery hataoko copie ilay hafatra ary Hanaovako FITARAINANA izany satria HAFATRA FANDREBIREBENA SAINA.:o
karinah
répondu par karinah le 12/12/2007 02:37
2. Papoose ( 08/12/2007 22:39)
ASSIIIII bonangaaaa!!!!! asssiiii bonnanngaaa!!!!
3. vale ( 08/12/2007 22:44)
io papoose mitady ankamantatra tsy misy valiny ry Bonanga an!:-D:-D:-D:-D
4. xxx ( 08/12/2007 23:07)
oudry!! hafatra personnel ho an'i bonanga ko tsy alefa any aminy mivantana dia sakanana izy....
rehefa mandreribery izy tonga dia sakanana avy hatrany ko!
5. karinah ( 09/12/2007 00:39)
ahoana ry xx ny ahafantarana oe hosakanako i bonanga androany fa handefa hafatra manafintohina:?: izaho tsy mpaminany ankory!!!hmmmmmm
6. karinah ( 09/12/2007 00:41)
ny ahafantarako fa handefa hafatra manafintohina izy no izy fa tsy >ny ahafantarako hoe hosakanako i bonanga! Azafady!
7. karinah ( 09/12/2007 00:50)
xxx: Tsy ho an'i bonanga irery no hanaovako ity hafatra ity, fa ho An'ireo ps hafa ihany koa izay manao tahaka>2 ny ataony, izany oe: manao resaka miverimberina :o , anefa tsy milaza izay momba azy ankory ilay olona, na ny Alokin'ny sariny aza tsy hainao akory,na ny adiresiny:o ianao anefa ohatry ny tereny ankolaka hamaly ny hafany:!::o:!:ary tsoriko fa Tsy manam-potoana amin'izany aho:o, miala tsiny indrindra . Efa nosakanako ny sasany, fa ity farany ity tena sady manao vava manafintohana, no tsy mety nilaza ny tena momba azy raha tsy: efa nahita ity dinika ity.^:^
8. karinah ( 09/12/2007 00:53)
xxx: misy tsy manao resaka miverimberina fa tonga dia mandefa hafatra fahatezerana. ohatra: manao ahoana tsika eh!...:twisted:
9. karinah ( 09/12/2007 01:09)
ps: adiresy mailaka ny tiako tenenina eto! sady efa tsy hita ny sariny no tsy milaza ny tena momba azy izy!:x
10. xxx ( 09/12/2007 08:07)
karinah:

ahoana ry xx ny ahafantarana oe hosakanako i bonanga androany fa handefa hafatra manafintohina:?: izaho tsy mpaminany ankory!!!hmmmmmm


aza manasarotra fiainana fa rehefa hafatra tsy mamely no tonga ao amin'ny boite dia sakanana ilay olona e! izany koa ka hatao mampisy problema eo amin'ny fiainana, mbola ho lava andro hiainana aza raisina am-po doholo ny zava-mitranga pitsony pitsony tsy misy dikany fa maha lasa adala anie e!


11. diamondra27 ( 09/12/2007 08:12)
karinah: miala tsiny raha haka fitenenana

tonga dia haiko avy hatrany ny resaka fa zao ny fandehany akia a!

za tsy mahalala hoe: misy mifandefa hafatra any amindry ny ankizy ao @ tsaty ao fa ny zavatra fantako dia izao no ambarako eto:
ao @ karajia dia misy ankizy manana ps karinah efa tafaresaka tamiko, dia noheveriko fa ndry de ni saluer-ko.
De niresaka pv zahay
de ozy za we: njy ngah le ao @ forum
de ozy we tsy za akia zany karinah lazaindry zany fa olon-kafa a!
de ozy za we: ka raha heverin'ol fa le karinah ao @ forum njy zany wa de ahoana
de ozy we: za ange akia efa nitindra ty ps ty efa elabe teto fa nisy moment tsy nampiasaiko le izy de zao ndray za vao miverina.
Ndraso aza wa fa teneniko ilay namako e!
de ozy we: mampangy any @ le kambana amiko ozy
De za moa mbola tsy tafaresaka t@ karinah forum nilaza io fa de zao zany ny fotoana mahamety.

Tsiahivina fa correct kosa aloha le ol karinah karajia fa tsy mpanaratsy ol an! en tout cas izy niresaka tamiko izany.

===>karinah forum: dia izao izany akia no mahatonga anjy tsy mahazo le resaka satria heverin'ny bonanga fa njy koa angamba le karinah karajia de andefasny hafatra

fa de à partir ny androany zany de teneno le ol we: tsy za angamba zany ol tianao resahana zany fa ol hafa we le any @ tsaty....

de zay fa ataoko fa mazava ny resaka angamba zao
bisous njy karinah:-*:-*


12. karinah ( 09/12/2007 08:14)
hafatra voalohany tonga dia mi-agrésser! et si ct vous à ma place? i xx ve mpaminany ny mety ho avy:?::twisted:
13. karinah ( 09/12/2007 08:16)
xxx:

karinah:

ahoana ry xx ny ahafantarana oe hosakanako i bonanga androany fa handefa hafatra manafintohina:?: izaho tsy mpaminany ankory!!!hmmmmmm


aza manasarotra fiainana fa rehefa hafatra tsy mamely no tonga ao amin'ny boite dia sakanana ilay olona e! izany koa ka hatao mampisy problema eo amin'ny fiainana, mbola ho lava andro hiainana aza raisina am-po doholo ny zava-mitranga pitsony pitsony tsy misy dikany fa maha lasa adala anie e!
sode mba enao..!!!






14. diamondra27 ( 09/12/2007 08:17)
mba jereo kely le dinika nalefako ao @ eritreritra mandalo omaly fa misy ifandraisany izy eto.

Izany we momba le ps io.

Izay anie le lazaiko atsy ambadika we: mahalasa saina ahy e!
de tsy voatery ho ol eto @ forum no miditra karajia fa misy mitovy ps fotsiny


PS: afak'omaly zao za nahita we: booboo niditra karajia fa tsy haiko na booboo forum io na booboo karajia.



15. karinah ( 09/12/2007 08:17)
quote tsy mety: hoy izaho "sao dia mba ianao?".^:^
16. karinah ( 09/12/2007 08:19)
misaotra akia diamondra27 ah! (au moins une qui est raisonnable):wink:(l):-*
17. diamondra27 ( 09/12/2007 08:19)
xxx: raha za kosa aloha de nanao ohatra an'i karinah za fa tsy tonga dia sakanana izany ny hafatra e!

aleo manontanitany foana sao mahita valiny ihany toy izy manaonao foana

zao angamba ataoko fa mba misy mazava kely ihany ny resaka momba an'io satria misy confusion le ps


mazotoa doly nareo.
18. xxx ( 09/12/2007 08:24)
karinah:

hafatra voalohany tonga dia mi-agrésser! et si ct vous à ma place? i xx ve mpaminany ny mety ho avy:?::twisted:


ka tsy mpaminany daholo anie ry karinah ny ankizy rehetra ato amin'ny sera e! mety hahazo hafatra manikirikiry daholo, fa hatao ininona fotsiny ny sakana rehefa tsy hanakanana ilay olona manoratra
raha hoatra ahy izany inanao tonga dia misy iolona mandefa hafatra teny ratsy be fotsiny dia ho ddradradraina eto hoe ianareo rehetra mety handefa hafatra teny ratsy ahy, ho sakanako ianareo fa aza mandefa hafatra amiko an! tsy hisy dikany akory fa
sakano avy hatrany ny hafatra tsy tongasoa rehetra dia vita.....izany avy ve dia hatao mampisy olana


19. xxx ( 09/12/2007 08:29)
ka olona efa mi agresser ahy sy manompa ahy eo ve tsy hosakanako avy hatrany.....
tsy handany andro hanao an'izany aho ry karinah fa tsy izaho izany fa mba hevitra tsy hampivadika atidoha loatra anao no ilazako io....efa hoe mahalasa adala raha ny adalan'izao rehetra izao no raisina am-po.....tsotra fotsiny rehefa hitanao fa tsy mamely ny hafatra dia sakanana indrindra mi agresseé sy manadala am resaka tsy hidirana...atao inona fotsiny ny sakana....tsy mila valina sya hametrahana fanontaniana akory izy.
20. karinah ( 09/12/2007 08:29)
xxx: ianao no anontaniako. tsy manamp-potoana firy amin'ny resaka tsisy valiny aho, miavona nyfandraisako izany, Azafady! veloma ianao!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2447