Ho an'ilay olona manana ps hoe "bonanga". !!!

21. xxx ( 09/12/2007 08:31)
tsy hitako mitsy izay tokony hahateitra amin'ny fanomezako ny hevitra omena eto raha nampiditra dinia hifanomezana hevitra.....
22. karinah ( 09/12/2007 08:35)
karinah:

Miarahaba an'i bonanga, izay mandefa hafatra amiko matetika izay manafintohana ahy ny hafany, satria tsy misy azoko na ny kely aza ny tiany hotenenina!!!
Ohatra momba ny sujet: Tadidinao ve?
ny vontoatony:
Izaho le mpi-chat taminao...
Ny mampikorontan-tsaina dia: rehefa hanontaniako izy oe iza ianao? ny adresse mail-nao , dia tsy mety milaza izy.
Ohatry ny fananankorotana saina fotsiny ny votoanton'ilay hafatra ataony,:o , ka na dia hosakanako tsy ho afaka handefa hafatra amiko itsony aza ianao dia izaho miteny aminao ry Bonanga fa aoka tsy hisy intsony ny tahaka izany ny amin'ny manaraka satria mety hiova ps Ianao dia hamerina indray,tsy izy irery fa na ps iza na ps iza ka manao ny toy ny ataony ka raha toa mbola misy io fandrebirebena saina io dia Miala tsiny aho fa voatery hataoko copie ilay hafatra ary Hanaovako FITARAINANA izany satria HAFATRA FANDREBIREBENA SAINA.:o
karinah

23. karinah ( 09/12/2007 08:37)
karinah:

misaotra akia diamondra27 ah! (au moins une qui est raisonnable):wink:(l):-*
Dinika fiaraha-monina no eto izaho misy mi-agrésser, dia latsa no azoko! 8O

24. xxx ( 09/12/2007 08:43)
:-D:-D:-Dizay fandraisan'i karianh azy na latsa na hevitra mahomby no omeko!
atao inona fotsiny ary ilay sakana e!
efa mi agressé anao ve izy tsy hosakanana atao miampanampana any ilay olona fa eto indray ianao no mbola mandefa hafatra ho azy....tsy vao maika hataony....otran'ny mangaro-biby andavaka.
aza mora miasa saina e!:-* ento miadana ihany.:-D
25. xxx ( 09/12/2007 08:46)
karinah:

xxx: ianao no anontaniako. tsy manamp-potoana firy amin'ny resaka tsisy valiny aho, miavona nyfandraisako izany, Azafady! veloma ianao!!!

ka olona efa io lazaiko io no hevitro omena anao anie e! rehefa tsy valina ireny olona mila valininy sy mila ady ireny tsy miavona mihitsy no dikany fa ho tsapany hoe tsy nahakasika anao akory ilay provok-ny...raha ampianao sakana aza izy vao maika tonga saina mitsy.

26. xxx ( 09/12/2007 08:54)
karinah:

Ohatry ny fananankorotana saina fotsiny ny votoanton'ilay hafatra ataony,:o , ka na dia hosakanako tsy ho afaka handefa hafatra amiko itsony aza ianao dia izaho miteny aminao ry Bonanga fa aoka tsy hisy intsony ny tahaka izany ny amin'ny manaraka satria mety hiova ps Ianao dia hamerina indray,tsy izy irery fa na ps iza na ps iza ka manao ny toy ny ataony ka raha toa mbola misy io fandrebirebena saina io dia Miala tsiny aho fa voatery hataoko copie ilay hafatra ary Hanaovako FITARAINANA izany satria HAFATRA FANDREBIREBENA SAINA.:o
karinah

jereo amin'izao efa tsapanao fa mampikorotan-tsaina anao ilay olona dia mbola manoratra ity ianao:
ry Bonanga fa aoka tsy hisy intsony ny tahaka izany ny amin'ny manaraka noho izany mbola tsy nosakananao izy raha izany, dia rehefa mi agressé sy mi harcèle izy dia hoe mikorotana ny saina...
aza manasarotra fiainana e! betsaka ny namana hafa hovaliana amin'ny mahafinaritra ny hafany fa izay hafatra tsy mamely fako dia sakano avy hatrany ny ps-ny....efa mi agressé anao ve izy de mbola misy ihany ny hoe amin'ny manaraka izany anie no tsy azoko e!

27. vale ( 09/12/2007 09:51)
xxx:

:-D:-D:-Dizay fandraisan'i karianh azy na latsa na hevitra mahomby no omeko!
atao inona fotsiny ary ilay sakana e!
efa mi agressé anao ve izy tsy hosakanana atao miampanampana any ilay olona fa eto indray ianao no mbola mandefa hafatra ho azy....tsy vao maika hataony....otran'ny mangaro-biby andavaka.
aza mora miasa saina e!:-* ento miadana ihany.:-D
Tsy ho azy irery!!!

28. karinah ( 09/12/2007 09:53)
karinah:

Miarahaba an'i bonanga, izay mandefa hafatra amiko matetika izay manafintohana ahy ny hafany, satria tsy misy azoko na ny kely aza ny tiany hotenenina!!!
Ohatra momba ny sujet: Tadidinao ve?
ny vontoatony:
Izaho le mpi-chat taminao...
Ny mampikorontan-tsaina dia: rehefa hanontaniako izy oe iza ianao? ny adresse mail-nao , dia tsy mety milaza izy.
Ohatry ny fananankorotana saina fotsiny ny votoanton'ilay hafatra ataony,:o , ka na dia hosakanako tsy ho afaka handefa hafatra amiko itsony aza ianao dia izaho miteny aminao ry Bonanga fa aoka tsy hisy intsony ny tahaka izany ny amin'ny manaraka satria mety hiova ps Ianao dia hamerina indray,tsy izy irery fa na ps iza na ps iza ka manao ny toy ny ataony ka raha toa mbola misy io fandrebirebena saina io dia Miala tsiny aho fa voatery hataoko copie ilay hafatra ary Hanaovako FITARAINANA izany satria HAFATRA FANDREBIREBENA SAINA.:o
karinah

29. karinah ( 09/12/2007 09:54)
NB: nisy ps 3 na 2 tsy tadidiko na 3 miaraka amin'i bonanga fa efa nosakanako, izay no itenenako hoe aoka tsy hisy intsony.
30. karinah ( 09/12/2007 09:55)

31. xxx ( 09/12/2007 10:30)
karinah:

NB: nisy ps 3 na 2 tsy tadidiko na 3 miaraka amin'i bonanga fa efa nosakanako, izay no itenenako hoe aoka tsy hisy intsony.

ny fahitako azy ry karinah dia olona iray ihany no mandefa hafatra tsy mamely aminao izany, fa hoy ianao hoe tsy ho azy irery ny hafatra napetrakao...tsy dia hitako loatra izay tombotsoa sy handaniana andro amin'ny fanaovana izany ato ka mino aho fa tsy ny namana rehetra no manao an'io fa olona iray ihany angamba.....
nahoana ianao ihany no mahazo izany ny hafa tsy mahazo.....tsara izany rehefa nosakananao ny efa nandefa hafatra toy izany..izay ihany ny fanafodiny mba tsy hampisavoritaka ny loha, indrindra fa olona mila mikorotona loha hoatra anao dia aza mandany andro akory amin'ny famaliana ny hafan'izay mpila vanony any na fanazvàana fa savy dia sakano tsiky rano be izao....aza ankasarotiny ny fiainana fa zay zavatra tsara ihany hankafizina....mazotoa misera!:wink:

32. xxx ( 09/12/2007 10:33)
indrindra fa olona mila mikorotona loha hoatra anao= indrindra fa olona mora mikorotana loha no tiko lazaina eto...
33. xxx ( 10/12/2007 07:58)
nanao xxx ve i bonanga ? =))
34. Mannou ( 10/12/2007 08:30)
karinah:

Miarahaba an'i bonanga, izay mandefa hafatra amiko matetika izay manafintohana ahy ny hafany, satria tsy misy azoko na ny kely aza ny tiany hotenenina!!!
Ohatra momba ny sujet: Tadidinao ve?
ny vontoatony:
Izaho le mpi-chat taminao...
Ny mampikorontan-tsaina dia: rehefa hanontaniako izy oe iza ianao? ny adresse mail-nao , dia tsy mety milaza izy.
Ohatry ny fananankorotana saina fotsiny ny votoanton'ilay hafatra ataony,:o , ka na dia hosakanako tsy ho afaka handefa hafatra amiko itsony aza ianao dia izaho miteny aminao ry Bonanga fa aoka tsy hisy intsony ny tahaka izany ny amin'ny manaraka satria mety hiova ps Ianao dia hamerina indray,tsy izy irery fa na ps iza na ps iza ka manao ny toy ny ataony ka raha toa mbola misy io fandrebirebena saina io dia Miala tsiny aho fa voatery hataoko copie ilay hafatra ary Hanaovako FITARAINANA izany satria HAFATRA FANDREBIREBENA SAINA.:o
karinah

Fa maninona ary no betsaka mitaraina am toejavatra ohatr'izany, zay vo manomboka tsy azoko oe maninona le olona sasany manao anzany.

35. karinah ( 10/12/2007 14:19)
xxx: angamba mety olona iray ihany marina, misaotra !:wink:
36. Valala ( 11/12/2007 04:44)
Ary za otrany nanoratra tato omaly d toa tsy hitako izay nalehany, sa diso za.:(:(:(:( sa mety tsy lasa angamba
37. xxx ( 11/12/2007 16:47)
avereno soratana e!:wink:
38. karinah ( 12/12/2007 02:33)
xxx:

ka olona efa mi agresser ahy sy manompa ahy eo ve tsy hosakanako avy hatrany.....
tsy handany andro hanao an'izany aho ry karinah fa tsy izaho izany fa mba hevitra tsy hampivadika atidoha loatra anao no ilazako io....efa hoe mahalasa adala raha ny adalan'izao rehetra izao no raisina am-po.....tsotra fotsiny rehefa hitanao fa tsy mamely ny hafatra dia sakanana indrindra mi agresseé sy manadala am resaka tsy hidirana...atao inona fotsiny ny sakana....tsy mila valina sya hametrahana fanontaniana akory izy.
pff....., hafatra 1°Indridra no nisy agression, de tsy novaliko ka hovalina awona e!:o
avy eo izy nanohy dia tiko fantarina oe iza le manoratra D tsy mety niteny ny contact-ny izy! .

39. karinah ( 12/12/2007 02:37)
ory xxx a! efa blésée) zah namaky le hafatrany 1°, tsy nosakanako satria tiko ho fantatra ny momba anazy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6507