ny propagandy androany dia nahita taratra fa samy nahavory olona ny roa tonta ary hita fa izy roalaahy no tena hifanandrina amin'ny fakana ny sezan'ny ben'ny tanana an'Antananarivo
na teny Mahamasina na tena Antsonjombe dia samy feno hipoka ny toerana ! samy nafana ary samy artista nanana ny lazany avokoa no nanamafy teny
ny nampalaelo fotsiny angah dia izao tokony tao Alarobia ty TGV fa tsy nahazo nanao tao indray ka nafindra teny Antsonjombe nefa vao maika nahazo olona
arak'ilay lohahevitra anakiray ary hoe inn marina no atahoran'ny tim andry tgv fa tao sakatsakanana ry lerony
d miandry ny amin'ny alarobia zahay e