vhv tia lhl au secour

1. sitlo ( 06/12/2007 16:00)
Za aloha dia tsoriko fa tsy dia kopy mihitsy hoe tara iny sipa iny sa tsia.
Dia izay no anontaniako hoe ahoana no ataonareo rehefa mba misy lhl revirevenareo.
Ankoatra ny style vazaha ilay tonga dia miteny direkta be ireny.

Ny ahy matetika raha vao tsy am-bava ny resaka dia efa lasa foana ilay olona izay aho vao tonga saina.
Saingy indrisy efa lasa ny alika vao manangom-bato :-D
répondu par xxx le 14/03/2008 13:59
2. sitlo ( 06/12/2007 16:08)
Ankohatra*
3. mzksoa ( 06/12/2007 16:09)
avy eo:cry:
zao atao: mitsikytsiky @y foana,
manao pozy milay be foana,
manao interessante e,
mi-aborder resaka aminy foana, anontaniana ny heviny,
mody mindrana zavatra any aminy (boky,..)
manao akanjo kely d rehefa miaraka aminy harivariva d maka ny pull-ny("mba omeo ahy ny akanjo amboninao fa za mangatsiaka fa omeko rahampitso"):{
tonga d poainsa satria mbola tsy maintsy ahita azy indray e
d :* :-D :-D :-D

marina anie zany e

4. salmo1 ( 06/12/2007 16:57)
sitlo:
Za aloha dia tsoriko fa tsy dia kopy mihitsy hoe tara iny sipa iny sa tsia.
Dia izay no anontaniako hoe ahoana no ataonareo rehefa mba misy lhl revirevenareo.
Ankoatra ny style vazaha ilay tonga dia miteny direkta be ireny.

Ny ahy matetika raha vao tsy am-bava ny resaka dia efa lasa foana ilay olona izay aho vao tonga saina.
Saingy indrisy efa lasa ny alika vao manangom-bato

Ny sipa tena tia, rehefa mazoto manantona any elahy sy manakaikikaiky any elahy, dia tara train izy no marina. Fa tsy sahy miteny direkta ''tiako elah'', fa mihanahana raha tena mirevy any elah izy.

Ny hataony elah fotsiny, dia manidy vava tsy miteny oa oe: ''tiako ianao''. Fa izao aloha hatao: tambatambazo , homeo fahatokisana, hampireveo, hadaladalao, hampitsikio fa amin'ny farany hitambatra ihany ny (l)(l) (fo anakiroa).

Tsy dia fomba loatra lay vao mahita kôfy, na Jôba, de miteny direct oe: tiako ianao, na handao hanao.. rehefa manikitikitika ny fo sy maso:-P
Fa na dia nanana fitia tao amin'ny elah aza izy dia lasa tsy nanana tampoka indray.

Milamina fotsiny leisy de ho poinsa io ah.

;-)
5. naughtyboy ( 06/12/2007 17:22)
salmo,ary ela ty nga nanaraka cours accelere tany ho any, fa otrany misy heviny zany ny kozinla:-D:wink:
O rasitla a, ny koboko kalo de arakaraky ny vhv io fa @ akapobeny ny mpihaza no mila mahakobo ze zv tiany ny hazaina satria matetika tsy hibabaka @ ela zany ny sipa oe reviko enao na zao no tiko any aorina iny refa potika tsikelikely @ la le sipa vao sahy miteny any zany
6. kallie ( 06/12/2007 17:25)
refa manisitrisitra tongotra am tany d lé manao sarokenatra reny e, hihihi
7. xxx ( 06/12/2007 17:35)
naughtyboy:

salmo,ary ela ty nga nanaraka cours accelere tany ho any, fa otrany misy heviny zany ny kozinla:-D:wink:

:-D:-D:-D:-Dmarina izany§!


8. sitlo ( 06/12/2007 17:58)
Marina izany.

Fa izao, ialahy ange tsy hoe hikoty eh. Raha hikaoty indray tsy miraharaha hoe tara amin'ialahy ilay sipa na tsia.
Fa ilay izy ohatra ny hafahafa izany. Ohatra ny misy point izany hoe raha tsy kaotian'ialahy amin'iny izy dia tezitra.
Ohatra, tamin'ny mbola tany Ankatso dia nisy sipa akamako be izay. Miara-misakafo sy mihomehimehy eny. Dia indray andro izay dia niresaka tamin'ny kaofa akama be dia be aho dia tonga avy any izy, tonga dia nosakambininy aho, dia avy eo nofeheziny ela be teo. Dia tsy nisy niteny daholo ny kaofa, za koa aza tsy niteny. Dia avy eo aho niteny zavatra tsy important, fa ohatra ny manao ahoana sns... Dia niteny ny diany izy dia nanao veloma.
Fa taorian'izay dia tsy nety nifandray tamiko mihitsy izy. Mamaly tel fa tsy dia misy ambara (cold hoy anglisy). Dia mahita haleha foana rehefa mifanena...
Taty andafy aho vao notenenin'ilay namany tamiko hoe tara be taminao iny sipa iny.
9. pissoa ( 06/12/2007 18:02)
:-D:-D:-D:-D:-D
10. sitlo ( 06/12/2007 18:22)
[center][/center]
11. pissoa ( 06/12/2007 19:32)
:-D:-D:-D
mampime anah le hoe tonga dia nosakambininy dia nofeheziny ela be teo ... :-D
12. xxx ( 06/12/2007 19:42)
Vhv tia vhv zany tsy au secour ntsouny @ rasitlo?? :-D:-D:-D:-D

Raha vhv tsy ho kotina, inn mou no iasana saina @ zany na ho tezitra eo aza izy. Raha za ve ohatra izao tara @ Andry TGV nefa tsy raharahiny, inona ary no ho afaka ataoko eo?

Raha toa ka namako kosa klou sitlo nefa tsy raharahiny mintsy za dia :
- avelako any ny penina dia mampiasa pensilihazo indray :) (satria za be ambom-po)
- ataoko izay azahoana ny fony sitlo, manao metimety foana, sariaka, mianatra be raha bosista i sitlo, mody be vazivazy raha tia mimeme sns... , rehefa tsy hikoty @ zay dia efa tsy hanao mihintsy izany fa aleo mampiasa feutre ndray , lany andro eo fotsiny tsinn. Fa raha manao approche klou i penina dia ariko doly ry marqueur sy ny feutre e lol lol
:-D:-D:-D
13. sitlo ( 06/12/2007 21:16)
inn mou no iasana saina @ zany na ho tezitra eo aza izy

Akama io koa, mba mampalelo ihany ny akama hoe mangina tsy miteny.

Raha toa ka namako kosa klou sitlo nefa tsy raharahiny mintsy za dia :
- avelako any ny penina dia mampiasa pensilihazo indray :) (satria za be ambom-po)

Ka za ve nahalale, zay ndrindra no ametrahako fanontaniana.

- ataoko izay azahoana ny fon'i sitlo, manao metimety foana, sariaka, mianatra be raha bosista i sitlo, mody be vazivazy raha tia mimeme sns... , rehefa tsy hikoty @ zay dia efa tsy hanao mihintsy izany fa aleo mampiasa feutre ndray, lany andro eo fotsiny tsinn. Fa raha manao approche klou i penina dia ariko doly ry marqueur sy ny feutre e lol lol

Fa ikala izany no tsy nahay sa izaho no donàka fa tsy tany mihitsy ny coco-ako. Za mba nieritreritra hoe mpiakama fotsiny ohatra ny akama rehetra.

Mba mahagaga ahy mihitsy ilay hoe rehefa tsy miaraka dia misaraka ohatra ny tsy mifankahalala.

Fa aleo tsy atao any ny resaka. Efa nandeha moa izany ny style mzksoa sy xxx, pissoa nody fanina :-D, fa mba tohizo ilay sns... fa io mihitsy no tiako ho fantatra.

salmo> marina kosa aloha iny.
14. simplex ( 06/12/2007 22:15)

salmo,
bien less ee =D=D=D

sitl,
refa manao zavatra tsy fataony @la izy, dia tian'la izy zay :P
kop'ela ;-)
15. pissoa ( 06/12/2007 22:20)
sitlo:
pissoa nody fanina

tsisy fika e ... miandry ny rariny eny fotsiny :cry::-D:-D:-D
16. vale ( 06/12/2007 23:21)
pissoa:

:-D:-D:-D
mampime anah le hoe tonga dia nosakambininy dia nofeheziny ela be teo ... :-D
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D pissoa!:lol::oops:


17. ikaretsaka ( 07/12/2007 00:10)
sambasamba za mba niombon-kevitra @ salmox
18. kelly13 ( 07/12/2007 07:56)
ka ny vhv kou nge refa hitany nareo lhl fa mitavozavoza d mba lasa kou izy mijery hafa tsy mitavozavoza e, ôtranareo iany io oe refa tsy mety kôtina le sipa d lasa mitady hafa nareo; tsetsa² kely iny

19. xxx ( 07/12/2007 08:14)
o ra sitla

raha mba hampiresaka elah an
zay nge no itiavako an'là @ (l)ko manontolo e ;-)



avia aty feheziko kely elabe moa e !
20. kiadi ( 07/12/2007 12:36)
very ah fa lasan'ny stilo le saika ho tiko :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1985