vhv tia lhl au secour
21. sitlo
(
07/12/2007 14:11)
Mbola vao "saika" aza izany.
xxx> afapo
kelly> mba teneno le teknikanareo fa aza ilaozanaa mitavozavoza eo
kay koa moa kallie efa niteny teknikany, six

25. Stretch
(
07/12/2007 20:24)
taraiky ndray a vô nahita an-ty klé:{
zany ko ve lesy de atao fanotanina lesy ry cheri cheri :wink:
:-D refa le izy mody manoratsoratra am tany iny , tavela izy zay , de eo amzay le we , afaka miaraka mba hiprandra 1 vera ansabla ve tsika e !:-D sa kafé :-D na le mangataka mimerô :-D

26. sitlo
(
07/12/2007 20:49)
kay ohatra an'i kallie daholo ihany :-D
dia ampio fa tsy maintsy mbola misy. Ohatra fantatro koa: raha eo ambony latabatra ny tanany, ka tsindriny amin'ny tanany. Tonga dia kopy fa ;-).
Fa ilay mangataka mimero efa vazaha be. "za tia hiresaka aminao fa ny namako izao efa handeha fa ity ny numeroko dia i ... no anarako".

28. sitlo
(
07/12/2007 21:04)
Ka mba teneno koa.
Za nge tsy zero fa mba efa demi eh. Fa saingy ny reflex-ko foana no tara dia manimba zavatra. Efa lasa ilay olona zay vao, hay ve eh.

29. Stretch
(
07/12/2007 21:14)
ny an là zany clingnotant apres intersection . :°)
zoaezianiversera apré le daty :-P
zoaezianiversera apré le daty :-P
30. sitlo
(
07/12/2007 21:20)
Latsao indray koa. Hita ny olona fa mba efa mikotrana.
Nareo koa ve rangala mila genagenaina be vao tamana. Mila hoe galant ehh, charmant ehh, tsy be kibo eh ... :twisted:

32. sitlo
(
07/12/2007 21:36)
koa raha tsy kiady aho koa, efa nitaraina mihitsy izy io ambony io :°)
33. naughtyboy
(
08/12/2007 15:41)
:-D:-D efa tsara kalo nahita ny lesoka tsy nety rah nisy fahatarana ny reflex oh. de anjamo afainganina kely ndray ny reaction @ manaraka defa omany deny zao ko ny vato itorahana ..
34. xxx
(
25/12/2007 01:55)
njainjay ref tena tara ny sipa na de lé maotina teo aloha aza lasa sahisahy
za zao de zany: tena tara b za d sahy napresakade izy koa tonga d napresaka b tonga dia vao nampiresainy d zakany h@ farany
fa tsss raimkely za d tsy tiany tsony lool
mapalelo za ô

35. xxx
(
29/12/2007 08:35)
matetika alo za ref misy bandy tiako d za be resaka b e!! na ko hoe miteny mafy b za mba miatirer ny atentiony, na koa mijery matetika any @ny,za en generale za be resaka d mitsiky fona, indray2 lasa miteny2 fona :-D:-D:-P
37. xxx
(
14/03/2008 13:59)
za d simb b @na kofy ray zay f tena tong d coincée b vo maita anazy. d mandrevy2 ftsn sisa.
sad ts maay manararôtra ocazion mits: nendrasany ah t@ndray andro andeh hody zay, ay kay za nirahin'ny tao atrano d ts afaka niray lalana taminy d ts ampy 50metre d nifanao veloma. efa vita iny zay vo tonga saina oe tak'zay za ts nandeh tany @le nanirhana anah, otr'zay mba niray lalana kely ndray klo.:roll: