tsy kofehy lehibe
1. xxx
(
05/12/2007 16:16)
"didiko fehy lehibe" no izy fa diso ny hoe : didi-kofehy lehibe.
Ny dikan'io dia hoe : "Izaho no fehy lehibe ka izay didiko ihany no tsy maintsy tanterahina".
Somary mankarary maso ny mahita an'ilay izy miverimberina indrindra rehefa mafana ny resaka politika. :^)

répondu par ikaretsaka le 12/12/2007 03:19
3. sitlo
(
05/12/2007 22:00)
dain
nefa ny tadidiko hoe:
"didi-kofehy lehibe"
Izany hoe ny kofehy lehibe indrindra no mamehy rehefa mamatotr'etana.

4. simplex
(
05/12/2007 22:18)
ka izany ve tsy otran'ny botabota sy botrabotra ihany e :)
otran'ny hoe akoho gasy sy akoho borbonezy :@
5. lapino
(
05/12/2007 22:25)
sitlo, "didin-kofehy" sa "didi-kofehy" ?
simplex:hmmm, Tosy sa Francia ? :-P:-D:-D:-D
otran'ny hoe akoho gasy sy akoho borbonezy :@
6. ikaretsaka
(
05/12/2007 23:23)
ny ahy koa letsy ry sitl di aizay..
hoe ny kofehy lehibe tsy mipotsaka ny entana rehefa fatorana ny nahalalako azy!
Ny "kofehy" @ fiteny sasany dia "tady" no dikany
Didi(na) (amin'ilay hoe mihodidina-manodidina )
dia raha kofehy kely ny ampiasainao dia ahodina ka ahodina ka ahodina (jereo ny famatorana bôl sasé) rehefa ratsy fatotra anefa iny dia mipotsaka foana, sady tsy mitazona ny kofehy!
Fa raha kofehy lehibe tsy mila manodina betsaka fa kely dia efa mahafehy!
(Azo ampitovizina @ famatorana ny entana eo ambony taxi brousse koa io!)
jereo fa rehefa le tady mahazaka be ny ampiasaina dia sady voafatotra ny entana no tsy miodikodina be rehefa mamaha azy !
dia ara-keviny izany:
Rehefa kofehy lehibe no manodidina ilay zavatra dia tsotra nefa mafonja sy mahafatotra , sady tsy afaka mihetsika intsony ny entana
fa raha kofehy kely dia eo aloha ...

7. Mandefitra
(
06/12/2007 07:01)
raha vao didina + kofehy dia lasa didin-kofehy zay
Ka mitombina kokoa amiko ilay hoe didiko fehy lehibe => zay lehiben'ny fifehezana no mandidy

9. ikaretsaka
(
10/12/2007 02:39)
Mandefitra:
raha vao didina + kofehy dia lasa didin-kofehy zay
Ka mitombina kokoa amiko ilay hoe didiko fehy lehibe => zay lehiben'ny fifehezana no mandidy
mihodidin-kofehy lehibe= zavatra saro-bahana zavatra important. zavatra tsy tiana ho vaky
10. xxx
(
10/12/2007 06:09)
samy misy dikany samy manan-danja noho izany samy azo ampiasaina ary samy marina izany ireo.
11. xxx
(
10/12/2007 07:54)
xxx:
samy misy dikany samy manan-danja noho izany samy azo ampiasaina ary samy marina izany ireo.
ko angaha marimaritra iraisana daholo ny zavatra rehetra ?
Diso io resaka kofehy io fa vokatry ny tsy fahalalana dia foromporonina araka izay fandrenesan'ny sofina fotsiny. Ny antony dia satria :
- ny kofehy tsy mandidy izany
- tsy misy ifandraisanny ny kofehy sy ny fanamparam-pahefana : ny kofehy aza tsy manan-tsitrapo akory
Averiko ihany fa ity no marina : "didiko fehy lehibe"
12. pissoa
(
10/12/2007 23:55)
ika : tsy misy hifandraisany amin'ny hoe manodina, mihodina, ahodina ve ny "manodidina" ? Izany hoe avy amin'ny hodina fa tsy avy amin'ny didina ?
voahodidin-kofehy lehibe angamba ...
Amin'ny lafiny iray kosa nefa ry xxx
inona izany fehy ? :oops:
sa faritra ?
Inona no tsy hitoviany amin'ny hoe "fefy".
Raha raisiko amin'ny hevitry Mandefitra sy Ika dia toa mifandray ihany ny heviny ! Ny tsy hitoviany raha ny fahitako azy dia :
Milaza ny tsy fahafahan'ilay entana hihetsika intsony noho ilay kofehy.
Milaza ny fahefan'ilay mpandidy ... tsy mamela ny hafa mihetsika intsony fa "ma(f)ehy". Izany hoe raha averina amin'ilay resak'entana ( :-P:-D ) dia milaza ny fahefana amparin'ilay kofehy amin'ilay entana ity faharoa ity.
:oops::oops::oops:
mihodidin-kofehy lehibe= zavatra saro-bahana zavatra important. zavatra tsy tiana ho vaky
voahodidin-kofehy lehibe angamba ...
Amin'ny lafiny iray kosa nefa ry xxx
Averiko ihany fa ity no marina : "didiko fehy lehibe"
inona izany fehy ? :oops:
sa faritra ?
Inona no tsy hitoviany amin'ny hoe "fefy".
Raha raisiko amin'ny hevitry Mandefitra sy Ika dia toa mifandray ihany ny heviny ! Ny tsy hitoviany raha ny fahitako azy dia :
Ika:
Rehefa kofehy lehibe no manodidina ilay zavatra dia tsotra nefa mafonja sy mahafatotra , sady tsy afaka mihetsika intsony ny entana
Milaza ny tsy fahafahan'ilay entana hihetsika intsony noho ilay kofehy.
mandefitra:
Ka mitombina kokoa amiko ilay hoe didiko fehy lehibe => zay lehiben'ny fifehezana no mandidy
Milaza ny fahefan'ilay mpandidy ... tsy mamela ny hafa mihetsika intsony fa "ma(f)ehy". Izany hoe raha averina amin'ilay resak'entana ( :-P:-D ) dia milaza ny fahefana amparin'ilay kofehy amin'ilay entana ity faharoa ity.
:oops::oops::oops:
13. xxx
(
11/12/2007 14:18)
Ny dikan'ny hoe "fehy" dia mitovy amin'ny "mpifehy" ihany. Ary midika izany hoe : "sefo". Saingy tsy voatery ny sefo fara-tampony anefa fa zana-tsefo. Izany hoe nametrahan'ny sefo fara-tampony na ny mpifehy amboniny fahefana izy fa tsy tompon'ny fahefana feno.
--------------------
Misy fanoratra iray koa hoe : "didiko fe lehibe".
Ny dikan'ilay hoe "fe" no manalasala be, kanefa ohatra ny fiteny ihany ohatra amin'ny hoe : "na hiteny fe zato fe arivo eo aza tsy ahoako".
--------------------
Fa na ahoana na ahoana aloha, tsy kofehy lehibe

14. pissoa
(
11/12/2007 22:23)
Misaotra amin'ilay "fehy".
Hitako mitombina kokoa ilay hoe "ny didiko fehy lehibe". :-D:-D:-D
Ilay "fe" ve tena misy, izany hoe tena izao no fanoratana azy ? Amin'ny teny Malagasy mantsy misy i sy a mifanaraka, na amin'ny feo fotsiny aza fa tsy an-tsoratra, dia indraindray toy ny e no famakian'ny olona azy andavanandro - tsy haiko koa raha misy fitsipika hoe miova hatrami'ny fanoratra. Ohatra hoe Andriamanjato dia lasa hoe Ndrema ny farany :-P Ny hoe tahirizina (avy amin'ny tahiry) - dia toa teirizina no heno rehefa miresaka andavanandro ... (Somary nivoaka ny size fa fanamarihana fotsiny amin'ilay hoe "fe".)

15. ikaretsaka
(
12/12/2007 03:19)
pissoa> mihodidina fa tsy manodidina ka
andao anie handramana hodidinina @ kofehy lehibe nareo dia gejaina mafy dia hita eo hoe ny voahodidin'ny kofehy kely sa ny kofehy lehibe no tsy hahafahanareo mikofoka e:-D