malo gasy & mala gasy
1. niryna
(
17/07/2006 19:39)
Aza atao mankarary fo izany fa izay mahasoa ny rehetra foana no ataovy dia hiadana sy finaritra ny fiainanao.Aleo izay miangatra na manao ratsy any azy ho azy ny azy.Fandalovana ity fiainana ity ka izay mamafy rivotra hitsoka tadio ,izay mamafy lainga fatoran'ny lelany ary izay mamafy voa tsara ,voa tsara koa no ho tohazany .:D
2. salmo1
(
05/12/2007 13:50)
Samy olom-belona daholo isika, malagasy, olony Madagasikara daholo, dia mifanavakavaka be, samy hafa be. (Tsy izaho, fa ianareo samy ianareo ihany no hahitako azy).
Tsapako fa ny malagasy samy malagasy ihany dia misy eritreritra fanavakavahana amin'ny olom-belona, hifarana amin'ny ady hevitra, na totondry amin'ny farany. EGOISTA, RACISMO, GUERRA.
Izay tena mahasoa, tsara hiraisana, mpanakarena ary olona ambony.. ihany no katsainy malagasy hiarahana, hatramin'izao. Ka raha ohatra izany tsy azony dia mety ho zavatra hafa no avôkany.
Ohatra fotsiny ity dia hahitako azy:
Misy lay vendrana be ireny, mijaly amin'ny fiainany sy ny mpiara-monina aminy aty ampitan-dranomasina, dia mahazo 19 foana any amin'ingahy rahery tompon'andraikitra, satry i hery sy ny serasera no mba fantany sy hantokisany amin'izao tontolo izao, na dia efa tsy manao ny tsy mety sy rariny aza izy amin'ny sasany, ka efa fantany fa i hery no tena hantokisany ramatoa sy rangahy, dia tsy matahotra izy amin'ny ratsy hataony sy fanenjehana ny sasany.
Ary ny ho katsainy lay olona dia handratra ny sasany ho potika mba hitovitovy aminy ny fiainany izay tsara fivelomana.
Ny fahavalony dia ny olona manana fivelaran-tsaina sy fiadanam-piainana ary ny vita voatra tsara ireny. :lol:
Tena tsy azoko maintsy lay tena toe-tsaina malagasy mitovy amiko, mampieritreritra be ny mandinika azy rehefa tena jereko ny toetrany.
Tokony hijery an'izany ny tompon'andraikitra satry izaho maharay hafatra avy amin'ny namana sasany, fa misy namana tena efa tsy aiko intsony e, ny manazava azy no sarotra.
Misy koa lay tsy manaiky ho antitra, fa miady vitana ho tanora lalandava, dia miteraka fialonana rehefa mahita ny imageny sasany.
Mety tsy voazavako tsara, fa mba miezaha ianareo mahazo ny diniko.
;-)

répondu par niryna le 17/07/2006 19:39
4. karinah
(
05/12/2007 14:40)
:lol::lol::lol: marina ve izany salmo?:oops: misy ho eritreretina!:}:}:}:}:}
5. xxx
(
05/12/2007 20:06)
Iza no tena mpanavaka amin'izao???
Hoy Salmo1 : (Tsy izaho, fa ianareo samy ianareo ihany no hahitako azy).
Misy lay vendrana be ireny, mijaly amin'ny fiainany sy ny mpiara-monina aminy aty ampitan-dranomasina,
Misy koa lay tsy manaiky ho antitra, fa miady vitana ho tanora lalandava, dia miteraka fialonana rehefa mahita ny imageny sasany.
Ary in moa no hidiran'i Hery amin'izany???
Raha mahavita dia mba manaova ho jerena ary eh!!! fa aza dia faly manenjika sy manaratsy ny hafa.

6. fijo
(
05/12/2007 20:23)
salmo an,tsy i hery kosa ngamba no manao izany.i lery hatramin'izay naha tato ahy aloha,tsy mbnola itako hoe nomba olona to a izany.
asa aloha,fa raha manana profo ise dia asehoy eto ho itan'ny rehetra fa tsy mety le avy di amiteny hoe i anona manao izao.

7. salmo1
(
05/12/2007 22:15)
xxx:
Iza no tena mpanavaka amin\'izao???
Isika samy malgache dia mbola manana toe-tsaina fanavakavahana hatram\'izao. Na ambony na ambany, na mpanakarena na mahantra.
;-)
8. lapino
(
05/12/2007 22:33)
Zava-misy lesy io ry salmo1 ary zavatra tsy ho afaka mihitsy a. Dia tsy amin'ny gasy irery koa no misy manao an'io fa amin'ny vazaha sy kelimaso sy arabo sy afrikana sy pôroozy rehetra misy an'izany daholo.
Fa zany hoe mba tsy handratra ny sasany dia mba mody sarontsaromana ny "politiquement correct" ilay izy. :wink: