Alefa @ izay RaFaly ô
1. lagoon
(
03/12/2007 23:50)
http://www.heryrafalimanana.net/index.php
répondu par tontavao le 10/12/2007 19:45
2. Jeankely
(
04/12/2007 09:57)
Na Faly no lany na Andry izay voafidy no solontenan'ny vahoaka. Ny andraikitra miandry mbola betsaka fa tsy ny ivelany ihany akory no jerena fa ny sehatra sy ny elakelatrano rehetra. Tsy mety ny tapimaso fotsiny na madio ivelany sahala ny fasana.
3. maisotra
(
04/12/2007 11:20)
Aleo mba tsy ho TIM, Intsony indray no mba hitondra ny tanana fa manjary tsy misy fiovana mihintsy ny fomba fijery eh!, Manao diantongotr'omby ka ny lalan'ny aloha ihany no arahin'ny ao aoriana
4. reve
(
04/12/2007 13:45)
ny mety olana raha toa ka tsy TIM no eo dia mety hisy ny conflit madinika eo am be ny tanana sy ny fanjakana foibe tsy hitarina lava be ny resaka fa logique kely fotsiny no jerena mety samy hanana ny fomba heveriny hapandrosoana ny tanana de ny hiafarany tsy mandroso ilay tanana ! koa aleoko ra izaho mifidy izay afaka miara miasa am fanjakana foibe sady efa hita ny asa nataony!koa Alefa @ izay raFALY ô!
5. patrick2002
(
04/12/2007 18:47)
raha tena tany tandalana i madagasikara ,ka manaja ny BONNE GOUVERNANCE ny mpitondra ,dia tokony hiara hiasa @ izay be ny tanana voafidy eo na TIM na tsia ,na MERINA na tanindrana ,na andrina na andevo ,na ngita volo na tso-bolo,na tsalo na bomanga
Ka izay no hataoko hoe mba aleo indray Andry no ho lany dia ho hita eo na hanao antsonjay nba hanaiky hiara hiasa aminy .
Ka izay no hataoko hoe mba aleo indray Andry no ho lany dia ho hita eo na hanao antsonjay nba hanaiky hiara hiasa aminy .
7. tontavao
(
10/12/2007 19:45)
MINOA FOTSINY IHANY
FAHAMARINANA SY FAHAMASINANA
ANGANO SISA IREO VOATANISA IREO
MANGALATRA
MANGADRA
MAMONO
IO INDRAY NO TANTARA VAOVAON'NY TIM
FAHAMARINANA SY FAHAMASINANA
ANGANO SISA IREO VOATANISA IREO
MANGALATRA
MANGADRA
MAMONO
IO INDRAY NO TANTARA VAOVAON'NY TIM
