ampio e

1. miora17 ( 29/11/2007 10:12)
slt daolo e mba andefaso hira fanao à krismasy ry reto za le mba mietsiketsika sy gospel reny izy na variete tsotra zanya de merci daolo e
novalian'i sarobidy ny 01/12/2007 06:26
2. diamondra27 ( 29/11/2007 14:39)
le ao @ fivavahana nomeko ngah tsy mety
jereo any

3. diamondra27 ( 29/11/2007 14:42)
www.radiogospel.fr
http://www.dailymotion.com/playlist/x646a_masombahiny_hira-masina/video/x39z7t_raiso-jesosy-fefi
4. sarobidy ( 01/12/2007 06:26)
akaiky marina ny fety an! zahay ko ary retsy efa manomana ry diams
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0347