Fiangonana sy fasana
1. xxx
(
28/11/2007 17:01)
Inona kay no hitovizan'ny trano fiangonana sy ny fasana
répondu par fijo le 28/11/2007 22:39
3. ikaretsaka
(
28/11/2007 17:07)
tssss izany koa dia tsy hay...
samy misy lakroa!
ny maha samihafa azy= ny 1 velona mitsangana sy mioetraka ny ao anatiny, ny 1 maty midaboka:-P
na tsy fiangonana kristianina kay dia mety koa: taj mahal ohatra mitovy @ fiangonana hindou sasany

5. ikaretsaka
(
28/11/2007 22:36)
:-D tssssss
fasana taloha kosa tsy misy lakroa fa vato fisaka ny eo e