Ampidiro aloha ny tenimiafina
Fiangonana sy fasana
1. xxx
(
28/11/2007 17:01)
Inona kay no hitovizan'ny trano fiangonana sy ny fasana
2. pissoa
(
28/11/2007 17:07)
samy nataon'i xxx teto amin'ito size ito :-D:-D:-D:-D:-D
3. ikaretsaka
(
28/11/2007 17:07)
tssss izany koa dia tsy hay...
samy misy lakroa!
ny maha samihafa azy= ny 1 velona mitsangana sy mioetraka ny ao anatiny, ny 1 maty midaboka:-P
na tsy fiangonana kristianina kay dia mety koa: taj mahal ohatra mitovy @ fiangonana hindou sasany
4. fijo
(
28/11/2007 22:18)
samy misy lakroa,fa ny iray hanofisana ny dia hoany amin'ny anakiray.
5. ikaretsaka
(
28/11/2007 22:36)
:-D tssssss
fasana taloha kosa tsy misy lakroa fa vato fisaka ny eo e
6. fijo
(
28/11/2007 22:39)
hi h i ka izao efa tsy taloha ko