Homeopathie

1. ikaretsaka ( 27/11/2007 17:52)
fa maninona tokoa kay (inona ny antony) mahatonga ilay heo tsy hazo raisina 2 tanana ireny granules ireny?
répondu par ikaretsaka le 29/11/2007 19:03
2. majakely ( 28/11/2007 08:12)
de tsy azo atao amin zavatra metal koa !!ye manampy olana fa tsy namaly je sais ,je sais:P
3. booboo ( 28/11/2007 08:14)
Majakely > hihihihi
4. ikaretsaka ( 28/11/2007 15:42)
za ko vao saika hanampy fa misaotra an'i Majakely!
boob's .. ndry nga tsy manao 'omeopatie
5. booboo ( 28/11/2007 15:52)
Ikaretsaka > Efa vita t@ faran'ny été teo, hiatrehana ny hatsiaka ouz Radoko ...
6. ikaretsaka ( 28/11/2007 17:01)
tssssss.... tokony mba nanontaniana i doko hoe fa maninona ilay izy no tsy azo ashena metaly sy rock (raoka=raofina) @ tanana fa kilalaka sy tsapika (kay mo plastika ) ihany!
7. xxx ( 28/11/2007 17:30)
mitsonika dia mety misy réaction chimique ka inona ary

jereo fa boule kely ohatran'ny inona iny raisina @ tanana, indrindra raha tanana mafàna ve hisy taela intsony
8. ikaretsaka ( 28/11/2007 18:07)
izany heo raha azoko tsara izany dia ilay plastika tsy manome reaction?
9. bichette ( 29/11/2007 08:07)
ny fahalalako azy dia satria misy reaction chimique. Ohatran'izany ny tongolo lay rehefa anamboarana fanafody dia tsy azo voasana amin'nty antsy vy, tsy azo tsabahana amin'ny sotro vy fa tonga dia mivadika maintso . Dia misy reaction chimique angamba
10. ikaretsaka ( 29/11/2007 19:03)
misaotra fa mazava
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1946