tanjona 2008

1. LazaDaddy ( 27/11/2007 08:42)
Tsy sanatria mitady sitraka aho akory fa ho famporisihina anareo namana.

Nanontany antsika namana aho tamin'ny fiandohan'ny taona hoe miisa firy ny olona tsy mahafantatra an'i Jesosy kasainao hitoriana ny Filazantsara amin'ity taona ity?

Ny tanjona noraisiko ho ahy araka ny nambarako dia 60. "Noho ny fahasoavan'Andriamanitra" dia vita tokoa izany, eny mihoatra lavitra aza. Saingy 19 tamin'izy ireo ihany no "tany lonaka" nandray ilay voa nafafy.

Ahoana indray ny tanjonao amin'ny taona ho avy? Raiketo an-tsoratra sy ento amim-bavaka mandrakariva ary mivonoana fa betsaka ny sakana sy ny "sacrifices".
répondu par prime le 07/12/2007 13:44
2. andreasr ( 27/11/2007 12:08)
za aloa mbola tsy nitory teny mihintsy atry zay niainako e fa mahita an\'ireny olona makaty antranonay reny a an dia mba lasa saina ihany hoe fa maninona anga no tsy olona mbola tsy mafantatra an\'Andriamanitra no toriniry zareo fa olona efa mpakany ampiangonana e? félicitation ho anao ihany aloha ry lazadaddy an
3. fahamarinana ( 27/11/2007 12:31)
:arrow:Misaotra ny Tompo lehibe izany fa tanterakao ny tanjona nirinao.Ny ahy ihany koa dia mbola tsy mahay mizara,tsy mahay mitory teny,mbola mianatra fa ny tanjona mba niriko dia ny hanovan'ny Tompo ahy ka ho tonga be fitiavana,tsy mora misondrotra,miantra sy malahelo olona,ahay handefitra na dia mihevitra fa manana ny rariny.Sincèrement dia tsy mbola tanteraka ny tanjoko,nisy fiovana fa kely dia mbola ho aroso eo amin'ny Tompo ndray amin'ny taona vaovao manaraka e.Tsy kivy fa Izy no hanova ahy tsikelikely eo.(l)
4. ikaretsaka ( 27/11/2007 16:16)
ny ahy tena tsy fitoriana fa hanaovana asa soa na ny mahafantatra na ny tsy mahafantatra dia eo @ asanao no hahaliana azy hanontany anao..
ny ahy ilay hoe "aiza ianao ry Tompo no mitoetra?" no tiako ho ataon'ny olona (jereo ao @ Joany1 38 ao)

Liana izy amin'izay fa tsy izaho no hi forcer olona tsy liana mba ho liana hanaraka ny inoako!

2008-2009 aho raha sitrak'Andriamanitra dia any Andralanitra indray, Asa, trano firy indray no ho voatsangana fa ny ahy tsy asiako tanjona loatra fa "izay tia manaraha" hoy Rasamy Gitara izay

Fa alohan'izay, hamangy an'i LD any aho @ WYD (JMJ) 2008:wink:
5. fijo ( 27/11/2007 22:31)
mba hamafazo letsyaho ry laza an,fa tsy teny an,
6. ikaretsaka ( 27/11/2007 22:42)
nga heverin'ialahy fa vola no afafin laza!?
:roll:
efa niteny aho izay sao hoe manantena tsy misy eo an
7. fijo ( 27/11/2007 23:18)
andrasana aloha ko;sao mba...
8. Rasiligaoma ( 28/11/2007 03:23)
ny akanjon'ny convertis no miala any ve?:{
9. fijo ( 28/11/2007 22:30)
avy dia hialako pas re zay ka
10. ikaretsaka ( 28/11/2007 22:41)
tssss angony dia amidy eny @ fripy... vakbal!
11. fijo ( 28/11/2007 22:43)
tsy tian'ny olona ireny ko,sa ny sekta?
12. ikaretsaka ( 28/11/2007 22:46)
ie.. any mandeha...
efa nandrava tsena ho'zy ela izay dia ravao ny tsenany..
midira de ataovy "hoe.. eo le soutiens sy aty akanjo e... aty madama ampahafolom-pananana mahazo anankitelo an"
13. fijo ( 28/11/2007 22:51)
aleo fa rah aizay ,avy dia eny antanin'anandrano no hitondrako azy.ary hokalabe indray fijo le
14. ikaretsaka ( 28/11/2007 23:35)
ary rehefa dinihina hahay miara miasa ihany i fijo sy LD na samihafa fiheverana aza @ sobjektra sasany an:wink::°)
15. fijo ( 28/11/2007 23:36)
za misokatra raha vao ahitana vokany ka
16. niryna ( 29/11/2007 07:07)
Ny ahy ny tanjoko dia mizara ny tenin'Atra ho an'ny rehetra ary dia hisaorako amin'ny Tompo izany fa vitako tokoa. Miezaka hatrany ny ahalala ny tenin'Atra aho ary mijoro sy misaotra Azy ny fahasoavana nomeny ahy hatrany sy ireo izay olona njaly aram-panahy ka niezahako novonjena tamin'ny vavaka sy ny toro-hevitra izay mba fantako, eny na dia nihaino fotsiny ihany aza aho dia efa zava-dehibe ho ahy izany fotoana nomeko azy ireo izany.
17. ikaretsaka ( 29/11/2007 17:40)
ary hono ho'aho ry niryna, raha "mizara" ho anao..
euh mandray ny avy any @ hafa ho anao manko e..indray no ataonao?
18. fijo ( 29/11/2007 23:18)
ny ao anaty baiboly ihany ve le tenin'andriamanitra sa misy hafa koa???
19. ikaretsaka ( 30/11/2007 04:05)
efa hoe ovly le fiteny ry fijo fa tssss
ataovy hoe
"atontam-boky mirakitra ny sasantsasany @ ireo tenin'Andriamanitra voasoratra izay navondron'ny katolika t@ kaonsilin'i nicea ka naravony ho boky"

Izay no mahalaza azy marina sy mazava!
20. Mandefitra ( 30/11/2007 05:21)
ikaretsaka ange tenenina hoe mba omeo tenin'i Kristy zahay, azonao antoka fa noteneniny, tiany ho ampitaina @ olona rehetra, ka tsy voaraikitra tao anaty Baiboly ...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1689