tanjona 2008
21. niryna
(
30/11/2007 05:38)
ikaretsaka:
ary hono ho'aho ry niryna, raha "mizara" ho anao..
euh mandray ny avy any @ hafa ho anao manko e..indray no ataonao?
Ka izay no mahatonga hoe raiso izay fantatra fa tsara.Raha miteny aho hoe mino an'i kristy ohatra kanefa ny fihetsiko ,ny fiteniko,ny fahatezerako mbola mivandravandra fa manaraka ny fanao fahiny tsy mbola nandray an'i kristy dia tsy kristiana aho.
Fitiavana no tena zava -dehibe amin'ny fampianarana nomen'i kristy antsika,ka raha izany fitiavana izany no mivadika fankahalana na fanaovana teny fanadrohadrohana ny tenin'Atra dia tsy izy aho izay ary hiverina amiko izany fanontaniana izany rehefa tonga ny fitsarana.
22. ikaretsaka
(
30/11/2007 16:15)
Mandefitra:
ikaretsaka ange tenenina hoe mba omeo tenin'i Kristy zahay, azonao antoka fa noteneniny, tiany ho ampitaina @ olona rehetra, ka tsy voaraikitra tao anaty Baiboly ...
miverena aty aminay dia mahazo encycliques dia mahazo foana e! sady mandray ny vatan'i jesoa:D
sady ianao raha milaza hoe efa misy Fanahy mMsina ao anaty, maninona io no mbola angalana sopapa any ivelany nefa efa Fanahy Masina=A/tra izao no lazainao fa efa ao anatinao?:roll:
sa resak'eh fotsiny?
24. ikaretsaka
(
30/11/2007 22:05)
ka izay no ampianarana azy ny tantara sy ny zava marina hoe santionany aho.. sy ny hoe inona no nitranga marina sy ny natao mba ilazana azy hoe santionany ny ao
26. Mandefitra
(
03/12/2007 10:56)
Inona no tsy ampy ary @ fanambaran'Andriamanitra momba ny famonjen'i Kristy araka zay efa voasoratra ao anaty Baiboly?
Fa raha ny Fanahy Masina mibitsika mangina ao anatiko, ho ahy irery no itenenany, ary ny vavaka mangina asandratra ao ampo, ho Azy sy ho Any aminy, fa tsy revelation ho an'ny fiangonana akory.
Any aminay, sady Tenany no Rany (alatsaka ho anareo ho famelan-keloka) no raisina ka, arak'zay nandidian'i Kristy azy. :)

27. ikaretsaka
(
03/12/2007 19:05)
betsaka lavitranoho ny ao anaty baiboly ny fanambaran'A/tra momban'ny Famonjen'i Kristy!
ary betsaka ny "soratra masina" milaza izany saingy tsy naravona fotsiny!
mba miala @ ny Ignorance sy ny Refus de comprendre ry Mandefitra a .. izany no zava misy marina...
bedebe ny boky sy ny soratra masina momban'i jesoa, fa ireo no naravona vokatry ny konsilin'i Nicea t@ taonjato faha 4...
Konsily= tahakan'i vatican 2 sns=fivorian'ny kardinal sy ny theologiens..!
28. Mandefitra
(
04/12/2007 04:55)
Za nga manda, mety ho betsaka tokoa any, fa zay voarakitra ao anaty Baiboly de efa ampy hoy aho raha ny fitiavan'Andriamanitra sy ny famonjen'i Kristy no dinihana.
De napetrako taminao ny fanontaniana hoe inona tsy ampy? sy ny hoe mba omeo ary, tenin'i Kristy, nolazainy ho an'ny fiangonana sy ny olona rehetra tsy voarakitra tao ...
De napetrako taminao ny fanontaniana hoe inona tsy ampy? sy ny hoe mba omeo ary, tenin'i Kristy, nolazainy ho an'ny fiangonana sy ny olona rehetra tsy voarakitra tao ...
29. Rasiligaoma
(
04/12/2007 05:46)
Ary amin'ny Faran'i Jaona ary:
Jn 21:25---> tsy izay rehetra nolazain'i Jesosy dia ao daholo
2 Thess 2:15; 2 Tim 2:2; 1 Cor 11:2; 1 Thess 2:13---> ni se referer tamin'ny lovan-tsofina i Paoly, ary tsy ny zavatra nosoratana ihany fa ny heno , sns...
Asa 2:42---> fomba Apostolika, izany hoe nindramina sy narahana avy tamin'ny apostoly, izay mbola mitohy hatramin'izao, mihaino ny apostoly sy ny dimbiny, ( .. vicaire du christ) sy manao komonio no narahin'ireo Kristianina
2 Pet 3:16: raha ny soratra masina fotsiny no henoina, dia sarotra ny hahalala sy hamantatra , dia raha misy nanova dia mivilana tanteraka
2 Jn 1:12; 3 Jn 1:13-14 --->Miantehera @ lovan-tsofina ihany koa (traditions )

30. Mandefitra
(
04/12/2007 09:11)
Rasiligaoma:
raha ny soratra masina fotsiny no henoina, dia sarotra ny hahalala sy hamantatra , dia raha misy nanova dia mivilana tanteraka
fa ra lovan-tsofina ve de azo antoka fa tsisy nanova?
Ny teny mandalo, ny soratra mitoetra.
Raha ny marina ny apostoly tsy niala mihitsy t@ fampianaran'i Kristy.Ary zay indrindra no nahatonga an'i Paoly niteny tao @ Gal hoe :
Galatiana 1:8 Fa na izahay, na anjely avy any an-danitra aza, no mitory filazantsara hafa aminareo afa-tsy [manohitra] izay efa notorinay taminareo, aoka ho voaozona izy.
1Kor 1:22 fa ny Jiosy mila famantarana, ary ny jentilisa mitady fahendrena,
23 fa izahay kosa mitory an'i Kristy voahombo tamin'ny hazo fijaliana, dia fahatafintohinana amin'ny Jiosy ary fahadalana amin'ny jentilisa,
24 fa amin'izay voantso kosa, na Jiosy na jentilisa, dia Kristy, Izay herin'Andriamanitra sy fahendren'Andriamanitra
31. prime
(
04/12/2007 10:29)
LD> Sambatra ise raha izany... izaho aloha manana tanjona fa mbola vao any amin'ny fametrahana fototra aho hatramin'izao...:)
Niryna> Sambatra koa ianao raha izany dia mahereza avokoa ianareo... tohizo fa mahaliana sy mahasoa...:)
Mandefitra> Mahereza r'ise a... mba nambarana Ray aman-dReny ahy ity fony izaho notokanana indray andro izay dia ampitaiko amin'ise no sady ambara amin'ny mpino rehetra ihany koa, voasoratra toy izao amin'ny anaran'i Jesosy :
"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satro-boninahitrao." Apokalypsy 3:11

32. Mandefitra
(
04/12/2007 10:51)
Prime> misaotra indrindra @ fampaherezana.
Samy ho tahian'Andriamanitra e, ho eo ambany fiarovan'Ilay Tsitoha, hiara-tsambatra @ ilay Mpamonjy.
Samy ho tahian'Andriamanitra e, ho eo ambany fiarovan'Ilay Tsitoha, hiara-tsambatra @ ilay Mpamonjy.
33. ikaretsaka
(
04/12/2007 13:50)
aza manahy ny ampitso ianareo
sed secundum eum qui vocavit vos sanctum et ipsi sancti in omni conversatione sitis
(1Pie 3:15)
sed secundum eum qui vocavit vos sanctum et ipsi sancti in omni conversatione sitis
(1Pie 3:15)
34. prime
(
05/12/2007 12:31)
ikaretsaka> tsy manahy fa miahy ny an'Andriamanitra... mba ho maro no hovoavonjy...:)
35. ikaretsaka
(
05/12/2007 18:40)
Mandefitra:
fa ra lovan-tsofina ve de azo antoka fa tsisy nanova?
Ny teny mandalo, ny soratra mitoetra.
Raha ny marina ny apostoly tsy niala mihitsy t@ fampianaran\'i Kristy.Ary zay indrindra no nahatonga an\'i Paoly niteny tao @ Gal hoe :
Galatiana 1:8 Fa na izahay, na anjely avy any an-danitra aza, no mitory filazantsara hafa aminareo afa-tsy [manohitra] izay efa notorinay taminareo, aoka ho voaozona izy.
1Kor 1:22 fa ny Jiosy mila famantarana, ary ny jentilisa mitady fahendrena,
23 fa izahay kosa mitory an\'i Kristy voahombo tamin\'ny hazo fijaliana, dia fahatafintohinana amin\'ny Jiosy ary fahadalana amin\'ny jentilisa,
24 fa amin\'izay voantso kosa, na Jiosy na jentilisa, dia Kristy, Izay herin\'Andriamanitra sy fahendren\'Andriamanitra
Raha lovan-tsofina..tradition ... marim-pototra dia azo antoka fa tsy hiova..
ohatra hoe ny paka Jiosy..
I jesoa dia nankalaza io paka Jiosy io an:
niara nisakafo ..ara pomba jiosy izy, ny fanolorana azy, ny fiakarany tany jerosalema mba hankalaza an\'io fony izy 12 taona, ny fanolorana azy tao an-tempoly
I paoly dia nampiasa an\'io imbetsaka, milaza zavatra izy dia mitantara eo ny momban\'izy zavatra iny, na milaza anaran\'olona tsy fantatra (ananiasa ohatra).. taiza ireo nolazainy ireo.. boky inona no nanazava ireo nolazainy ireo?
36. Mandefitra
(
06/12/2007 10:18)
Ny paska efa voasoratra ka ...
Tsy hiadiankevitra lava e , fa araky ny teny nomen'i Prime teo :
"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satro-boninahitrao." Apokalypsy 3:11 :)
Tsy hiadiankevitra lava e , fa araky ny teny nomen'i Prime teo :
"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satro-boninahitrao." Apokalypsy 3:11 :)
37. ikaretsaka
(
06/12/2007 17:13)
tandremo fotsiny sao satroka hafa no voatana mafy nefa noheverina ho satro-boninahitra ary:-D
38. prime
(
07/12/2007 13:44)
ikaretsaka> tena samihafa ny paska jiosy sy ny paska kristiana ka...
Maro ny lovan-tsofina tsy avy amin'ny fampianaran'i Kristy, ohatra :
- krismasy sy noely amin'ny 25 desambra,
- fiakaran'i masina Maria
- fanandratana ho olo-masina
- fitsaràna mialoha ny olona mialoha ny andri farany (inquisition sy ny karazany rehetra)
- fivarotana famelan-keloka... sns maro tsy voatanisa...
Ireny rehetra ireny dia tsy ansian'ny voasoratra fa nitranga noho ny serasera tamin'ny tontolo sy ny kolon-tsaina maro... ary niova sy nivoatra araka ny zava-nisy...