fifaninana mitoraka blaogy

1. ravatorano ( 24/11/2007 16:42)
tohin'ireo fivoriana maromaro natao teto antananarivo momba ny hetsiky ny mpi blaogy izay nandraisan'ny namana serasera dago anjara ary nifanojo indrindra tamin'ny nandalovan'i hery teto antanindrazana dia mikarakara fifaninana "mitorak balogy" ny akama ao amin'ny foko-madagascar izay natao teto amiçn'ny teknet antaninarenina anio sabotsy 24 nov 2007
ireto avy ireo mpifaninana :
http://ravatorano.blaogy.com/
http://ravatorano.blaogy.org/
http://dagoscoot.skyblog.com/
http://sasa.blaogy.com/
http://manjamanja.blaogy.org/
http://manjamanja.blaogy.com/
http://blanche07.blaogy.com/
http://kalaraitra.wordpress.com/
http://falifaly.tsenagasy.com/
ireo zany izahay no tonga tato er
fa dia amin'ny manaraka e
ny mpikambana ao amin'ny foko moa no hifidy izay tena favo e

répondu par sarobidy le 03/12/2007 14:52
2. sipagasy ( 25/11/2007 15:37)
milay e!!!

ka nila nakisaka ihany izany ny rindrina tao?? hihihi tsara be e!!

lasa izao izany e!!! BOMBS!!! hihih izay tsara indrindra e!!!!! mazotoa daholo mampifaninana ny azy, ho hitantsika @ volana janoary ny blaogy tsara indrindra isan-tsokajiny sy ny blaogy nandrian'ny fon'ny mpampifaninana!

http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m474478d413f52
3. sarobidy ( 03/12/2007 14:52)
sipagasy: inona le bombs fa za tena tsy maharaka mihitsy :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4292