Chaise roulante

1. volanaza ( 23/11/2007 17:01)
Manahoana doly
Aiza ny toerana mety ahitana chaise roulante amidy aty mada? Mila adresse mazava raha azo atao, marihina fa za dia olona mipetraka fianarantsoa. Mety ohatrinona eo ny vidiny, raha misy.
Sa ve misy mahalala olona azo indramana dia averina reehfa avy eo.
Misaotra an'izay mamaly
répondu par ikaretsaka le 25/11/2007 12:32
2. endrika01 ( 25/11/2007 10:22)
salut,volanaza!!!
raha ny hevitro de mety any amin'ireny toeram-pitsaboana ireny no misy azy ,lay misy kilemaina sy malemy ireny ,raha tsy izay de eny @ tsenan'ny daholo be.Na le mitaiza antitra koa eee,mety mba hanampy anao kely angamba zay,sy hoan'ireo mipetraka akaiky ireny tranom-pitsaboana ireny.(l)(l)(l)(l)
3. achrafhanna ( 25/11/2007 10:28)
SArotra be izany eee,ary nety ho saro-tadiavina.
any A/be,t@zaho tany no toa misy betsaka an'ireny,tao @le antsoina hoe HOPITALY ATSIMO,misy malemy ireny toa atosika @ reny tao.Raha mandalo A/be ianao ,toy izay handany saran-dalana hiakatra tana.zay no mba hevitra avy aty amiko,asa raha afaka hanampiana anao.
4. ikaretsaka ( 25/11/2007 12:32)
za vo saika hiteny ry achrafhanna
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2199