mason'ny bandy

1. fantsika ( 23/11/2007 09:13)
manahoana daholo,
inona no mahatonga ny bandy, rehefa mijery sipa dia ny fitombenany foana no voajery voalohany e? mba miezaka ihany aho manova fijery fa tena tsy mety e!
ny sipa koa ve mijery matos sa ahoana?
répondu par tendry77 le 06/12/2007 18:21
2. naja1 ( 23/11/2007 10:11)
resaka kaly io baina a, ny maso no mihinana aloha na sakafo tsy hoan'alh ary dia azo jerena foana, ny si ndray tonga dia zay be S no jereny.
3. Jeankely ( 23/11/2007 11:03)
Ny bandy mbola manana toetra bibibiby. Rehefa mahita vavy ny alika dia aiza no orohany? ary rehefa mahita vehivavy ny lehilahy dia avy dia ny entana no jereny satria ao no voalohany aminy. Ny lehilahy ny tapany ambony olona fa ny tapany ambany biby=))=))=)) ary matetika ny tapany ambany no mibaiko ny lohany
4. baraingo ( 23/11/2007 11:12)
n'bandy nge refa mjery sipa na manapo1s, pour le plaisir aloa vô pour le meilleur et pour le pire. sa aôna rzalah. fa io tshoe nbandy rehetra an!!!, sô D teztra eo ndray n'sipa sasany!!!
5. salmo1 ( 23/11/2007 12:13)
jeankely:
Ny bandy mbola manana toetra bibibiby.

Non! tsy ny bandy rehetra.
fantsika:
inona no mahatonga ny bandy, rehefa mijery sipa dia ny fitombenany foana no voajery voalohany e?

Zah tsy mino oe: ny fitombenany no voajery voalohany.

Matetika ny toetrany sipa sy ny endriny sipa, eo amin'ny lohany eo no tena manitikitika bebe kokoa any bandy rehetra.

Rehefa hitan-lah fa ao tsara ny masony, ny tarehany, ny molony, ny nifiny sns... zany oe: manja fijeren-lah azy de iny hatsarany iny no mahatonga any elahy misain-dratsy voalohany. Fa tsy hitako zay maharatsy azy, raha voahajany elahy tsara lay sipa.

Misy ndray ry zalahy rehefa tsy mahay mikaroka sy mifampizara amin'ny sasany de manararaotra am'izay misy... de mahatonga lay fitenenana oe: ''tapenana fotsiny ny lohany de efa ao izany'':-D^:^
;-)


6. xxx ( 23/11/2007 12:37)
baraingo:
sa aôna rzalah. fa io tshoe nbandy rehetra an!!!, sô D teztra eo ndray n'sipa sasany!!!
salmo1:
Non! tsy ny bandy rehetra.
7. xxx ( 23/11/2007 13:15)
fantsika:

manahoana daholo,
inona no mahatonga ny bandy, rehefa mijery sipa dia ny fitombenany foana no voajery voalohany e? mba miezaka ihany aho manova fijery fa tena tsy mety e!
ny sipa koa ve mijery matos sa ahoana?


ka izay ilay antsoina hoe adalam-body izany...
ny sipa tsy voatery mizery matos izany , raha izaho manokana aloha dia ny bika sy ny gabari aloha no zerena....

8. fiaritiana ( 23/11/2007 14:54)
ny saina koa no mitondra an'io e!!indraindray koa ny sipa no mahatonga ny bandy hijery azy:roll:
9. salmo1 ( 23/11/2007 14:57)
:-D:-D
fiaritiana:
ny saina koa no mitondra an'io e!!indraindray koa ny sipa no mahatonga ny bandy hijery azy
Za alou de variana maintsy rehefa mahita anireny silipo ody aderadera amiko reny e..
Handatsahako vato kely rehefa tsy hainy ny manasondritra patalou.
;-)
10. xxx ( 23/11/2007 15:03)
8-):-D
11. simplex ( 23/11/2007 20:21)

Ny tena marina, ny vevevy mintsy no ratsy saina e. Mba mijery ny zava-boarin'A/tra ve ny lelah d manin? :°):roll::)
Tsy hay mintsy fa tonga dia zavatra hafa ny any antsain'zareo :P:lol:8)
12. kiadi ( 23/11/2007 21:15)
ka zah sahirana be vô mahita ny fitombenako de aleoko mijery ny fitombenan'ny vevavy

:-D:-D:-D
13. salmo1 ( 23/11/2007 21:25)
kiadi: mividiana fitaratra gladiny be ireny, anakiroa, de hajoroy sy hataovy paralela tsara.. somary hatao misopirana lay anakiray, de mijoroa eo ampovoany elah.
De jerevo ao ny fitombenanareo de mba hataovy eto amin'ny dinika eto ny valiny ho hitany sipa sy ramatoa nisarabady.
Sao misy hilaivany sasany azy ihany mantsy.:°)

ôtrizany daholo isika rehefa mijery ny tarehantsika, de midoka tena ery oe: ayy, bogôsy za zany ah, manja za zany ah:lol:

Fa ny any kiady kosa ndray de fitombenany no jereny tsara, sy hifalifaliana..^:^

Aiza ary nareo zany kle:?:

;-)
14. keyoann ( 23/11/2007 22:57)
ka ny maso anie adala d ts d anomezana tsiny anareo bandy loatra fa ny ankamaroan ny sipa kosa anefa d ny kiraro no jerena d ao anatin izany ko za:-D:-D:-D
P.S: tsy ao anaty kiraro za a!:°) fa ao anatin le sokajy mijery ny kiraro vao miakatra lol
15. kiadi ( 24/11/2007 08:43)
de ra salmo1 zany tsy mijery fitombenana mintsy an??:-D:-D:-D
16. simplex ( 24/11/2007 15:08)

salmo,
hevitr'akoho ny an'la :roll:
mbola hividy fitaratra ve? mandany vola :)
tonga d anotanin'la fotsiny ze sipa mandalo eo, mba manahoana retsy izao fitombenako izao :P ra milay arak'le fihevern'la azy le fitombenana, sady confirme no mbola mahazo ticket @ le sipa ihany kou ;-)

keyoann,
misy hifandraisany nge ony ny habean'ny tongotra sy ny orona e :P:@
hay enao mpijery tongotra an :°):)
17. ikaretsaka ( 24/11/2007 16:46)
ohatran'ny mivisy sy mijery zavatra rehetra io fa tsy ny bandy sy ny sipa mifampijery ihany e

Raha mividy zavatra ohatra
Ny an'ny sipa dia hoe "ohatrinona iny"?
ny an'ny bandy hoe "mijajika kosa an"?

Ny an'ny bandy koa raha zavatra TENA ILAINY ka 150$ ny tena vidiny nefa novidiny 200$ dia tsy mampaninona azy

fa ny an'ny sipa raha zavatra 200$ ka azony 150$ dia faly ery izy fa nahazo good deal dia nividy anankiroa nefa TSY ILAINY sy ampiasainy akory!

18. keyoann ( 24/11/2007 23:06)
simplex inn no ifandraisan ny kiraro sy orona?
Aoka fa fantatro l resaka fofona e?:-D:-D:-D
19. baraingo ( 26/11/2007 10:18)
keyoann:

ka ny maso anie adala d ts d anomezana tsiny anareo bandy loatra fa ny ankamaroan ny sipa kosa anefa d ny kiraro no jerena d ao anatin izany ko za:-D:-D:-D
P.S: tsy ao anaty kiraro za a!:°) fa ao anatin le sokajy mijery ny kiraro vao miakatra lol



D aleo zany tsy mikiraro D mba tsy any ny maso e!!!, sa aôna???:-D:-D:-D

Nena zany litakely no ampanaoviko kiraro D mba any fôna nmasonsipa, sady lery tsmazaka jerena ela fa sarokenatra, tonga D mtady lavaka isitriana (miafina fa menatra e!!!). =))=))=))=))=))
20. melody ( 26/11/2007 13:19)
4. Mpandefa : salmo1 [ Valio ] 23-11-2007 13:13:36
Lohateny : Re : mason'ny bandy

Hoy i jeankely:
Ny bandy mbola manana toetra bibibiby.


Non! tsy ny bandy rehetra.

tsy bandy izay tsy manana toetra bibibiby kosa e, normaly io:°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4207