mason'ny bandy

21. salmo1 ( 26/11/2007 17:29)
melody:
tsy bandy izay tsy manana toetra bibibiby kosa e, normaly io:°)

Raha normaly io, halaivo vady zany ny biby lahy.

Ohatra fotsiny:°)

Le rajako tena biby reny zany no tena bandy amin'ny melody.
Satri ny olona bandy.. mbola tsy tena bandy fa bibibiby fotsiny:@:@

;-)

22. ikaretsaka ( 26/11/2007 18:33)
io indray rasalm fa mandray an-tendrony:-D
23. pissoa ( 26/11/2007 18:39)
fantsika:

manahoana daholo,
inona no mahatonga ny bandy, rehefa mijery sipa dia ny fitombenany foana no voajery voalohany e? mba miezaka ihany aho manova fijery fa tena tsy mety e!
ny sipa koa ve mijery matos sa ahoana?


zavatra normal ...
satria ny "ambony" efa voajery ho azy rehefa mifanena ohatra (mifanandrifindrify amin'ny maso). Ary noho ny antony hoe tsisy ambony noho ny ambony efa hita dia tsy akarina intsony ny loha fa ... ampidinina raha mbola te hijery :-P
24. sitlo ( 26/11/2007 19:45)
dia pissoa koa izany isany an, um hum
25. melody ( 26/11/2007 20:04)
Raha normaly io, halaivo vady zany ny biby lahy.

Ohatra fotsiny

Le rajako tena biby reny zany no tena bandy amin'ny melody.
Satri ny olona bandy.. mbola tsy tena bandy fa bibibiby fotsiny

salmo kosa mi-egzazera be:-D:-D:-D:-D saingy kosa ny bandy bandy ihany, mandainga kosa izay bandy tsy mijery ny malesan'ny viavy e!
26. pissoa ( 26/11/2007 20:49)
sitlo : ny masoko koa mijery midina, mba mijery kiraro e :-D:-D:-D
27. salmo1 ( 26/11/2007 23:11)
melody:
raha misy sipa anakiray normaly, manjamanja lay sipa... mino aho fa any amin'ny tarehany sy fizikany no tena voajeriny bandy voalohany.

raha misy kosa sipa anakiray normaly, ratsy lay sipa amin'ny lafony iray... de mino aho fa mety any amin'ny fitombenany no voajeriny bandy voalohany.

Ka ny maha tonga ny bandy hanao an'izany amin'ny vevavy dia mety oe: bandy tsy mbola nahita vevavy, sahirana vao mahakitikitika vevavy... na bandy mataho-behivavy hoy ny sipa malagasy.

Normaly koa io satry ny bandy dia bandy ihany fa tsy biby! ianareo sipa no tokony hisaina...^:^
simplex:
Ny tena marina, ny vevevy mintsy no ratsy saina e.

:-D:-D
simplex: iza no tena ratsy saina, ilay dada sa ilay maman:?: sa ahoana no nahatongavany elah teto an-tany:?: de nisy toe-tsaina ratsy iany ve tao amin'ny dada sa ahoana ny hevitry elah:?:

;-)
28. andreasr ( 27/11/2007 08:46)
mba klobobo koa nareo lela reo
29. naughtyboy ( 27/11/2007 14:56)
o lety ry salmo misy marina ihany neny simplex letsy a,zao refa napidola s..atry iny nge ny sipa tsara no aza mody jerena de itanla eo ny reaction-ny fa ela ndray aza no mahazo oe saode pelaka ary lery:-P,efa nijery ihany ela @ io nefa tsy tia sehoseho:-D:-D
30. ikaretsaka ( 27/11/2007 20:33)
zavatra natao hojerena daholo izany.. spectacle ohatran'ny spectacle rehetra letsy a
31. melody ( 27/11/2007 22:39)
Ka ny maha tonga ny bandy hanao an'izany amin'ny vevavy dia mety oe: bandy tsy mbola nahita vevavy, sahirana vao mahakitikitika vevavy... na bandy mataho-behivavy hoy ny sipa malagasy.

inn daholo ary izany sy salmo?:-P
32. baraingo ( 28/11/2007 11:12)
Jeankely:

Ny bandy mbola manana toetra bibibiby


iza nbiby: bandy sa sipa ?

ôtrin jockey, iza nbiby nmpitainga sa ntengenana :?:
33. ikaretsaka ( 29/11/2007 02:37)
arakaraky ny hoe iza no misovaly sy ny sovaliana io
34. soanja ( 29/11/2007 05:02)
fantsika:

manahoana daholo,
inona no mahatonga ny bandy, rehefa mijery sipa dia ny fitombenany foana no voajery voalohany e? mba miezaka ihany aho manova fijery fa tena tsy mety e!
ny sipa koa ve mijery matos sa ahoana?


Fijery madio no resahiko an!
Ny ahy rehefa mijery bandy aho taloha izany dia ny tratrany no jereko voalohany hoe efa nilanja fonjam-by ve zany sa tsia? miseho ve zany hozatra zany sa tsy misy mihitsy sns....
Rehefa izay indray vao midina ny maso amin'izay tiako jerena.
Koa miankina amin'ny tsirairay io fomba fijery io fa tsy voatery hoe ny izaom-behivavy na izao. Zah efa nahita lehilahy fa ny fandaingana eny aminao no tiany hita. Nefa ianao mety tsy manana ohatra?:°)

Aza dia mifikitra amin'ny hevitra iray loatra raha vao olombelona no resahina. :-D:-D:-D


35. baraingo ( 29/11/2007 13:39)
soanja:

Fijery madio no resahiko an!
Ny ahy rehefa mijery bandy aho taloha izany dia ny tratrany no jereko voalohany hoe efa nilanja fonjam-by ve zany sa tsia? miseho ve zany hozatra zany sa tsy misy mihitsy sns....


ary enao zany tia bandy be ozatra an!!!
norme e!!!!!:twisted::twisted::twisted::twisted:

36. fantsika ( 30/11/2007 10:03)
marina daholo zany voalaza rehetra eto zany. tena efa nandinika lanina koa aho ry zareo fa tô rehafa lahy ny zava-manana aina dia tia V daholo. efa nahita aho manko na alika na omby na saka fa tena mihoroka V daholo rehefa mifankahita. ny an'ny kivah ary moa na alika samy lahy ary mifanoroka V ko!
ary ahoana moa ra samy kof no hita mifampijery V eny an-dalana lé? =))
37. baraingo ( 30/11/2007 11:27)
fantsika:
fantsika:

tena mihoroka V daholo rehefa mifankahita.


mlay io ka, le miorka F madio

38. tendry77 ( 06/12/2007 18:21)
-ny tarehy no ratsy dia ny sligany no arangaranga
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3626