Tokony hanomana ny fiavian'ny Tompo ve isika Kristiana?
1. xxx
(
21/11/2007 16:17)
Manitikitika hatrany io fanontaniana io ankehitriny noho ireo zava-mitranga marobe mahazo ny olombelona ankehitriny. Efa mielipatrana ireo fitaovana marobe (electronique ohatra) izay lasa andrian'ny fon'ny olona indrindra moa fa ny tanora ankehitriny ka lasa manao an'Andriamanitra tsy misy.
Ny Kristiana indray moa dia hita fa misara-kevitra (atao hoe a cote de la plaque) fa tsy mibanjina marina ny Tompo voahombo noho ny otan'ny tsirairay avy.
Ao anaty korontana tokoa ve isika ankehitriny? Inona no fonosin'izany korontana izany? Efa akaiky ve ny Andro?
Izaho izay manoratra dia milaza hoe efa mby an-koditra ny fetr'andro ka aoka hisaintsaina ny fanomanana ny fiavian'ny Tompo isika Kristiana.
Misokatra ny adihevitra ary misaotra mialoha ho an'izay mahatsapa tokoa ny Fanahy Masina eo am-pamaliana ity ady hevitra ity.
Ho an'i Jesoa Irery anie ny Voninahitra. Amen.

répondu par prime le 29/11/2007 09:42
2. cutie
(
21/11/2007 16:29)
Tokony hanomana ny fiavian'ny Tompo ve isika Kristiana
saika nitovy t@ size an'i Nyrina koa ty :-D
valiny
Ny eto an-tany alou katsahina fa tsy misy mahalala ze fiaviany any.
Izaho izay manoratra dia milaza hoe efa mby an-koditra ny fetr'andro ka aoka hisaintsaina ny fanomanana ny fiavian'ny Tompo isika Kristiana.
Ahona no ahafahanao manomana ny fiavin'ny tompo raha reo zavatra negatif be reo daholo no tanisanao eo :-D
3. ikaretsaka
(
21/11/2007 17:26)
vonona foana na na rampitso na raha afaka 1 sec na @ 10000 taona ...
izay no izy fa tsy Kristianin-koropaka
izay no izy fa tsy Kristianin-koropaka
4. niryna
(
21/11/2007 18:38)
xxx:
Manitikitika hatrany io fanontaniana io ankehitriny noho ireo zava-mitranga marobe mahazo ny olombelona ankehitriny. Efa mielipatrana ireo fitaovana marobe (electronique ohatra) izay lasa andrian'ny fon'ny olona indrindra moa fa ny tanora ankehitriny ka lasa manao an'Andriamanitra tsy misy.
Ny Kristiana indray moa dia hita fa misara-kevitra (atao hoe a cote de la plaque) fa tsy mibanjina marina ny Tompo voahombo noho ny otan'ny tsirairay avy.
Ao anaty korontana tokoa ve isika ankehitriny? Inona no fonosin'izany korontana izany? Efa akaiky ve ny Andro?
Izaho izay manoratra dia milaza hoe efa mby an-koditra ny fetr'andro ka aoka hisaintsaina ny fanomanana ny fiavian'ny Tompo isika Kristiana.
Misokatra ny adihevitra ary misaotra mialoha ho an'izay mahatsapa tokoa ny Fanahy Masina eo am-pamaliana ity ady hevitra ity.
Ho an'i Jesoa Irery anie ny Voninahitra. Amen.
Misaotra anao,marina tokoa izany.Efa maro ny fanambarana izay nolazain'i Kristy.Io hoy izy no fiandohan'ny fahoriana. :cry:
6. ikaretsaka
(
21/11/2007 19:14)
cutie:
Ahona no ahafahanao manomana ny fiavin'ny tompo raha reo zavatra negatif be reo daholo no tanisanao eo
za mba gaga ry cutie
7. pissoa
(
21/11/2007 21:13)
xxx:
Manitikitika hatrany io fanontaniana io ankehitriny noho ireo zava-mitranga marobe mahazo ny olombelona ankehitriny. Efa mielipatrana ireo fitaovana marobe (electronique ohatra) izay lasa andrian'ny fon'ny olona indrindra moa fa ny tanora ankehitriny ka lasa manao an'Andriamanitra tsy misy.
Ny Kristiana indray moa dia hita fa misara-kevitra (atao hoe a cote de la plaque) fa tsy mibanjina marina ny Tompo voahombo noho ny otan'ny tsirairay avy.
Ao anaty korontana tokoa ve isika ankehitriny? Inona no fonosin'izany korontana izany? Efa akaiky ve ny Andro?
Izaho izay manoratra dia milaza hoe efa mby an-koditra ny fetr'andro ka aoka hisaintsaina ny fanomanana ny fiavian'ny Tompo isika Kristiana.
Misokatra ny adihevitra ary misaotra mialoha ho an'izay mahatsapa tokoa ny Fanahy Masina eo am-pamaliana ity ady hevitra ity.
Ho an'i Jesoa Irery anie ny Voninahitra. Amen.
Amiko manokana tsy dia hoe "ho avy" intsony ny Tompo, fa eo anivontsika mandrakariva Izy. Lasa miova kely ilay fanontaniana : mandray Azy ve isika ? Miezaka miara-miaina Aminy ve isika sa avelantsika nandeha irery Izy :-D:-D:-D
Fiainana isan'andro ny mahaKristianina fa tsy vonjy tavan'andro hoe toa efa misy famantarana fa tokony manomana amin'izay ve sa tsia ... Ary tsy mitaky zavatra mihoatra ny fiainana ny mahaKristianina ny "fanomanana ny fiaviany".
Amiko daholo ireo ... :-D:-D:-D
8. cutie
(
21/11/2007 21:29)
ahatsiarovako hira zay ty size ty :)
I see the sunrise
I see a moment of danger
A life gets messed up
The more I see, the more it gets stranger
Oh my lord
Hear us now
Time is short
Don't let me down
Fall by the wayside
See people struggling over
Please mend our broken hearts
And help us when we get older
Please help to guide us
To see the beauty that lives inside us
Its all around us
I know that it will always surround us
Oh my lord
Hear us now
Time goes on Instant Song Lyrics
Plese heal us now
I see the sunrise
New light is opening my eyes
Please make it alright
And ease the suffering of night
And in the daytime
Let there be happiness, joy and sunlight
I'll look for a sign
And pray from morning, noon until its night
Oh my lord
Hear us now
Time is short
Don't let me down
Oh my lord
Hear us now
Time goes on

9. fijo
(
21/11/2007 21:45)
ika na, tsy kristiankoropaka io ,fa kristian tahotra.raha tsy hoavy lery dia tsy nanaraka an'ialahy isany io
10. ikaretsaka
(
21/11/2007 22:45)
ka izay manko letsy ra fijo! betsaka no mitory io kristianin-koropaka sy kristianin-tahotra io! fa rehefa dinihina dia bizna no betsaka @ ireny!
au fond tokoa, raha aleo mody ekena hoe mikarakara ara-panahy izy:
moa nakarakara ara batana sy ara -tsaina? raha misy manao hoe ie... azo atao ve ny salan'iza? (ireny ilay "sekta" ireny no tiako lazaina!)
Nefa aza adino fa ny olombelona= vatana +saina+ fanahy
izay mahitsy mahitsy mankony!:-D

pissoa:
Amiko manokana tsy dia hoe "ho avy" intsony ny Tompo, fa eo anivontsika mandrakariva Izy. Lasa miova kely ilay fanontaniana : mandray Azy ve isika ? Miezaka miara-miaina Aminy ve isika sa avelantsika nandeha irery Izy
Fiainana isan'andro ny mahaKristianina fa tsy vonjy tavan'andro hoe toa efa misy famantarana fa tokony manomana amin'izay ve sa tsia ... Ary tsy mitaky zavatra mihoatra ny fiainana ny mahaKristianina ny "fanomanana ny fiaviany".
Amiko daholo ireo ...
izay mahitsy mahitsy mankony!:-D
12. xxx
(
22/11/2007 09:12)
Araka ny valinteny rehetra hita eto dia efa tena vontom-pinoana tokoa ny tsirairay satria efa fantany fa eo anivony ny Tompo ary tsy andrasana intsony. Tsara ny fahatokisana sy ny fampandrosoana Azy ao anaty. Dieny mbola velon'aina anefa isika izao dia tokony hamafy. Mitaky asa ho an'izay nomena maimaim-poana izany satria ny hanavotana marobe no tena irin'ny Tompo amin'ny zanak'olombelona.
Miseho eo amin'ny toetrantsika Kristiana tokoa ve izany Voninahitry ny Tompo izany?

13. deric
(
22/11/2007 12:25)
hitako ry reto fa mandeha fotsiny amin'ny hevi-botolo ny ankamaroany. Na tsy maintsy at rehina ny fianana an-davan'andro, adala akory i JEsoa niteny hoe: "miomana fa efa ho avy ny tomponareo".
mbola Izy koa anie no nanao hoe tahaka ny tamin'ny andron'i Noa, variana tamin'ny fiainana an-davan'and ro ny olona, variana tamin'ny fampakaram-bady, variana tamin'ny ... tampoka dia avy ny safo-drano, Noa akory t sy nandao ny fikarakarany ny fiainany an-davan'andro, fa tsy nataony ambanin-javatra koa ny fiomanany izay nindrasany izay nolazain'Andriamanitra taminy.
FAntatry ny tompo sahady koa fa variana toy tamin'ny andron'i NOa ny olona amin'izao fotoana izao, nefa tsy esoriny mihintsy ilay hoe "MIOMANA".

14. ikaretsaka
(
22/11/2007 13:15)
adala akory i JEsoa niteny hoe: "miomana fa efa ho avy ny tomponareo".
tsy efa nalefany ve ?
tsy efa avy ao am-po ve Izy raha milaza tena ianao hoe efa nandray ny Fanahy masina isika?
Izany hoe efa misy Andriamanitra (Element 1 amin' Atra ny Fanahy masina ) sahady ao :roll:
Efa tonga izy fa Ilaina jerena foana io "momba azy io"
io no andinihana tena rehefa avent
15. pissoa
(
22/11/2007 14:00)
hafetsena indray ny an'i pissoa iny an
hafetsena maninona ?! :roll::roll::roll:
hitako ry reto fa mandeha fotsiny amin'ny hevi-botolo ny ankamaroany. Na tsy maintsy at rehina ny fianana an-davan'andro, adala akory i JEsoa niteny hoe: "miomana fa efa ho avy ny tomponareo".
mbola Izy koa anie no nanao hoe tahaka ny tamin'ny andron'i Noa, variana tamin'ny fiainana an-davan'and ro ny olona, variana tamin'ny fampakaram-bady, variana tamin'ny ... tampoka dia avy ny safo-drano, Noa akory t sy nandao ny fikarakarany ny fiainany an-davan'andro, fa tsy nataony ambanin-javatra koa ny fiomanany izay nindrasany izay nolazain'Andriamanitra taminy.
FAntatry ny tompo sahady koa fa variana toy tamin'ny andron'i NOa ny olona amin'izao fotoana izao, nefa tsy esoriny mihintsy ilay hoe "MIOMANA".
Aza manao bontolo ry Deric a ! Lazao fa adala indray Jesoa e :-D:-D:-D
Ankoatra ny tenin'i Cutie dia toa tsy ny fiainana ny fiainana andavanandro araka ny heverinao no nolazaina hoe "fiomanana" teo, fa fiainana ny mahaKristianina. :lol::lol::lol:
16. fijo
(
22/11/2007 23:19)
ka mody hoe efa eo fa tsy handrasana ko;nefa lery aiza????za tsy mahita azy
17. cutie
(
23/11/2007 03:56)
Ankoatra ny tenin'i Cutie dia toa tsy ny fiainana ny fiainana andavanandro araka ny heverinao no nolazaina hoe "fiomanana" teo, fa fiainana ny mahaKristianina.
aleo aza hiteny ohtran'ny fitenin'ny kristiana :)
"Miomana ka miambena
Raiso ary ny famonjena
Fa ho avy ny andro finjijana
Zay tsy ampoizinao , nefa tsy tana.
Ho avy tsy hanambara toy ny mpangalatra "
18. deric
(
23/11/2007 08:33)
[/quote]
Aza manao bontolo ry Deric a ! Lazao fa adala indray Jesoa e :-D:-D:-D
[/quote]
tsy azoko ny anaovanao ahy ho manao bontolo ry pisoo, fa tsy omeko tsiny ianao amin'ilay hoe LAzao fa adala koa JEsoa" ahintsiko ny soratro "TSY ADALA AKORY JESOA"
na izany aza nefa dia mbola hamafisiko ihany fa tsy nanamaivana ilay fampiomanana JEsoa na dia misy aza ny fiatrehana ny fiainana andavanandro.
MIAMBENA, MIOMANA,

19. pissoa
(
23/11/2007 11:16)
cutie : izaho angaha moa niteny hoe mitenena ... :roll::roll::roll:
Aminao no hoe "mody" fa tsy amiko ! Rehefa tsy mahita Azy ianao dia mety ho ianao no pahana fa tsy izaho no nampiasa hafetsena ... :-D:-D:-D
Deric : ka tsy azoko izay hilazanao fa manao hevi-bontolo ny ankamaroany koa ! tsy ho ianao no holazaiko fa manao bontolo :-P:-D:-D:-D
Disodiso kely : pissoa fa tsy pisoo :oops:
ka mody hoe efa eo fa tsy handrasana ko;nefa lery aiza????za tsy mahita azy
Aminao no hoe "mody" fa tsy amiko ! Rehefa tsy mahita Azy ianao dia mety ho ianao no pahana fa tsy izaho no nampiasa hafetsena ... :-D:-D:-D
Deric : ka tsy azoko izay hilazanao fa manao hevi-bontolo ny ankamaroany koa ! tsy ho ianao no holazaiko fa manao bontolo :-P:-D:-D:-D
Disodiso kely : pissoa fa tsy pisoo :oops:
20. ari.malala
(
23/11/2007 12:22)
fa le manomana kay am fomba ahoana e! de tsy hiaina ny fiainana andavanandro tsiny zany satria mahavariana ny fiainana anzany? de; in ftsn zany le atao refa manomana? satria mants ao ambonimbony ao misy hoe mampitandrina hoe i JEsoa fa variana @ fianana andavanandro toy ny t@ andron'i Noa hoe ny olona... de in zany le tokony atao? za koay alou miombon-kevitra @ pissoa hoe eo anivontsina mandrakarina vy Tompo e, efa teniny rahateo zany tsinona