kankana
1. sitlo
(
21/11/2007 13:03)
Tena mbola lasa ny saiko.
Hitanareo rehefa fahavaratra. Dia rehefa avy iny ny orana dia misy kankana milatsaka. :-w Mahagaga an

répondu par sitlo le 26/11/2007 19:59
8. sitlo
(
21/11/2007 14:30)
hitanareo
Rehefa avy avy be ny orana ka mivoaka any an-tokotany ianareo dia misy fatina kankana eny.
Raha eo an-tokotany dia mety hoe niviaka avy ao anaty tany izy fa tsy nahataty ilay rano be dia sepotra.
Raha ilay eny amin'ny goudron indray dia mety hoe kankana niampita arabe dia tampi-dalan-kaleha.
Fa ilay koveta na seau tavela eo ambony bassin dia ahoana ary no nahatonga ireo kakana latsaka ao?

10. kelly13
(
21/11/2007 14:42)
ny koveta sy ny seau napetrako teo ambony bassin tsy mba nisy kakana a, sao d seau-nao sy ny koveta-nao no efa nisy kakana? :°)
11. sitlo
(
21/11/2007 14:43)
:-D
Ny nataonay tamin'ny T6 na T7 dia hoe: ilay rehefa mafana ny andro, dia manaraka ny evaporation ny atodin-kankana. Dia foy eny ambony eny. Dia avy eo manaraka ny orana milatsaka.
Fa amin'izao aho mandinika hoe, rehefa mihalehibe iny izy dia tokony hilatsaka na tsy misy orana aza. Sa hoe tena ao anaty rahona mihitsy? :-w

12. sitlo
(
21/11/2007 14:45)
kelly13:
ny koveta sy ny seau napetrako teo ambony bassin tsy mba nisy kakana a, sao d seau-nao sy ny koveta-nao no efa nisy kakana? :°)
efa omena fanafody kankana foana ry zareo :°)
13. kallie
(
21/11/2007 14:50)
Ny nataonay tamin'ny T6 na T7 dia hoe: ilay rehefa mafana ny andro, dia manaraka ny evaporation ny atodin-kankana. Dia foy eny ambony eny. Dia avy eo manaraka ny orana milatsaka.
zao za vô mahalala anzany... d ra elabe zany vô avy ny orana d mihaina eny am abakabaka eny lay kankana?
14. kelly13
(
21/11/2007 14:53)
mba b memoire kou ry penina mahatsiaro t@ izy t6 na t7 zany (6è sy 5è mou zany?)
15. sitlo
(
21/11/2007 14:54)
Izany hono koa.
Satria ny vovoka koa feno microorganism (microba), dia entin'ny rivotra sy evaporation eny koa. Dia ireny no sakafony.

18. kallie
(
21/11/2007 15:03)
dain... d possible zany oe kakana avy any africa milatsaka any Canada ve??? :-D:-D
Ary refa mande avion za d jereko tsara sô d misy kankana mitsingevana eny :-D:-D:-D amzay za vô mino an Sitlo

19. kelly13
(
21/11/2007 15:05)
imaginer-o ny pozin'ilay kakana milatsaka toy ny mana avy any andanitra lollllll
20. sitlo
(
21/11/2007 15:09)
Tsy izaho no mandainga fa ny mpampianatra anay raha diso io.
Fa tsy ho tonga any Canada kosa angamba aloha e, ny mouvement par convection nge ka tsy tody alavitra eh. Mety hoe Ivandry-Ambohimanarina fotsiny.