kankana

41. sitlo ( 21/11/2007 20:02)
tsy blao izany ry kala a :-D
42. caprio ( 21/11/2007 21:24)
de misy ndray ilay kankana ao akibotsika,de refa mikapa de mivoaka ilay izy,fa misy any ambava ireny no mivoaka de ny an'ny sasany averiny atelina indray :evil:
43. kelly13 ( 22/11/2007 07:07)
caprio>hahahahaha mampitahotra

sitlo>za nga niteny oe blao zany :°):wink:
44. ari.malala ( 22/11/2007 07:48)
kellly13, zandrinay efa tratran'zany we mandoa kankana izany, d za kou tam mbola kely, fa nenay alou navoaka fa ts natelina izany e, beurk:?

fa tapaka ny tsinaiko namaky ny zavatra soratan'i sitlo, taiza koy ry sitlo no nisy kankana nilatsaka avy any andanitra izany a! :-D:-D:-Dnga ts hainao le we mivoaka hofaty tahaka ny kankana e!:-D:-D:-D
45. kelly13 ( 22/11/2007 08:28)
ari.malala> za une fois no tadidiko oe nivoaka kakana tary ambany tary d nikirozaroza sahala @ kitoza wa le izy fa niantso vonjeo t@ i mamanay, hahahahahaha, mbola miomé fôna za mieritreritra an'izay! et depusi ry reto za tsy nivôka kakana tsony a, sao d efa lasa bibilava beeeee :?
46. kallie ( 22/11/2007 09:21)
:{:{:{ ary samihafa ngamba ny fanafody kankana fa ny anay noteneniny dokotera we potika rehefa mivôka fa tsy nisy nikorozaroza zany, dain....
47. kelly13 ( 22/11/2007 09:29)
za nga nihinana fanafody t@ io, niletra d niletra le citron masika atao anaty tavoangy misy le sôsy karàna (zay ny fiantsoko azy fa tsy haiko ny anarany) za t@ zay, fa mmhhh matsiro le citron fa ny effet-ny aveo no aleo hilamina
48. sarobidy ( 22/11/2007 09:36)
sitlo: =)) =)) =)) =)) =)) =))
49. Valala ( 22/11/2007 10:21)
tsy d tiako ity resaka kankana ity fa za matahotra anreny
50. kelly13 ( 22/11/2007 10:28)
hahahaha, nefa ny valala tia kakana :°):wink:
51. kallie ( 22/11/2007 10:58)
aiza ko no misy valala minana kankana zany e
52. sarobidy ( 22/11/2007 11:03)
tsy mba oe akoho no minana kiankana :lol:
53. ari.malala ( 22/11/2007 11:41)
kelly, hihihi, loza koa ny nahazo androky zany! tsy mime loz ah, fa za koa efatratran'izany nikirozaroza izany:?

kallie, mis mints ny fanafodi-kankana mamotika k! fa talou ts haiko raha nahatadidy nareo, nisy mintezol zay, fanafodinkankana le izy d nisy disk niaraka taminy d mihirahira hoe mintezol tue les vers, oui oui mintezol tue les vers:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
54. kelly13 ( 22/11/2007 11:42)
ouhhh, za nga niteny we mihinana kakana ny valala?
55. kallie ( 22/11/2007 12:21)
Ari> ts mbô aiko zany hirandry resaka kankana zany...
Kelly> fa oe valala manao câlin am kakana ve? :-D:-D:-D
56. kelly13 ( 22/11/2007 12:26)
ié, :°)
57. kallie ( 22/11/2007 12:36)
:-D:-D ndraso ndray jerena google ra misy sary :-P mety tsisy anzany ka
58. kelly13 ( 22/11/2007 12:41)
atao oe vers calins ohatra, :-D:-D
59. sitlo ( 22/11/2007 15:36)
za koa

sady izay angamba no misoratra voaloha ato amin'ny tadiniko. Izaho mantsy mbola tsy nahay nandeha tamin'izany.
Dia tamin'ny alina dia nisy kankana fotsifotsy lava be nivoaka tamin'ny oroko.
60. kallie ( 22/11/2007 16:02)
:? schiiiii, d mapresaka eo lé sitlo ty
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4238