tonokira

1. chou36 ( 20/11/2007 11:31)
mba misy manana ve ilay hiran'i mahaleo misy hoe : fahoriana nenty natory no nihara nifoha toa vady faharoa tsy nahafapo etc.
Misaotra dieny mialoha
répondu par sarobidy le 22/11/2007 07:10
2. sarobidy ( 22/11/2007 07:10)
inna ary zany hira zany fa tsy azoko sary an-tsaina mihitsy ny lohateniny:oops:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2924