Ngezave daholo izay jerena ?
1. niryna
(
19/11/2007 05:55)
Hoy ny filazan'ny olona hoe mandeha amin'ny lanjany daholo ny zavatra amidy aty ivelany.
Izany hoe izay voankazo na legumes jerena dia saiky ngezabe daholo.Ka vokatr'izany dia marobe ny olona no ngeza,eny fa na ny zanaka gasy koa aza. Asa izay mba tokony atao amin'izany.Variana daholo izay vahiny tonga mitsidika mijery ny zavatra amidy sy ny habean'ny olona.Eny fa na dia ny sakafo aroson'ny restaurant koa aza dia matetika tsy lany.
http://www.hartvillefleamarket.com/images/Dave_Snyder.jpg
Ny laisoa
http://thumb5.webshots.net/s/thumb3/6/55/52/209165552psPrbM_th.jpg
Ny voatavo
http://www.tomatocasual.com/wp-content/uploads/2007/07/biggest-tomato.jpg
Ny voatabia
http://thepublicpress.com/people/SM/pix/StephenZuchini.jpg
courgette na squash
http://english.people.com.cn/200612/20/images/1219_B28.jpg
Ny foza
http://www.blackdogblues.com/willy-burbon.jpg
ary ny olona

répondu par lehmm le 24/09/2008 10:31
2. sarobidy
(
19/11/2007 06:14)
tsisy ambara ndray a amin'iny ry niryna satri a tsy any ivelany :lol: fa aty anatiny :D
3. xxx
(
19/11/2007 06:40)
ny fanafody ampiasaina amin'ny§ fambolena azy no maha ngeza an'ireny..otran'ny akohp vazaha ihany io
4. niryna
(
19/11/2007 07:20)
sarobidy:
tsisy ambara ndray a amin'iny ry niryna satri a tsy any ivelany :lol: fa aty anatiny :D
=))=)) tsy azoko ny tianao ho tenenina,misy olana angaha i sarobidy amin'izany ?
5. niryna
(
19/11/2007 07:37)
xxx:
ny fanafody ampiasaina amin'ny§ fambolena azy no maha ngeza an'ireny..otran'ny akohp vazaha ihany io
Marina izany ary izay no mahatonga ny olona lasa ngeza koa vokatrin'ny sakafo.Vola be mihitsy no lanin'ny olona amin'ny fanafody sy ny fanaovana exercices mba hiena.:cry:
Ny fetim-borotsiloza(Thanksgiving) izao dia misy mpiompy mivarotra vorotsiloza $ 200 ny iray :roll:
Lazainy fa tsy misy fanafody hono ny sakafo niompiana azy ireo.
7. sarobidy
(
20/11/2007 05:59)
niryna: nann tsisy olana kah, fa za saika mba hanoratra d tsy nahita hosoratana ndray fa zà aty dago d tsy aiko le sujet :lol:
Tsiky de ampy e :D
Tsiky de ampy e :D
9. niryna
(
21/11/2007 04:44)
rova30:
:)Ary ny vitsika ve Nirina mba manao ahoana?
Ngezabe any sa kely balitika?:-P
rova a> inona moa ilay ohabolana mikasika ny vitsika?
Vitsika momban-kitay,ka mampanembona ny any aminay :D
Ireo biby tsy mihinana sakafon'olona dia kely :D ny vitsika indrindra indrindra:lol: Toa tsy mahita aza aho kou,ny kintana aza hoy aho aminareo iray no mba hitako:D
Ny saka sy ny alika dia misy ampanaovina regime :D
10. niryna
(
21/11/2007 04:44)
sarobidy:
niryna: nann tsisy olana kah, fa za saika mba hanoratra d tsy nahita hosoratana ndray fa zà aty dago d tsy aiko le sujet :lol:
Tsiky de ampy e :D
Hay ve e :-*:-*
11. niryna
(
21/11/2007 04:46)
fijo:
ngeza tsy misy tsirony ireo ka aleo le madinika milay ihany ka
Hitakou,fa ny vomanga matsiro ka.Ary ireny sakafo tsy misy zezi-bazaha ireny koa matsiro fa lafo.:miam:
12. Rasiligaoma
(
21/11/2007 05:10)
hano daholo fa na ny matsiro na ny tsia, fa aza atao betsaka fotsiny dia tsy matavy fa voky e
ny noana no mampalahelo
ny noana no mampalahelo
13. niryna
(
21/11/2007 05:17)
Rasiligaoma:
hano daholo fa na ny matsiro na ny tsia, fa aza atao betsaka fotsiny dia tsy matavy fa voky e
ny noana no mampalahelo
Rasily a,tena marina ireo lazaiko ireo,na ny taolana aza toa hita mitombo :oops:
14. kallie
(
21/11/2007 14:45)
sakafo feno hormona ko, jereo fa 1 semaine d vokatra sady ngedabe ny vôtabia, ra ts fanafody ve ahavita anzany.
Ny akoho sns 2 volana dia efa vondraka be (aiza ny akoho gasy sesefana katsaka, firy volana mbola tsy matavy)
Ny akoho sns 2 volana dia efa vondraka be (aiza ny akoho gasy sesefana katsaka, firy volana mbola tsy matavy)
15. fijo
(
21/11/2007 21:03)
kallie an,ary ny sakafon-jazantsika koa ve be ormona?hi h hi i,sao sosotra an