Ngezave daholo izay jerena ?

21. fijo ( 21/11/2007 21:11)
mbola tsy mahandro izao ka,miresaka aloha
22. cutie ( 21/11/2007 21:12)
tsy misy apoaka :-D
23. fijo ( 21/11/2007 21:15)
aza manapoaka izany fa ratsy,resaka atao
24. cutie ( 21/11/2007 21:15)
resaka ngeza sy in moa zany le resaka eto :)
25. fijo ( 21/11/2007 21:23)
ngezangeza azo hoanina
26. cutie ( 21/11/2007 21:27)
voatavo na pumpkin ?:-D
27. fijo ( 21/11/2007 21:30)
izy aby ka,voatavo sy hen'omby matavy koa anie hummm be e
28. cutie ( 21/11/2007 21:33)
mampanoana
29. fijo ( 21/11/2007 21:43)
za koa noan atampoka ko
30. cutie ( 21/11/2007 21:46)
za handeha hitady sakafo ngenzangeza hohanina alou:-D
31. kallie ( 22/11/2007 04:56)
fijo> matiko an, ... mbola tsy ampy ary hono fa asain'ny doc mihinana hormone ko :-D:-D:-D
32. fijo ( 22/11/2007 21:24)
kallie ,ka za anie sarotiny amin'ireo taranaka ireo e:-P
33. niryna ( 23/11/2007 05:05)
kallie:

sakafo feno hormona ko, jereo fa 1 semaine d vokatra sady ngedabe ny vôtabia, ra ts fanafody ve ahavita anzany.
Ny akoho sns 2 volana dia efa vondraka be (aiza ny akoho gasy sesefana katsaka, firy volana mbola tsy matavy)

Izany anie hoy aho no tena mampatahotra e,ary ireny sakafo lazainy organique ireny tsy fantatra koa,mety izay kely no alefany hamidy eo dia reboka ny olona mividy:D
34. niryna ( 23/11/2007 05:06)
fijo:

kallie ,ka za anie sarotiny amin'ireo taranaka ireo e:-P

:D
35. kallie ( 23/11/2007 18:59)
niryna> ka refa aty nge tsisy choix lôtra fa d reny ny eny antsena d hanina e, iletra pâtes mandavatôna v? légume sy fruits ts maints hanina

fijo> :-P, fa tenenin'ny ol nge oe refa benono hony d refa mananjanaka d kely ny ronono ao anatiny... asa ra marina
36. fijo ( 23/11/2007 20:45)
aza manahy ndry e,raha kely de za inday no minono azy:-P:-P:-P:-P
37. niryna ( 24/11/2007 05:09)
kallie:

niryna> ka refa aty nge tsisy choix lôtra fa d reny ny eny antsena d hanina e, iletra pâtes mandavatôna v? légume sy fruits ts maints hanina

fijo> :-P, fa tenenin'ny ol nge oe refa benono hony d refa mananjanaka d kely ny ronono ao anatiny... asa ra marina

fa miezaka mihinana sakafo mahasalama kosa aky a.Ny vomanga izao no mba tsara tsiro. Misy tsara ihany fa ilay angezany no tena manahirana indraindray.
Misy firifiry ny olona no tsy mety mivoaka ny trano intsony noho ny habeny?
Nisy iray izay aza novakiana ny varavarana namoahana azy fa tsy tafavoaka. Tena mila miezaka angamba ny fanjakana ary efa lasa any amin'ny taranaky mihitsy ialy haben'ny rehetra izao.

38. niryna ( 24/11/2007 05:09)
fijo:

aza manahy ndry e,raha kely de za inday no minono azy:-P:-P:-P:-P

=))
39. sakaizakely ( 25/11/2007 21:52)
An an an

tsy voatery ho ngodabe hoatr'ireo daholo fa exception ireo ka !

Fa dia mba mahagaga tokoa raha ny eto an, na 1 volana aza tsy mety lo ny voatabia sy ny voasary. Tsy fantatrao akory hoe efa firy andro no notoazana ny zavatra haninao, possible efa tsy misy éléments nutritifs intsony. Saingy araky ny voalazan'i kallie, io no misy dia tsy maintsy mihinana !

Fa ny mahatonga ny olona hatavy kosa dia ny tsy ny fahalebiazan'ny voankazo fa ny tsy fahaizana mandanjalanja ny sakafo tokony hohanina. Mbola azo sokajiana hoe mahasalama ny voankazo sy ny legioma na dia ampiasana zezika sy famonoana bibikely aza. saingy ny ankabeazan'ny olona dia tsy ampy na tsy mihinana mihintsy aza. Vitan'ny ovy, mofo, pâtes, vary... zany hoe à base de féculents ihany, miampy mamy be sy menaka, dia io no tena mampatavy.

raha tsy mahay sy manaraka fitsipika aratsakafo dia lasa matavy na gasy na afrikana na amerikana :D
40. niryna ( 26/11/2007 05:41)
sakaizakely:

Marina izany ,ny vahiny rehetra ka.Nandeha nivoaka kely izahay ,tena variana nijery ireto olona.Tsy misy bus firy hono fa manana fiara daholo ny olona,ary tsy dia manao fanatanjahantena noho ny toetr'andro mafana loatra.
Ilay sakafo aloha dia mahagaga tokoa a,ny ovy indray dia misy fanoroana kely ataoko ,atao ao anaty frigo dia tsy maniry na firy andro aza,nandeha nioty paoma izahay ,efa ho iray volana kanefa dia mbola tsy lo ihany,lany kosa aloha ny vitamina ao anatiny e.
Aty toa tsy mba misy olitra tokoa ny voakanzo na sakafo lo aty e.:D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2009