sipa kely be kibo
1. xxx
(
18/11/2007 18:49)
aona ny ataoko fa ngeza be ny kiboko nefa za sipa kely tsy de hoe matavy ny poiture ko aza 36 fa ni kibo dia tena misy nofotra kely manokana mintsy aona ny atao mba hanalana azy
répondu par booboo le 21/12/2007 17:04
3. soanja
(
18/11/2007 20:11)
Efa nitily ny resaka diabeta ianao? Jereo aloha ny fahasalamana sao misy olana kely eo. Refa tsy izay dia io voalaza eo ambony io tokoa: ABS ihany.
4. xxx
(
18/11/2007 21:41)
dia aona no atao @ abdo
fa efa na nao za fa ratsy be ny position nataoko dia ny lamosiko no nataony mamay
tena lasa narary lamosina aho aona no atao @ abdo?

5. malalatinasoa
(
19/11/2007 00:52)
Jereo ny internet dia mamakia boky be dia be manoro ny principe ny abdo. Matoa narary lamosina ianao dia tsy nety izay ny nanaovanao azy. Mazotoa.
6. ikaretsaka
(
19/11/2007 00:59)
bilan.. jerena izay tsy mety dia amboarina
manao sport amin'izay hi gardevana azy!
za tsy nanao abs fa velo.. fa 130 kgs aho no lasa 95! fa @ izany koa tonga de 150 km tsy ankiato an
Ohatra velona e.. jereo ireny cyclists @ tour de france ireny raha misy matavy na 1 aza...

7. bazylou
(
19/11/2007 01:38)
olona miletra EPO fotsiny ireny cycliste ireny fa mpandainga daholo.:-P:-P
8. baraingo
(
19/11/2007 10:29)
xxx:
aona ny ataoko fa ngeza be ny kiboko nefa za sipa kely tsy de hoe matavy ny poiture ko aza 36 fa ni kibo dia tena misy nofotra kely manokana mintsy aona ny atao mba hanalana azy
ataovy ihany r'ty ny keliVT a!!!a:twisted::twisted::evil::evil::evil:
10. tiarah
(
20/11/2007 10:24)
zao an! aza de mihinankanina anelanelam potoana fa tena mahabe kibo reny, de fadio ny silgôma.
Ra mety de mandehana mitsangana kely 15 min refa avy misakafo fa aza variana mipetraka foana.
Dia ilazao valiny avy eo

11. keyoann
(
20/11/2007 23:35)
isaky ny mitsangana d manena kibo, am voalohany aloa d maha tsiavimiaina le iz fa rehefa zatra d mandeha ho azy le iz.
Am zay mantsy d lay muscle abdo mba mifintina mamehy le tavy

12. Rasiligaoma
(
21/11/2007 04:12)
tiarah:
zao an! aza de mihinankanina anelanelam potoana fa tena mahabe kibo reny, de fadio ny silgôma.
Ra mety de mandehana mitsangana kely 15 min refa avy misakafo fa aza variana mipetraka foana.
Dia ilazao valiny avy eo
fa ahoana izaho no fadiana le?8O
13. Rasiligaoma
(
21/11/2007 04:13)
bazylou:
olona miletra EPO fotsiny ireny cycliste ireny fa mpandainga daholo.:-P:-P
ny EPO lerany ve ary naha be kibo sy nampatavy azy? eo ilay resaka !
16. bitrokel
(
21/11/2007 18:32)
io koa arakaraka ny toe-batanao e! raha toy izay ny fianakaviana tany aloha dia tsy afaka ny kibokely.
Misy ny vatany lmahia fa ny kibony mimbotana kely.
Efa vahan'ilay olona indraindray ka na hanao ahoana na hanao ahoana, amin'ny resaka sport dia tsy maintsy tavela eo io kibokely io, tohizo fotsiny ny abdo araka lazanin'ny namana etsy ambony fa sitrany ahay mba kibo kely mafimafy toy izay kibobe mihotsakotsana rehefa mamindray:x iny no tena grave.

17. sakaizakely
(
23/11/2007 09:37)
tsy resaka vahana izany fa rehefa tsy miasa fotsiny ny hozatra dia miborotsaka ny tsinay satria tsy misy mitana azy dia lasa bekibo.
Mila amafisina tsara izany ny hozakibo
Misy fomba fanaovana abdos anefa satria raha tsy mety dia manjary manimba lamosina tokoa. Tsy hoe rehefa marary dia efficaces izay.
Manana boky izay aho momba an'io. Sarotra be ny manazava ny mouvements tokony atao sy ny tsy tokony atao, mila fotoana aho hitondrana azy eto.
Tsy marary, tsy mamizana sady tsy mankarary lamosina. Raha toa tinao dia ito ny titre :
Abdominaux : arrêtez le massacre
Mpanoratra : Bernadette de Gasquet
Préface
Faire des abdominaux peut-il être dangereux ?
Oui, car le raccourcissement des grands droits, qui rapproche ainsi les épaules et les hanches, est néfaste pour le dos. Il accélère les descentes d'organes, peut aussi induire une incontinence et ne fait pas le ventre plat.
Cette pratique doit être dénoncée. Le danger est encore plus grand quand on rajoute des haltères ou des poids.
Mais on peut aussi " faire des abdos " tout en préservant son dos, son périnée et en améliorant sa silhouette.
Sans souffrir, en s'amusant, en variant les exercices, jusqu'à pratiquer une gymnastique " virtuelle ". Finies les séries répétitives, monotones, épuisantes et source de douleurs lombaires.
Mettez-vous aux " abdos futés " (au quotidien, dans le train ou avec un bébé dans les bras), aux abdos puissants (base des arts martiaux), au travail global (dos, abdominaux, périnée).

18. xxx
(
23/11/2007 12:47)
Fa matetika nge ny vevavy efa niteraka no be kibo ee, inona ndray no mahatonga anireny :roll:
19. sakaizakely
(
23/11/2007 13:04)
na miteraka na tsia, rehefa tsy ambenana ny hozakibo dia mitarazoka ry xxx a !
ny vhv sahirana @ fikarakarana ny trano, ny ankizy sns, dia tsisy fotoana intsony hikarakarany ny tenany dia izay no maha bb kibo azy
fa na lahy na vavy, na miteraka na tsia, mitandrina ihany no fanafodiny satria rehefa miha antitra dia tsy miasa tsara intsony ny hozatra rehetra ankapobeny. Mila manao egzersisy

20. xxx
(
23/11/2007 13:13)
itako i sakaizakely no tena en forme tsara tsy misy kibo kay mahay mikarakara vatana na dia efa namoka maromaro aza....