sipa kely be kibo
21. bazylou
(
28/11/2007 00:55)
NY manala azy ?? tsotra ihany, mangala antsy solanga dia tapaho ao ry tia!!
22. kiki33
(
08/12/2007 05:41)
:wink: zao fotsiny ny fanafodin'io ry zareo an! mitandrina @ sakafo!!! tsy manao voky,tsy tonga de matory rehefa avy mihinana, manao sport isa-maraina !!! tsy mery mihinana mamy,@ alina voakazo toy ny pomme fotsiny hohanina.....!tsy mihinana zavatra matavy(hena be taviny,ny menaka @loka)de misotroa rano 3L isan'andro!:wink:
23. DESCARTES
(
13/12/2007 13:42)
Mety mits io hvtr kiki33.Raha manatona "nutritioniste"énao d tsy mivôna lavitra @io ny toro-hevitra azonao any,miampy kely fotsiny io.
Ny tsara koa nge mitandrina dieny mialoha é"Mieux vaut
prevenir que guérir".Efa nendrasanao ho mivaroraka be lé kibonao vao taitra énao koa.Fa misy ihany ny traitement chirurgical fa ny tsy haiko raha efa misy et o @tanàna,"liposucion".Hanesorana ny "tissu graisseux"na lé tavy ao @kibo...:roll:
Ny tsara koa nge mitandrina dieny mialoha é"Mieux vaut
prevenir que guérir".Efa nendrasanao ho mivaroraka be lé kibonao vao taitra énao koa.Fa misy ihany ny traitement chirurgical fa ny tsy haiko raha efa misy et o @tanàna,"liposucion".Hanesorana ny "tissu graisseux"na lé tavy ao @kibo...:roll:
24. xxx
(
15/12/2007 19:57)
misy an'izany ve de aiza no mety misy fa tena hanao aho fa mandreraka le kibo
25. fitia2006
(
16/12/2007 15:37)
vidio de vakio le femina sante nr farany teo fa misy torohevitra ao oe comment avoir et garder un ventre plat
26. xxx
(
20/12/2007 20:30)
soanja:
Efa nitily ny resaka diabeta ianao? Jereo aloha ny fahasalamana sao misy olana kely eo. Refa tsy izay dia io voalaza eo ambony io tokoa: ABS ihany.
soanja koa ve tsy mahay mba manazava hoe inona ilay abs fa isaky ny manoratra izao soanja dia misy miteniteny anglisy izany foana nefa tsy ny olona rehetra anie no mahay izany e. misaotra anefa manazava.
27. booboo
(
21/12/2007 17:04)
tsy manao voky
ay ay ay
,@ alina voakazo toy ny pomme fotsiny hohanina.....!
re-ay ay ay
zany ve tsy fampijaliana tena klé ! :^):^):^). Aleo mihinan-draha ara-pahasalamana ( be dia bee ny recettes-na motika matsiro nefa tsy matavy ) nefa mahatsiaro voky toy izay hihinana raha kely blitany nefa frustrée fa noana 8-)...