Miha-mihemotra ve isika Kristiana?
1. xxx
(
15/11/2007 13:27)
Raha jerena ny adihevitra isan-karazany eto amin'ity forum Fivavahana sy Finoana ity dia hita fa mihemotra be mihitsy isika Kristiana. Lasa betsaka loatra ny valy boraingina. Misy ireo izay avy hatrany dia mahita hanoherana ny hafa.
Lasa mampihemotra be ilay izy fa tsy ahitana fiarahana mitombo ao amin'ny Tompo intsony.
Tsy mahatsapa ny tenantsika ve isika hoe lasa fitaovan'ilay ratsy eo amin'ny valinteny ataontsika?
Ireo mpitazana avy ety ivelany moa dia liana dia liana tokoa mijery ireo adin'ny samy milaza azy ho Kristiana.
Inona tokoa no tokony hataontsika Kristiana mba hahay hiara-hizotra mankany amin'ny fitomboana ara-panahy?
Misaotra mialoha

répondu par prime le 29/11/2007 09:01
2. soanja
(
15/11/2007 14:58)
Ny olana eto amin'ny forum dinika fivavahana/finoana raha ny fahitako azy dia ny tsy fitovizan'ny tanjona izay nahatonga ny tsirairay handray anjara.
Efa nametraka na niangavy azy mba hisian'io fanontanianao io tamin'ny namana iray teto aho nony nifanao miverimberina ny valinteninay. Dia ny valinteny azoko tamin'izay raha ny fandraisako azy saingy mety diso aho dia hoe tsara ny misarantsaraka mba hisian'ny famonjena ny tenany manokana sy izay mitovy finoana aminy.
Mety marina io raha toa ka ilay olombelona no resahina saingy diso io raha ny ara-panahy no arahina. Saingy izay no zava-misy.
Tsy hinoako ny fisian'ny fiombonana ara-panahy eto an-tany!
Ny fizoran'ny tsirairay amin'ny lalana izay heveriny fa tsara nefa tsy manimba ny hafa ary manasoa ny hafa indrindra aza no mety ho hita taratra ety an-tany!
Satria nahoana? complex be mihitsy ny atao hoe "olombelona" fa tsy ilay heverin'ny fiangonana na finoana na religion azo atao faobe!
Andriamanitra kosa mahalala ny tsirairay sy izay ezaka vitany satria Izy no nanome ny fisiany!
Vitao izay adidinao ary mahereza hatrany!:-*:-*:-*

3. cutie
(
15/11/2007 16:51)
Miha-mihemotra ve isika Kristiana?
tsy we miha mihemotra fa be loatra le finoana ka samy milaza ny azy ho tena marina ny sasany de ze tsy mitovy finoana aminy de lasa any @ afobe daholo:-D:-D:-D:-D:-D
Dia ny valinteny azoko tamin'izay raha ny fandraisako azy saingy mety diso aho dia hoe tsara ny misarantsaraka mba hisian'ny famonjena ny tenany manokana sy izay mitovy finoana aminy
De lasa misaratsaraka e, samia mamonjy ny tenany :-D:-D:-D:-D
Tsy hisy mitsy ny fiombonanna nefa ny finoana bahai hono mikatsaka an'io @ zao :-D
4. ikaretsaka
(
15/11/2007 16:53)
Inona tokoa no tokony hataontsika Kristiana mba hahay hiara-hizotra mankany amin'ny fitomboana ara-panahy?
manana fihevitra sy fijery anankiray, tanjona 1 araka io lazain'i soanja io.
soanja:
Ny fizoran'ny tsirairay amin'ny lalana izay heveriny fa tsara nefa tsy manimba ny hafa ary manasoa ny hafa indrindra aza no mety ho hita taratra ety an-tany!
Namaste
5. cutie
(
15/11/2007 16:57)
Tsy hinoako ny fisian'ny fiombonana ara-panahy eto an-tany
za ndray mino ka
zany we antokon'oul vitsivitsy ao anatin'ny fiangonana fa refa ety ivelany de tsy hita taratra tsony le izy :-D:-D:-D:-D
6. rabilabila
(
15/11/2007 19:08)
manana fihevitra sy fijery anankiray, tanjona 1 araka io lazain'i soanja io.
Imposibila Ika a!! Io ange ilay efa nolazaiko tary ambadika tary hoe :direction iray ihany no jerenareo fa misy ny pahana ,ny myope, ny tratran'ny strabisme......ary mbola nampianao aza hoe : miankina amin'ny angle de vue koa ............
Par contre:
Ny fizoran'ny tsirairay amin'ny lalana izay heveriny fa tsara nefa tsy manimba ny hafa ary manasoa ny hafa indrindra aza no mety ho hita taratra ety an-tany!
ekeko tanteraka satria toetra tokony hanànan'izay olona rehetra mikatsaka ny tsara ,zavatra ezahiko atao nefa aho AT!!:wink:
7. booboo
(
15/11/2007 19:46)
Inona tokoa no tokony hataontsika Kristiana mba hahay hiara-hizotra mankany amin'ny fitomboana ara-panahy?
mianatra mifehy ny hoe " @ forum ny hevitra no ampidiana fa tsy ilay olona mitondra hevitra indray no hombohina isaka zay heverina fa tsy mety / tsy mitombona / manirikiry sns ny hevitra entiny " :^)
10. Veloo
(
15/11/2007 20:38)
Inona tokoa no tokony hataontsika Kristiana mba hahay hiara-hizotra mankany amin'ny fitomboana ara-panahy?
dia ny manaiky an'i jesosy ao am-pon-tsika sy mivavaka ho an'ny tsirairay avy mba hilantsahan'ny fanahy masina
Tsy hinoako ny fisian'ny fiombonana ara-panahy eto an-tany!
satria izay no tanjon-ilay satana ny ampi-confus antsika rehetra ka tsy manaraka ny tenin'Andriamanitra.
Isika rehetra raha tena hanaradia an'i Kristy dia manaraka ny didiny sy ny teniny izay ao @ baiboly.
11. ikaretsaka
(
15/11/2007 20:46)
samy milaza azy fa manaiky an'i jesosy ao am-po aby anie ry veloo e...
na i laza na i niryna na ianao na izaho na i pissoa sy ry piste, ary samy mino fa efa nidinan'ny fanahy masina ..kanefa...
Mba afaka atao sy sainina ho toy izao ve io filaza hoe baiboly io hoe "tahirim-boky misy soratra masina sasantsasany navondron'ny katolika t@ taonjato faha 4 ka nindramin'ny kristianina sasany sy ampiasainy koa"
na i laza na i niryna na ianao na izaho na i pissoa sy ry piste, ary samy mino fa efa nidinan'ny fanahy masina ..kanefa...
Isika rehetra raha tena hanaradia an'i Kristy dia manaraka ny didiny sy ny teniny izay ao @ baiboly.
Mba afaka atao sy sainina ho toy izao ve io filaza hoe baiboly io hoe "tahirim-boky misy soratra masina sasantsasany navondron'ny katolika t@ taonjato faha 4 ka nindramin'ny kristianina sasany sy ampiasainy koa"
12. cutie
(
15/11/2007 21:03)
Mba afaka atao sy sainina ho toy izao ve io filaza hoe baiboly io hoe "tahirim-boky misy soratra masina sasantsasany navondron'ny katolika t@ taonjato faha 4 ka nindramin'ny kristianina sasany sy ampiasainy koa"
tsy aritr'i Ika mitsy le we baiboly nindramina a :-D:-D:-D:-D:-D:-D
jereo @ zany fa efa impossible ny fiombonam-panahy :-D:-D:-D:-D:-D
veloo kisssssssssssssssss njy :-*:-*:-*:-*
14. fijo
(
15/11/2007 22:06)
hi i iihiii,elahy ity lety.avereno le bokin'olona fa lasa resabe e,sady toa nisy vola kay tany anaty takelaka tany.:-D:-D:-D
raha mbola samy mihevitra ny fahamboniantenany ny kristiania dia tsy hisy mihintsy ny firaisana ao aminy.
rehefa vita izay ,dia ezaho ihitatra any amin'ny finoana hafa io,de lafatra isika

15. ikaretsaka
(
16/11/2007 00:03)
ka tsy maintsy hazavaina aloha hoe inona no resahina ko
cutie> ka tsy marina ary ve izany
cutie> ka tsy marina ary ve izany
16. soanja
(
16/11/2007 01:04)
Ny tanjon'ny Kristianina ny hanana ny fiombonana ara-panahy ka saingy ny realite tsy mampiseho izany mihitsy fa vao maika be ny sekta.
Ny finiavana hifandray amin'ny mahasamihafa nefa mitovy tanjona dia ny hanompoana an'i Jesoa Mpamonjy amin'izay hitiavan'ny tsirairay azy satria io no resahin'ny fanahiny na ny FANAHY MASINA tonga ao aminy azy no hitako fa hahatratrarana io fiombonam-panahy io.
Fa nanao ahoana ny resaka EKOMINIKA E??? Efa nadio ve ny rano nitan'ireny sa inona no olona tamin'ireny? Ireny no hitako modely tsara indrindra anefa raha ny mbola ety an-tany.

17. niryna
(
16/11/2007 01:22)
booboo:
Inona tokoa no tokony hataontsika Kristiana mba hahay hiara-hizotra mankany amin'ny fitomboana ara-panahy?
mianatra mifehy ny hoe " @ forum ny hevitra no ampidiana fa tsy ilay olona mitondra hevitra indray no hombohina isaka zay heverina fa tsy mety / tsy mitombona / manirikiry sns ny hevitra entiny " :^)
=D=D
18. niryna
(
16/11/2007 01:24)
Veloo:
Inona tokoa no tokony hataontsika Kristiana mba hahay hiara-hizotra mankany amin'ny fitomboana ara-panahy?
dia ny manaiky an'i jesosy ao am-pon-tsika sy mivavaka ho an'ny tsirairay avy mba hilantsahan'ny fanahy masina
Tsy hinoako ny fisian'ny fiombonana ara-panahy eto an-tany!
satria izay no tanjon-ilay satana ny ampi-confus antsika rehetra ka tsy manaraka ny tenin'Andriamanitra.
Isika rehetra raha tena hanaradia an'i Kristy dia manaraka ny didiny sy ny teniny izay ao @ baiboly.
=D=D
19. cutie
(
16/11/2007 05:08)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 16-11-2007 01:03:01
Lohateny : Re : Miha-mihemotra ve isika Kristiana?
ka tsy maintsy hazavaina aloha hoe inona no resahina ko
cutie> ka tsy marina ary ve izany
za ve mahalala an'zany fa za sady tsy mamaky baiboly no tsy katolika:-D
20. majesty
(
16/11/2007 09:05)
fa inona ihany no famakin'i cutie,dia ao amin'ny Kristiana inona no misy an'i cutie rehefa tsy kato :p