Miha-mihemotra ve isika Kristiana?
21. xxx
(
16/11/2007 09:14)
Ny zavatra tsapa dia hita toa sarotra be ho an'ny tsirairay ny mandray ny Tenin'Andriamanitra ka lasa maro ireo olona no mitady fanazavana avy amin'ny hafa. Tokony ho tsotra anefa izany satria ho an'ny tsirairay no nanolorany ny Teniny fa tsy nanavaka Izy. Mila FO RESY sy FANETREN-TENA fa tsy fizahozahoana ny fandraisana ny Teny mba tsy hahavery ao anatin'ny fifanakalozan-kevitra. Ho antsika Malagasy izay efa ravaravan'ny samy maka ho azy (sekta maro) dia ilaina be dia be ny famakian'ny tsirairay ny Tenin'Andriamanitra mba ahafahany mijoro. Eto dia ny tsirairay mihitsy no samy tokony hamonjy ny tenany fa tsy miankina lava amin'ny Pretra na ny Pasitera.
Farany, ao anatin'ny fotoana anjakazakan'i Satana isika izao ary anisan'ny varavarana hidirany ny adi-hevitra ara-pomba fivavahana mba hamafana ny finoana an'Andriamanitra sy Jesoa Kristy eo amin'ny tsirairay. Ny adi-hevitra rehetra tsy mitondra any amin'ny FAHAZAVANA sy FAHAMARINANA dia eo ambany fiarovan'ilay mpamitaka koa aoka isika Kristiana hitandrina, indrindra isika Malagasy izay marivo salosana mora rebirebena.
Samia ary mamonjy ny tenany miresaka amin'Andriamanitra fa aza variana.

22. fijo
(
16/11/2007 21:53)
majesty,aokan'ialahy cutie fa ato amin'ny firaisana hiombonana io an.
xx an,ka ny famakian ailay boky amin'ny teny nanoratana azy aza hono tsy hain'ny be sy ny bobaka ko

23. ikaretsaka
(
16/11/2007 22:58)
Ny zavatra tsapa dia hita toa sarotra be ho an'ny tsirairay ny mandray ny Tenin'Andriamanitra ka lasa maro ireo olona no mitady fanazavana avy amin'ny hafa
eo aloha dia efa polemique be hoe inona ilay Tenin'"ndriamanitra... ilay antsoratra nalaina t@ ireo andiana bokin-tsoratra narabon'ny katolika ka nataony hoe baiboly ka ampiasain'ireo mpanao "sola scriptura?
sa?
ireo voalaza sy voasoratra momban'A/tra rehetra, na am-bava na vokatry ny fianarana na traditions na inona"
Amiko io de izao fotsiny... raha vao misy bornage de mitokona ao anaty bornes ao .. tsy nandroso tsy mihemotra... fa esory ny kaly de accelereo
25. Veloo
(
18/11/2007 01:47)
Ny zavatra tsapa dia hita toa sarotra be ho an'ny tsirairay ny mandray ny Tenin'Andriamanitra ka lasa maro ireo olona no mitady fanazavana avy amin'ny hafa. Tokony ho tsotra anefa izany satria ho an'ny tsirairay no nanolorany ny Teniny fa tsy nanavaka Izy. Mila FO RESY sy FANETREN-TENA fa tsy fizahozahoana ny fandraisana ny Teny mba tsy hahavery ao anatin'ny fifanakalozan-kevitra. Ho antsika Malagasy izay efa ravaravan'ny samy maka ho azy (sekta maro) dia ilaina be dia be ny famakian'ny tsirairay ny Tenin'Andriamanitra mba ahafahany mijoro. Eto dia ny tsirairay mihitsy no samy tokony hamonjy ny tenany fa tsy miankina lava amin'ny Pretra na ny Pasitera
ekena tsisy adi-hevitra mihitsy.
Farany, ao anatin'ny fotoana anjakazakan'i Satana isika izao ary anisan'ny varavarana hidirany ny adi-hevitra ara-pomba fivavahana mba hamafana ny finoana an'Andriamanitra sy Jesoa Kristy eo amin'ny tsirairay. Ny adi-hevitra rehetra tsy mitondra any amin'ny FAHAZAVANA sy FAHAMARINANA dia eo ambany fiarovan'ilay mpamitaka koa aoka isika Kristiana hitandrina, indrindra isika Malagasy izay marivo salosana mora rebirebena.
Samia ary mamonjy ny tenany miresaka amin'Andriamanitra fa aza variana.
Tsy lavona mihitsy fa tena marina:-*
26. Mandefitra
(
21/11/2007 11:34)
ikaretsaka:
eo aloha dia efa polemique be hoe inona ilay Tenin'"ndriamanitra... ilay antsoratra nalaina t@ ireo andiana bokin-tsoratra narabon'ny katolika ka nataony hoe baiboly ka ampiasain'ireo mpanao "sola scriptura?
sa?
ireo voalaza sy voasoratra momban'A/tra rehetra, na am-bava na vokatry ny fianarana na traditions na inona"
Zay voasoratra de voasoratra, sady "Ampy hinoana an'i Kristy zanak'Andriamanitra"
Ny lovan-tsofina papa mety mbola hisy very a, ny voasoratra aza lazainareo fa mbola misy lost in translation, maika fa ny lovantsofina ...
Ary na Kristy aza tsy nitsahatra namerina zay voasoratra ... "Mahadiso hevitra anareo ny tsy fahalalanareo ny Soratra Masina" hoy Izy.
27. fijo
(
21/11/2007 23:43)
nefa i jesoa tsy nanaraka ilay soratra masina.an'ny jiosy izay nitaizana azy???
28. Mandefitra
(
22/11/2007 04:36)
Tsy tonga handrava izy fa hanatanteraka ... nahitsiny ny fomba fandrasan'ny olona ny Soratra Masina. Tsy @ endrika ivelany sy ny fombafomba fa @ fitiavana.
29. xxx
(
22/11/2007 11:30)
Esory ny kaly dia accelereo hoy i Ikaretsaka. Tena marina io. Fa izao, any amin'ny lalana tokony haleha no aleha fa raha vao mbola tsy hay ny vontoatiny dia mbola any amin'ny tsy izy foana sy miparitaka ilay izy e! Mipotsaka ny frein dia any an-kady no hiafarany.
Fomba filazan'Ikaretsaka moa ny hoe boky nangonin-dry zareo. Izaho toa te-hilaza amin-dry zareo ankehitriny hoe "Miverena amin'ilay Fitiavana voalohany". Zarao arak'izay tokony ho izy ilay bokin'Andriamanitra fa aza dia sarontsaronana izao karazana fisainan'olombelona isan-karazany izao sy ny fiheveran-tena fa manana ny ampy e! Na koa tahirizin'ny mpitan-kazomanga fotsiny.
Io ilay hoe "Fahano ny ondriko".

30. fijo
(
23/11/2007 00:12)
xxx avereno aloha ilay bokin'olona,de aza hadino le vola tao anatiny an.
inona kay le fisaina'olombelona hanakomana azy ao???fa ngah atsy hoan'olombelona no nanaovana io boky io?

32. xxx
(
23/11/2007 11:56)
Hoy Fijo
Aoka angamba aloha hazava fa tsy nisy nangalatra izany ny Tenin'Andriamanitra fa natao ho an'ny rehetra ary matoa voatonta betsaka amin'izao fotoana izao dia izany no sitrapon'Andriamanitra. Tsitoha Izy nampisy io Teniny io sy manaparitaka azy ho an'ny olombelona na amin'ny fomba ahoana na amin'ny fomba ahoana. Ny fahatongavan'ny Teniny no zava-dehibe Aminy. Indrindra moa ny filazany ny MAMPISY AZY.
Ho antsika Kristiana dia ny miaina izany Teniny izany no tokony hatao mba ho hita taratra fa Kristiana tokoa isika. Aoka tsy hanala-baraka an'i Jesoa izay voahombo teo amin'ny hazo fijaliana. Raisina amim-pitiavana ny Teniny sy ny Hafany ary iainana sy hifananarana.

34. prime
(
27/11/2007 06:50)
Tsy bokin'iza n'iza ny tenin'Andriamanitra fa Azy Andriamanitra... ary ny teniny tsy nataony ho an'antokon'olona na vondrona vitsivitsy fa nataony ho an'ny olombelona rehetra...
fijo:... aoka r'ise a, Jeso no tsy nanaraka ny soratra masina sa ny ampahany tamin'ireo jiosy?
nefa i jesoa tsy nanaraka ilay soratra masina.an'ny jiosy izay nitaizana azy???
35. ikaretsaka
(
27/11/2007 22:45)
nataony ho an'ny olombelona rehetra ao anaty valany .. fa tsy ny mitsoaka miaraka @ bokiny kosa ry prime..sa?
36. prime
(
28/11/2007 07:22)
ikaretsaka> Nataony ho an'ny olombelona rehetra fa tsy an'ny olombelona ao anaty "valany" ihany... tsy misy afaka misora-tena ho tompony na ireo ao anaty "valany" (tianao ahatongavana) na ny tsy ao...
Ny soratra masina dia nomen'Andriamanitra ho an'ny olona rehetra tsy ankanavaka...
Ny hoe mitsoaka mbola adihevitra hafa satria mety tsy dia nitsoaka loatra no tena zava-nisy fa mety noroahina ihany koa... sa?

37. ikaretsaka
(
28/11/2007 16:44)
ho an'ny olona rehetra??? mba hiombonany ho 1 ihany!
ary tsy izay soratra masina tiana ihany
sady nitsoaka no noroahina ! tsy misy cause sans effet

38. prime
(
29/11/2007 09:01)
Tsy ilay fiombonana ho iray no tena zava-dehibe fa ny handrenesan'ny olona rehetra ny vaovao mahafaly ka handraisany sy ihainoany izany satria mahavonjy...
Ny hoe tsy izay tiana ihany... asan'ny Fanahy Masina izany ka tsy anjarako no hanamarina na handiso izany... ny zava-misy ankehitriny dia efa nivoaka iray volana lasa izao ny DIEM farany... io tsy misy hoe tiana sy tsy tiana fa ny rehetra no niara-nandika azy...
Ny hoe sady nitsoaka no noroahina dia tsy dia misy dikany loatra aloha amiko satria tsy mampiova na dia kely aza ny famonjen'i Kristy...