mba ampio zé afaka

1. boubounezy ( 14/11/2007 08:04)
efa nataoko teto iany ty dinika ty fa magaga tsy teto ndray dé averiko

aona ny fomba fampidirata vidéos ato @ dinika


MASOSOTRA B LA MANINN REFA MIDITRA SERA2 ZA DE TSY MAINTSY MANORATRA PS SY MOT DE PASSE FONA ISAKINY MISY ZAVATRA ATAOKO?

nampiditra ty dinika ty zao d efa injatoabérivo sy raiall mampiditra ps sy mp vô afaka manoratra.

dé avy eo andefa anity de ijery le dinika na lasa na tsy dé tsy maintsy ampiditra ps sy mp ndray de ra ande ijery sary na zé atao retra tsy maintsy mampiditra ps sy mp mba amboary io ry responsable a!
MISOTRA MELOU ANAREO
répondu par fahamarinana le 19/11/2007 10:34
2. boubounezy ( 14/11/2007 08:06)
tafiditra ty zany fa tsy maintsy manao lé ps sy mot de passe fona ggrrrrrrrrrrr
3. ftma ( 14/11/2007 08:30)
boubounezy: midira aloha namana vao miditra forum dia tsy mamerina mot de passe, rehefa aty @ dinika no miditra aloha dia tsy maintsy mamerina mot de passe rehefa miditra ao @ namana.
Efa takelaka samy hafa ireo ka izany agamba no mahatonga azy
4. Ralay ( 14/11/2007 09:58)
Tena izay ny antony na koa elabe ianao vao manao action dia par securité dia mihidy ny compte-nao.
Andramo anie io volazan'iftma io e dia tsy ho grrrrrrr intsony njy ry boubounezy fa hanao hoe wéééééééééééé :lol:
5. boubounezy ( 14/11/2007 10:08)
ok ftma mersy kia a!
6. boubounezy ( 14/11/2007 10:46)
tsy mety é! efa any @namana fona za vô miditra eto fa tsy mety
inn ndray ny système hafa ralay?
7. boubounezy ( 14/11/2007 10:49)
ka tsa azoko mintsy ngamba lé miditra namana fa tsy azoko, miditra namana aona kay lé izy? any @ accueuil sera2 v? fa ra tsy zay d tena tsy arako mintsy wé aona ny atao zany.
8. boubounezy ( 14/11/2007 13:30)
tena tsisy afaka manampy mintsy vé za? misôtra betsak\'é! ny fandefasana vidéo sns.. mbola manadala ana fona ty site sera2 ty @ lé tsy maintsy mampiditra ps sy mp mba satsféo ny kill ry tomponandraikitra fa tsy milay zany a!
9. boubounezy ( 14/11/2007 17:44)
misôtra betsaka anareo eto zé tsy namaly anah satry itako @zao fa zao ny TENA NAMANA ETO @ SERA2 mba mpanampy oull eto iany za refa misy pblm informatika @zay mba kely aiko,nefa tsy olana fa mety tsy misy mahay ny momba anio dôly nareo eto. MISOTRA MANOKANA any ftma sy ralay nanampy anah na dé tsy mety fona aza lé izy tena faly ny foko na 2 iany aza efa isôrana A/tra.
10. fahamarinana ( 14/11/2007 19:48)
:arrow:tena tsy haiko aky ny fanao azy boubounezy sinon natoroko ndry fa miala tsiny an,mino aho fa ho avy tsy ho ela eo ny spécialiste na ny tompon'andraikitra e.(l)
11. karinah ( 14/11/2007 23:02)
euhh, Boubounezy: io lazain'i Ftma io arahina, mamerina , azonao atao tsara ny mi-récupéré mp..
12. Ralay ( 15/11/2007 09:29)
boubounezy:Tsy misy fisaorana fa efa io novaliko io ny resaka mdp fa aza dia masika @tomponandraika moa e.:lol:
Ity ny pagen'ny namana hidirana aloha ataovy page d'aceuil mihintsy dia ampidiro ny ps dy ny mot de passe-njy dia afaka mivezivezy @ rehetra @ zay njy.http://serasera.org/namana/index.php?
En principe dia mety io fa raha sanatria ka tsy mety dia anoraty manokana ny webmaster fa misy blem.Heveriko fa mety daholo ny an'ny hafa matoa tsy misy manotany fa ny anjy no misy blem zany raha tsy mety io lazaiko io.
Dia mazotoa @ zay.
13. diffordi ( 15/11/2007 09:58)
Otran ts azoko ny blemnjy:?: boubounezy fa azavao tsara oe sao haiko e:idea:
14. boubounezy ( 15/11/2007 10:37)
famarinana misôtra kia a!
karinah efa nataoko fa tsy mety atramizao
ralay eny ary é! andramako ndray alou é! misôtra ô!
diffordi tsy aiko mintsy ny anazava akotrany efa nolazaiko io wé isakiny misy action ataoko na na ijery hafatra na ijery sary na iditra forum na zé ataoko retra d tsy maintsy mamatraka ps sy mp fona ary mbola tsy mety izy atramizao zay ny natonga anah namaly aniretra inn 1mandé eto reraka b za lé mampiditra ps sy mp dé mba mangataka kou wé aona ny fampidirana filma eto.
misôtr\'ô!
15. ds ( 15/11/2007 18:16)
Miala tsiny fa izao vao tafiditra indray. Be herehina e :-)
Tsy manaiky cookies ny ao aminao no mety mahatonga an'ilay mila mampiditra tenimifaina lava.
Raha Internet Explorer no ampiasainao, dia jereo ao amin'ny
Outils/Options Internet/Confidentialité.
Momba ny fandefasana vidéo indray tsy mbola mandeha mivantana eto. Efa nataoko hafatra manokana ny tohiny...:-)
16. boubounezy ( 16/11/2007 08:32)
ds misôtra betsaka fa tena zay mintsy ny matonga azy fa tonga dé ataoko zao mintsy efa voray ny toiny le afatra ka MERSY BCP.
17. boubounezy ( 16/11/2007 08:38)
ds wéééééééééééé!!!=D=D=D=D=D=D=D=D=D tena tonga d nety b lé izy MISÖÖÖÖÖÖÖÖÖÖÖÖÖÖÖTR'Ö!!!!
ka itako tao fa sera2 mintsy kay niblokéko lé cookies sady nataoko haute mintsy d zay marina ny tsy nampety azy mersy! mersy! mersy! mersy! ds:-*:-*:-*
18. Ralay ( 16/11/2007 09:20)
boubounezy:Tsikitsiky @ zay ary an de mihirà kely koa :lol:
19. boubounezy ( 16/11/2007 10:12)
ralay ok!! marina zany é!!!smile b boubounezy @zao ka!
merçi dôly é!
20. diamondra27 ( 16/11/2007 19:59)
:D:wink::-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0958