Teny indonesia
1. velonantoandro
(
14/11/2007 00:32)
Tia kolontsaina ve ianao.Ny fitenenana indonesia dia ahitana fiandohan'ny tenintsika maro mihitsy.Ka ndeha hifampizara izany raha tianao.
Ohatra hoe Maty=mati
Masoandro=matahari
makan=mihinana
hoditra=kulit
Dahulu=autrefois (=Ntaolo)
lida boya=lelamboay
sawah=tanimbary
tahi lalat(=taindalitra)=tai-parasy
hanya=cuma=ihany
Tanya=demande
Anao indray!
Ohatra hoe Maty=mati
Masoandro=matahari
makan=mihinana
hoditra=kulit
Dahulu=autrefois (=Ntaolo)
lida boya=lelamboay
sawah=tanimbary
tahi lalat(=taindalitra)=tai-parasy
hanya=cuma=ihany
Tanya=demande
Anao indray!
répondu par ikaretsaka le 15/11/2007 17:51
2. ikaretsaka
(
14/11/2007 03:15)
Ny teny Malay aza no akaiky kokoa !
Tahun =taona
Bulan=Volana
Bulu=Volo
tanan=tanana
Bulun tanana=Volon-tanana
Makan=Mihinan=kanina
Sahah(sawa)-saha
Ma'tanya=manontany
Alen=Alina
Raha mamaky gazEty Malay ny gasy dia tena gaga tokoa ary raha miezaka kely dia azo ny 70% tiany lazaina fara fahakeliny!
Raha manana oportunity ange dia mamakia ireny gazety malay ilay misy dikan-teny Angalisy eo ambaniny e...
rehefa sendra mandalo any @ iny faritra iny, Singap... , Kuala... sns.. ohatra

4. Angie
(
14/11/2007 07:24)
tena milay kosa ty resaka ty mbola tsy nihaino tsara lay fiteny aloha zah h@ zao na dia maheno matetika azy
Misy miarahaba sy mitsikitsiky be foana zah dia za kou mitsiky foana fa refa miresaka be miteny ny teniny izy dia zay zah vao kopy hoe heveriny fa avy any aminy.
Rehefa miteny aho we tsy avy any fa Malagsy dia gaga izy :-D

5. velonantoandro
(
14/11/2007 14:34)
Tsy hoe ho azo daholo aloha ny teny sy ny phrase rehetra satria araka ny haiko dia 40% no mots iraisana mivantana,50% miparitaka eran'i Asia.90% ireo.Ary ny 10% no avy amin'ny fiteny hafa.
Nefa mahagaga indraindray satria misy phrase iray manontolo presque transparente,ary nahagaga ahy:
"...jadi malas ke sawah"="...manjary malaina mankany an-tsaha"/
Jadi=man-jary
malas=malaina
ke=man-ke-any (ilay ke no milaza direction na déplacement.
sawah=tanimbary.
Ataoko fa raha mianatra teny Indonesia isika dia ho mora kokoa amintsika ny mianatra azy.

6. ikaretsaka
(
14/11/2007 15:00)
le mihaino aloha sarotra be fa le mamako no moramora kokoa ny mi dechiffre..
mandra paha zatra e.. ohatran'ny nianatra teny tandroy sns... ihany io
raha soratana dia azoazo fa vao tenenina, ho an'ny tsy tandroy dia ....
mandra paha zatra e.. ohatran'ny nianatra teny tandroy sns... ihany io
raha soratana dia azoazo fa vao tenenina, ho an'ny tsy tandroy dia ....
7. endrika01
(
14/11/2007 16:20)
De ahoana hono ny mba dikan\'ny oe\"manahoana ianao\"namako enao\"aiza ianao no mipetraka,firy ?Taon
8. endrika01
(
14/11/2007 16:23)
De ahoana hono ny mba dikan\'ny oe\"manahoana ianao\"namako enao\"aiza ianao no mipetraka,firy ?Taon
9. ikaretsaka
(
14/11/2007 17:04)
Ny ahy Malay no haiko nohon'ny Indonesianina
marihina fa ny malay dia derivee an'ny indonesianina ihany
Ohatran'ny teny europeanian aty atsimo io e : hoe latin daholo ny origine de miovaova kely! (italien e, espaniola e.. frantsay e..sns)
manao ahoana=shelamat Pagi :-D
(ohatran'ny hoe "salama aby ny aty" izany ny fanenony e!:wink:)
Inona ny vaovao= Hapa kabar
Veloma/ soava dia =Salamat Jalan
iza ny anaranao =aBaka nama Anda?
Tratran'ny taom-vaovao = selamat Tahun baru
Tiako ianao (ilaina io an) =Saya Menssin tia Anda!:-D (saya=izaho/ Tia=Tia, anda=anao
NB: fanononako azy araka ny fahenoako azy ireo fa mety ho diso grammaire an

10. velonantoandro
(
14/11/2007 17:32)
endrika01:Araka ny voalazan'i Ikaretsaka dia ny feona no mety hanahirana.
De ahoana hono ny mba dikan\'ny oe\"manahoana ianao\"namako enao\"aiza ianao no mipetraka,firy ?Taon
Ny version Indonesia dia mety misy mahasamihafa azy kely tokoa raha izany satria araka ireo nolazain'i Ikaretsaka ireo dia ataoko amin'ny bahasa Indonesia.
manao ahoana (maraina)=Selamat pagi
Inona no vaovao?=apa kabar?
soava dia=Selamat jalan,raha olona lasa no manao veloma moa dia miteny hoe Selamat tinggal
iza ny anaranao=apa nama kamu? na hoe apa nama engkau? (engkau=ianao ho an'ny Javanais)
Tratran'ny taom-vaovao=Selamat tahun baru (baru=vao,ary mino aho fa avy amin'io ilay hoe Andriabaroa nahatonga ny fanjakan'i Baroa=anarchie)
Tiako ianao=ku cinta padamu (ilay ku dia izaho no dikany)
11. ikaretsaka
(
14/11/2007 17:50)
ary tena misy ifandraisany @ gasy ihany tokoa ilay izy an
ny malay izany manao hoe saya=zaho
ny ku lasa -ko le @ faran'ny teny nataon'ny gasy pronom possessif
ny malay izany manao hoe saya=zaho
ny ku lasa -ko le @ faran'ny teny nataon'ny gasy pronom possessif