fividianana ankanjo bevoka

1. xxx ( 13/11/2007 17:30)
aiza kay nop misy mivarotra ireny pataloha na akanjo bevoka ireny
novalian'i arialy ny 12/12/2007 12:27
2. xxx ( 13/11/2007 18:18)
tsy haiko ianao rah any madagasikara na aty andafy fa raha aty andafy, mijereva katalogue, quelle la redoute, na 3 suisse ireny fa tsy maitsy misy akanjo ho an'ny bevohoka foana enao...
na koa ao amin'ny magasin C&A misy akanjo ho an'ny bevohoka foana koa ao na H&M
3. xxx ( 14/11/2007 12:11)
xxx:

aiza kay nop misy mivarotra ireny pataloha na akanjo bevoka ireny

:arrow:Na koa ao amin'ny kiabi mora be mihintsy zao.Raha aty ampita ianao fa raha any dago ndray dia aleo mampanjaitra.(l)

4. arialy ( 12/12/2007 12:27)
misy daolo na H&M sy C&A aza e raha aty france enao , kiabi koa ony mora e
raha tsy te hanao achat par correspondance zany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0759