saly
1. bazylou
(
11/11/2007 00:33)
tonga eto indray ny tary rehefa avy nanao tour du monde , sy tany amin'ny tananareo povra be!!:lol::lol:
répondu par fijo le 21/11/2007 21:39
2. Veloo
(
11/11/2007 03:06)
ry bazyl ko sahala amin;ny tsy mba gasy. Manambany tanidrazana enao manambany ny tenanao ihany:twisted:
3. agoago
(
11/11/2007 12:09)
Tonga soa bazyl, eny e pauvre ny tananay nefa dia nahare mihintsy ny sofiko tamin'ny vahiny raha sendra mba nivahiny tany ananona tany, eny vahiny ihany aho any, tsy tanin'ny razambeko na tanana'ireo nihaviako tsinona ny any, satria tsy ahy ary tsy omen'ny hafa mihintsy ny tanany sy ny taniny dia hoy izy ireo, tsy tamin'ny fotoana niaraka "Tana est une belle ville", "oh Tana est une ville,facile à vivre".Gaga ary aho, hoe zany ve?
4. salmo1
(
11/11/2007 12:20)
Veloo:Fa inona no tena mahazava-dehibe am-le oe: tanindrazana:?:
ry bazyl ko sahala amin;ny tsy mba gasy. Manambany tanidrazana enao manambany ny tenanao ihany
;-)
5. salmo1
(
11/11/2007 12:24)
bazylou:
tananareo povra be!!
Mba tafapetraka aty @ firenena mandrosondro ndray mou ry bazyl de kianina ny firenena fiaviana.
Mety manana probleme elahy, angamba!
;-)
7. Aino
(
11/11/2007 18:48)
bazy,j'aime aussi tsy misy tiako hakaotra azy na manao ahoana io na manao ahoana;)
tiako foana ny ahy ary tsy atakaloko ny an'ny hafa na mahantra tahaka ny in aza e
8. pissoa
(
11/11/2007 18:51)
bazylou:
tonga eto indray ny tary rehefa avy nanao tour du monde , sy tany amin'ny tananareo povra be!!:lol::lol:
ka inona hono no mba nataon'ny "mpanankarena" tany amin'ny taninay e ! sa tsy mba manan-kambo fa misisika any ihany :lol::lol::lol:
9. Veloo
(
11/11/2007 19:11)
salmo1 [ Valio ] 11-11-2007 13:20:50
Lohateny : Re : saly
Hoy i Veloo:
ry bazyl ko sahala amin;ny tsy mba gasy. Manambany tanidrazana enao manambany ny tenanao ihany
Fa inona no tena mahazava-dehibe am-le oe: tanindrazana
amiko ny tanindrazako dia zava-dehibe, mampiseho ahy ny maha izy ahy io...ka raha manaratsy an'io ny olona gasy dia manaratsy ny tenany sy ny fihaviany ko:P
10. salmo1
(
11/11/2007 20:47)
Veloo:
ka raha manaratsy an'io ny olona gasy dia manaratsy ny tenany sy ny fihaviany ko
ka le eritreritrao maintsy no tena tsy azoko.
Ny olona sy ny tany dia samy hafa.
Ny efa maty sy ny velona dia samy hafa
Zany oe: raha mbola tsy tonga vovoka enao dia mbola olom-belona tahakany rehetra.
Amiko manokana i Madagascar dia firenena fa tsy tanindrazana akory. Ary manambany firenena no izy fa tsy manambany tanindrazana.
Izaho mino fa ny fiaviko dia Indonezia, ra avy any indonezia marina ve ny fiaviako, tanindrazako ve i Indonezia:?::roll:
;-)
11. bazylou
(
11/11/2007 21:21)
salmo1, tsy ratsy indray izany resonema anareo izany
an !!:roll::roll:
an !!:roll::roll:
13. ronaldo09
(
13/11/2007 12:32)
Kozy e!mahantra ny anay fa anay anay ihany .Ka na mahantra ary io no nolovainay ary le firenena manankarena ipetrahanareo io ange no namotika ny taninay sy nitroka ny harenay e!
14. salmo1
(
13/11/2007 12:55)
ronaldo09:
Kozy e!mahantra ny anay fa anay anay ihany .
Le anareo mety le anay ihany ka.
Fa zao; tsy i Madagascar maintsy no mahatra fa ny olona mipetraka eo am-le firenena no tsy dia ampy fahalalana bebe kokoa, ka mahatonga an-le firenena hahantra.
Ny atao oe: fahadiovana aza tsy fantatriny sasany akory.
Misy ny tsy misasa ao anatiny ray volana, ka rehefa maloto dia maloto hatramin'ny fisainana sy ny fivelomana.
Koa rehefa samy mailo sy mietsiketsika ny rehetra amin'ny hoaviny manontolo, dia mino aho fa Madagascar no firenena matanjaka indrindra eto an-tany.
jeankely:Ary i jeankely, mbola velona ve enao:?:
Allo DADABAZY ! Mbola velona ve e?=))=))=))
;-)
15. Veloo
(
13/11/2007 13:29)
salmo1 [ Valio ] 11-11-2007 21:47:57
Lohateny : Re : saly
Hoy i Veloo:
ka raha manaratsy an'io ny olona gasy dia manaratsy ny tenany sy ny fihaviany ko
ka le eritreritrao maintsy no tena tsy azoko.
Ny olona sy ny tany dia samy hafa.
Ny efa maty sy ny velona dia samy hafa
Zany oe: raha mbola tsy tonga vovoka enao dia mbola olom-belona tahakany rehetra.
Amiko manokana i Madagascar dia firenena fa tsy tanindrazana akory. Ary manambany firenena no izy fa tsy manambany tanindrazana.
Izaho mino fa ny fiaviko dia Indonezia, ra avy any indonezia marina ve ny fiaviako, tanindrazako ve i Indonezia
ampiasao ny saina ry salmo a...:roll:
16. Jeankely
(
13/11/2007 13:54)
Aza miresaka betsaka Indonesia aloha satria mahita sy miaina izany izahay. Raha io no razana dia izay no antony mahagisitra. Mivoatra noho isiaka Malagasy izy io saingy anisany reraka fa tsy lohany aty Asia. Ny Malagasy milaza ho mahay fa tsy lohany manoloana ny Afrika. Samia miezaka.
17. bazylou
(
14/11/2007 00:39)
reveo ao ny fahantranya ry dia aza mimenomenona aty aminaya ty mangatakaizao plan marasly rehetra sy vola anaovana etsy sy eroa izao!!! ianareo manko ilay tsy velona raha tsy misy ny saosinay!:wink::wink:
18. Jeankely
(
14/11/2007 11:56)
Omeo ny daka raha any aminao izy no mangataka fa raha tsy ianao no angatahany tsisy hidiranao. Mba manana azo akana ho an'i Madagasikara angaha ianao?
19. ravatorano
(
15/11/2007 10:40)
za defa nateraka ho malagasy sady tsy hisafidy ny ho afa firenena mihitsy
hihezaka hatrany aho hanampy ny manodidina ahy satria izay no hita voalohany fa endrika hahafahana mapivoatra ity firenena ity fa tsy ho lany andro amin'ny fanakianana sy fanasoahasoana ny zava miseho eto amin'ity firenena ity
ka na mahantra fadiranovana aza i madagasikara dia kourazy foana izahay monina eto e
:wink:
hihezaka hatrany aho hanampy ny manodidina ahy satria izay no hita voalohany fa endrika hahafahana mapivoatra ity firenena ity fa tsy ho lany andro amin'ny fanakianana sy fanasoahasoana ny zava miseho eto amin'ity firenena ity
ka na mahantra fadiranovana aza i madagasikara dia kourazy foana izahay monina eto e
:wink:
20. noerilanto
(
15/11/2007 11:05)
ny toetsain'olona manambany firenena ôtran'ibazylou io no mampahantra sy tsy anasivan'ny vahiny hasina ny tanintsika ,isika tompony aza manaratsy azy maika fa ny mpandalo tsy ho voatsikera daholo ve?ataovy izay mampanakarena azy raha menatra ianao de aza mandalo aty akory rehefa tsy mahavita izany fa milevena any @ tany manakarena
