saly

21. bazylou ( 15/11/2007 11:14)
tenisany ni efa kamovelona sy mahantra any koa eo no mimenomenona eo.:roll::roll:
22. Jeankely ( 15/11/2007 15:10)
Tena no malahelo voromaty avy eo tia hanaraka izay momban'i Madagasikara nefa be resaka.
23. xxx ( 16/11/2007 09:16)
Rehefa any amin'ny tany manakarena ry'ty dia milevena any fa sao maty ka hoe hoento mody any Dago ny fatiko, manodiava an'i Tena izay milaza fa mpanakarena any ny mahazo ny Malagasy fa tsarovy fa tena koa mbola malagasy ka rehefa manosopotaka ny malagasy dia dia aoka i Tena ho foretahan'ny olona any amin'izay ipetrahan'ity TAY any ah, sady tena ary tsy fantatra akory hoe mpandroaka TAY sa mpanao ZARIDAINA ve any, iza no mahita???????????? Manana ambo ry bazylou ah:twisted::°):-P
24. penguin ( 16/11/2007 14:38)
Zanaka makorely lasa ambogadiny ve ahalala fahoriana. Ny atsy no miasa dia volabe ozy ka ompaina ny Malagasy mahantra.Bazylou=))=))=))
25. Papoose ( 18/11/2007 20:23)
fa to azo itenatenana olona ndray le serasera le:!::!:
26. kanota ( 19/11/2007 14:14)
Ahoana ry tia =))=))=))
27. bazylou ( 20/11/2007 01:20)
:lol::lol:nmisy nivaralila sahady ato marina §§§:lol:
pauvre gasy
28. kanota ( 20/11/2007 11:00)
Bazyl no tampodala-kaleha tsy mahita lavaka =))=))=))
29. fijo ( 20/11/2007 22:21)
salmo an,hafahafa indray izany fomba fisaina'ialahy izany an???????
30. bazylou ( 20/11/2007 23:48)
TSy mahita lavaka ??!! fa angaha misy fandavahanaizy ity ?? RAtsy saina daholo ny eto kay.:-D:-D:-D:-D
31. salmo1 ( 21/11/2007 00:20)
fijo:
salmo an,hafahafa indray izany fomba fisaina'ialahy izany an???????


io leisy no mba fantatro ah.^:^
32. fijo ( 21/11/2007 21:39)
an an za tsy manaratsy fa gaga ka,tena miavaka amin'ny maro ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0081