azo atao ve ny mangataka fitahiana amin'ny maty?
1. bosista
(
10/11/2007 11:50)
araka ny finoana kristianina:afaka mitahy antsika ve ny maty?
raha oh ka afaka mitahy izy ireny ,azo atao ve ny mangataka fitahiana aminy? le we mtahia fa lasa ko razana, tahio aho ry razako ...sns?
-(ho an'ny katolika manokana),inona kay no mampiavaka ny olo-masina sy ny olon-tsambatra? de aiza amin'ireo no ikilasiana ny Papa, rehefa maty ny Papa Ray masina?

répondu par fijo le 23/11/2007 00:18
2. koffman
(
10/11/2007 13:09)
afaka mitahy antsika ve ny maty?
raha oh ka afaka mitahy izy ireny ,azo atao ve ny mangataka fitahiana aminy?
fanntaniana sa valiny ???
Ohtr ny hoe miteny nge enao oe "Rah mivarotra i ... de azo atao ve ny mividy aminy?"
Rah manntany enao oe azo atao ve ny mangataka @ maty? de zao no eritreritro,
- ny kamboty no tena miadana eto @ ty tany ty satria mitahy azy ny maty! De hamela ny zanany hijaly ety an-tany ve izy rah mijaly? tsy tahiany fôna?
Satria amiko fitahiana = fiadanana.
3. koffman
(
10/11/2007 13:15)
tohizako kely,
rah mbola be ny olona mijaly indridra ny kamboty de tsy mitahy izany ny maty amiko,

4. nandrianina1
(
10/11/2007 13:33)
araka ny finoana kristianina:afaka mitahy antsika ve ny maty?
raha tena araka ny finoana KRISTIANINA de hoy indray aho hoe tsy mitahy ny maty fa efa vita ny anjarany rahefa tapitra ny ainy sady voasoratra ao @ Soratra Masina ko hoe tsy misy fahatsiarovana ny maty aty @ velona
ny kamboty no tena miadana eto @ ty tany ty satria mitahy azy ny maty! De hamela ny zanany hijaly ety an-tany ve izy rah mijaly? tsy tahiany fôna?
refa maty ange n olona ry koff tsy misafidy izy andeha ho faty za ranga a! raha tsy hoe mamono tena anga iz de ekeko. fa ho an'ny olon-drehatra dia Andriamanitra no tompon'ny AINA Izy no manome de Izy ko no maka
5. koffman
(
10/11/2007 14:02)
refa maty ange n olona ry koff tsy misafidy izy andeha ho faty za ranga a! raha tsy hoe mamono tena anga iz de ekeko. fa ho an'ny olon-drehatra dia Andriamanitra no tompon'ny AINA Izy no manome de Izy ko no maka
tsy azon'i Nandrianina le tiko tenenina; nanontany i bosista hoe mitahy ve ny maty , de izao no tiako tenenina @io;
Rah mitahy marina ny maty de ny kamboty no tsy mijaly satria voatahy; fa matoa mbola be ny olona mijaly de "TSY MITAHY IZANY NY MATY". Rah tena mitahy izy tsisy hamela ny havanyhijaly izany ireo maty efa lasa ireo.
6. cutie
(
10/11/2007 16:47)
Mpandefa : bosista [ Valio ] 10-11-2007 12:50:48
Lohateny : azo atao ve ny mangataka fitahiana amin'ny maty?
araka ny finoana kristianina:afaka mitahy antsika ve ny maty?
raha oh ka afaka mitahy izy ireny ,azo atao ve ny mangataka fitahiana aminy? le we mtahia fa lasa ko razana, tahio aho ry razako ...sns?
-(ho an'ny katolika manokana),inona kay no mampiavaka ny olo-masina sy ny olon-tsambatra? de aiza amin'ireo no ikilasiana ny Papa, rehefa maty ny Papa Ray masina?
tsy haiko alou ny finoana kristiana fa raha za no anontaniana de afaka mitahy ny maty e :lol:
7. ikaretsaka
(
10/11/2007 16:48)
Ilay dikan\'ny \"fitahiana\" tian\'i bosista ahatongavana sy araka ny fahazoan\'i
bosista azy ve mba afaka velabelarinao
Araka ny fahazoako azy ireto an
Ny olona aloha dia vatana sy fanahy, ok isika hatreo?
IO fanahy io rehefa maty dia vatana tsy misy fanahy no alevintsika any am-pasana, OK?
Dia mankaiza io fanahy io mandra pahatongan\'ny andro farany hiverenan\'ny Tompo am-boninahitra indray?
dia amiko
tsy mitahy izy fa afaka manampy antsika kosa @ vavaka fangataham-pitahiana, io ilay hoe \"vavaka arahin-tosika\", efa resaka lava be nolazain\'i hery teto io
Jereo ao @ salamo 148 ao (raha tsy diso aho.. za moa tsy mahay mitsimpona:wink:) misy hoe derao ny Tompo ry anjely ry olomasina, rty olona nomena sitraka any an-danitra any...
Fijeriko azy ity an, amiko ny dikan\'ny hoe \"tahio aho\" dia tsy hoe \" vonjeo aho\" fa hoe \"avelaho aho hahazo inspiraka t@ ny oha-piainananao fony fahavelonao\"
Ny maty dia natao foana hoe \"lasa nialoha lalana\" ary lalana iaraha mandeha ny mankany!
na @ fiainana andavanandro ary dia fomban\'ireo lasa nialoha no miteny ireo mbola tavela aty aoriana. ary fomban\'ireo tavela aty afara no manaraka ny lalan\'ireo efa lasa mialoha ary manao tsaratsara kokoa noho izany aza,
ohatra hoe misy dikin\'alika ao sao voahitsaka. misy hoditr\'akondro ao an, mivily isika eto an, na hoa ohatran\'izao ny fihodiny teo ankodimirana niala ilay fotaka tao dia ataoko ohatran\'izany koa ..
izay no \"fitahiana\" araka ny fahazoako azy
Arakaraky ny asany vitany fony fahavelony no ikilasiana azy., ny fahamasinana asandratrsika dia tsy an\'Andriamanitra fotsiny (satria Izy efa masina foana) !fa koa natao ho antsika, hianarantsika, mba hahatonga antsika mba ho \"masina eo anatrehany\"
Dia vokatr\'izay no mahatonga antsika mino foana hoe tsy mivavaka ho antsika irery izy ireny fa miaraka mivavaka ho antsika, mba hahatonga antsika @ io stade io!
bosista azy ve mba afaka velabelarinao
Araka ny fahazoako azy ireto an
bosista:
araka ny finoana kristianina:afaka mitahy antsika ve ny maty?
Ny olona aloha dia vatana sy fanahy, ok isika hatreo?
IO fanahy io rehefa maty dia vatana tsy misy fanahy no alevintsika any am-pasana, OK?
Dia mankaiza io fanahy io mandra pahatongan\'ny andro farany hiverenan\'ny Tompo am-boninahitra indray?
dia amiko
tsy mitahy izy fa afaka manampy antsika kosa @ vavaka fangataham-pitahiana, io ilay hoe \"vavaka arahin-tosika\", efa resaka lava be nolazain\'i hery teto io
Jereo ao @ salamo 148 ao (raha tsy diso aho.. za moa tsy mahay mitsimpona:wink:) misy hoe derao ny Tompo ry anjely ry olomasina, rty olona nomena sitraka any an-danitra any...
Bosista:
raha oh ka afaka mitahy izy ireny ,azo atao ve ny mangataka fitahiana aminy? le we mtahia fa lasa ko razana, tahio aho ry razako ...sns?
Fijeriko azy ity an, amiko ny dikan\'ny hoe \"tahio aho\" dia tsy hoe \" vonjeo aho\" fa hoe \"avelaho aho hahazo inspiraka t@ ny oha-piainananao fony fahavelonao\"
Ny maty dia natao foana hoe \"lasa nialoha lalana\" ary lalana iaraha mandeha ny mankany!
na @ fiainana andavanandro ary dia fomban\'ireo lasa nialoha no miteny ireo mbola tavela aty aoriana. ary fomban\'ireo tavela aty afara no manaraka ny lalan\'ireo efa lasa mialoha ary manao tsaratsara kokoa noho izany aza,
ohatra hoe misy dikin\'alika ao sao voahitsaka. misy hoditr\'akondro ao an, mivily isika eto an, na hoa ohatran\'izao ny fihodiny teo ankodimirana niala ilay fotaka tao dia ataoko ohatran\'izany koa ..
izay no \"fitahiana\" araka ny fahazoako azy
bosista:
-(ho an\'ny katolika manokana),inona kay no mampiavaka ny olo-masina sy ny olon-tsambatra? de aiza amin\'ireo no ikilasiana ny Papa, rehefa maty ny Papa Ray masina?
Arakaraky ny asany vitany fony fahavelony no ikilasiana azy., ny fahamasinana asandratrsika dia tsy an\'Andriamanitra fotsiny (satria Izy efa masina foana) !fa koa natao ho antsika, hianarantsika, mba hahatonga antsika mba ho \"masina eo anatrehany\"
Dia vokatr\'izay no mahatonga antsika mino foana hoe tsy mivavaka ho antsika irery izy ireny fa miaraka mivavaka ho antsika, mba hahatonga antsika @ io stade io!
8. ikaretsaka
(
10/11/2007 16:52)
tsy mivavaka ho antsika irery izy ireny fa miaraka mivavaka ho antsika, mba hahatonga antsika @ io stade io!mivavaka miaraka amintsika no tiako lazaina
lapsus fa mea culpa:oops:
10. bosista
(
10/11/2007 18:16)
ka inn ary no nanosika ny olona taloha (na ny sasany ankehitriny) mbola mangataka amin'ireny maty ireny? mba mahazo valiny ve izy ireny raha mahazo de iza ary no mamaly ny hatak'izy ireny?
ny fahazoana valin-kataka manko manosika ny hiverenana indray ny manaraka!
fa raha tsy mahazo kosa maniinn no mbola mijanona???

11. Rasiligaoma
(
10/11/2007 19:13)
satria moa araka ny fomba izay tsy hita izay naharatsy azy hatramin'izay dia,
tsy ny hevi-taingina 500taona aty afara akory no!
tsy haiko ny manazava azy, fa ao raha matoa atao ilay izy

13. niryna
(
12/11/2007 01:24)
Rasiligaoma:
satria moa araka ny fomba izay tsy hita izay naharatsy azy hatramin'izay dia,
tsy ny hevi-taingina 500taona aty afara akory no!
tsy haiko ny manazava azy, fa ao raha matoa atao ilay izy
:roll: " Izaho no Andriamanitr'i Abrahama sy Andriamanitr'Isaka ary Andriamanitr'i Jakoba " ( Eks.3.6)? Andriamanitra tsy an'ny maty, fa an'ny velona.( Matio 22:32
Fa tsy misy fahatsiarovana Anao any amin'ny fahafatesana, any amin'ny fiainan-tsi-hita* iza no hidera Anao?[Heb. Sheola]Sal 6:5
14. RyAnona
(
12/11/2007 12:48)
Hoy ny ohabolana malagasy hoe: "Aza manalokaloka ohatry ny razana tsy hitahy" ka na ireo razantsika aza nahalala fa ny maty tsy mitahy dia isika efa scivilisee koa ve m bola hilaza zavatra hafa. Ao @ SM misy antokony manohana be dia be ny momba ny maty fa saingy tsy afaka milaza toko sy andininy na iray aza aho androany satria tsy eto ampelatanako ny SM fa ny fantatro dia i Satana mahay manova ny zavatra rehetra araka ny hinoan'ilay olona iray azy. (Eny fa na dia ny zanak'Atra aza moa niutady nalainy fanahy)ka izay isika olombelona nofo aman-dra. Fa ny zavatra mba tiako ampitaina fotsiny dia manaja ireny RAD tsika efa maty ireny na dia tsisy intsony aza dia tsy tokony hozimbazimbaina ny anarany na ny momba azy.
15. RyAnona
(
12/11/2007 12:57)
Genesisy 27:4 ary anaovy hanim-py aho araka ilay tiako, ka ento aty amiko hohaniko, mba hitsofan'ny fanahiko rano anao, dieny tsy mbola maty aho.
Genesisy 27:10 ary dia ho entinao any amin'ny rainao hohaniny, mba hitsofany rano anao, dieny tsy mbola maty izy.

17. ikaretsaka
(
12/11/2007 16:54)
niryna:
:roll: " Izaho no Andriamanitr'i Abrahama sy Andriamanitr'Isaka ary Andriamanitr'i Jakoba " ( Eks.3.6)? Andriamanitra tsy an'ny maty, fa an'ny velona.( Matio 22:32
Fa tsy misy fahatsiarovana Anao any amin'ny fahafatesana, any amin'ny fiainan-tsi-hita* iza no hidera Anao?[Heb. Sheola]Sal 6:5
Dia izao ary.. ny fanahy ve maty sa velona?
18. niryna
(
13/11/2007 06:45)
koffman:
=D=D=D > RyAnona & niryna
TSY MITAHY NY MATY
:-*
ika>
Kristy irery ihany no velona mandrakizay.(1 Tim 6:15-16.)
Ary vovo-tany no namoronan'i Jehovah Andriamanitra ny olona, ary nofofoniny fofonaina mahavelona ny vavorony; dia tonga olombelona izy. Gen 2;7
Lalana rehefa maty ny olona :miverina ho vovoka indray :cry:
Ary aza matahotra izay mamono ny tena, nefa tsy mahay mamono ny fanahy; fa aleo matahotra Izay mahay mahavery ny fanahy sy ny tena ao amin'ny helo.Mat 10:28.
Tsy misy afaka manala ny aintsika izany na satana aza fa izay nanao antsika ihany no afaka manao izany.(Atra)
Fa izany no Andriamanitra, dia Andriamanitsika mandrakizay doria; Izy no hitarika antsika na dia hatramin'ny fahafatesana aza. Sal 48;14
Fa Andriamanitra kosa hamonjy ny aiko amin'ny herin'ny fiainan-tsi-hita,3 satria handray ahy Izy*.[Na: Rehefa azony aho] Sal 49:15
Raha nanaiky an'i kristy ho mpamonjy sy mpanavotra azy ilay olona.Raha tsia dia any amin'ny fiainan-tsi-hita no mitsingidingidina :cry: Ireny ilay nanamafy ny fony,ary izany no mbola tsy mampa-kivy na ketraka antsika ny hilaza sy hanambara izany dieny mbola velona ny aintsika.
Tsy voavela heloka,na tsy mba nangataka ny famelan-keloka,tsy nino an'Atra fa nanohitra azy: mandalo fahafatesana mandrakizay(io ilay spiritual eteranal death,maty tanteraka amin'izay ilay fanantenana tokony ho azony dia ny fiainana ho mandrakizay)Nanda ny tenin'Atra,nitsipaka ny fahamarinana,tsy nino fa misy Atra.Dia any amin'ny fiainan'ny fahaverezana no misy azy.Tsy misy olona afaka hitori-teny azy intsony any,tsy misy na iray aza afaka hamonjy azy intsony koa.
Mbola mamerina sy manokatra ny varavaran'ny fontsika indray i kristy milaza: Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa: Raha misy olona mitandrina ny teniko, dia tsy mba hahita fahafatesana izy mandrakizay. Jaona 8:51
Raha te-handalina kokoa hianao dia mila mamaky baiboly kely. Oh 14:32,Heb 2:14-15,Sal 23:4,Rom 8:38-39.
20. fijo
(
13/11/2007 23:43)
amiko na kristianina na tsia dia samy mino fa mitahy ny maty.
ny gasy ohatra dia mino fa mitahy izy satria efa lasa masina.
ny kristiania koa raha mbola mino fa mitahy jesoa dia mino izany fa mitahy ny maty satria lery efa maty