azo atao ve ny mangataka fitahiana amin'ny maty?
21. ikaretsaka
(
14/11/2007 02:40)
eo @ ilay "mivavaka @" mihitsy ity resaka ity no mibolila ko.. eo dia vita ny domaine de definition fa tsy mipasy limites aux BornEs ny tantara
22. fijo
(
14/11/2007 22:53)
mino fa tsy mivavaka anie e.raha mangataka kosa ngahany katolika hoe "st XX "mitahia anay,tsy midika izay hoe le ST XX no hitahy fa iny no hitondra ny vavaka hoany amin'ilay sefo.
toa izay koa ny mpino sampy,tsy ny zohy ao anelobe no hivavahana fa i zanahary
toa izay koa ny mpino sampy,tsy ny zohy ao anelobe no hivavahana fa i zanahary
24. bozyboleta
(
15/11/2007 05:24)
Koa raha nitahy ry mpanjaka isany efa maty reo tsy navelany ho may ny rova-ny ao Manjakamiadana e?:lol:
Zao vola tsy toko tsy forohina no hamerenana azy!
Raha nitahy koa reo RAR tia ny zanany reo, tsy navelany hijaly ny zanany tezain-drenikely na raikely masika na nalefa any @ zaza kamboty.
Zao vola tsy toko tsy forohina no hamerenana azy!
Raha nitahy koa reo RAR tia ny zanany reo, tsy navelany hijaly ny zanany tezain-drenikely na raikely masika na nalefa any @ zaza kamboty.
25. ikaretsaka
(
15/11/2007 17:07)
Koa raha nitahy ry mpanjaka isany efa maty reo tsy navelany ho may ny rova-ny ao Manjakamiadana e?
bete be koa izany koa izany reasonments izany, ary raha avadika hoe maninona ary no betsaka ny fiangonana tany sinina sy Irlandy no may? naninona ireny no navelan' i Jesoa ho may? maninona ny fiangonana any M/kara no jinjain'ny cyclone foana? maninona ny any @ "tany masina" no miady? :wink:
Raha nitahy koa reo RAR tia ny zanany reo, tsy navelany hijaly ny zanany tezain-drenikely na raikely masika na nalefa any @ zaza kamboty.
ben.. ohatran'ny Izy lasa koa io dia nomeny "mpiandry ondry" aloha isika hitaiza (fahano ny reniondry sy ny zanak'ondry) mandra piveriny!
29. Rasiligaoma
(
18/11/2007 03:26)
azafady fa tara, fa amikoazo atao ny mangataka fitahoana amin'ny maty satria:
Betsaka no manao izany !
izay nanao sy tsy nanao, samy ho faty ihany rehefa tonga ny fotoana
fa izao ary no atao fifanarahana isika samy isika e: Izay iray lasa mialoha lalana amintsika namana eto ( enga anie samy hoe ela velona daholo na izany aza) tahio sy mba jerijereo izahay rehefa any amin'ny misy anareo any e !
Tombatombana daholo manko ny eto fa tsy misy mbola tany na iray aza!

30. bosista
(
18/11/2007 18:53)
ry niryna a>> iza izany no Andriamnitr'ireo efa maty?
rasily>> raha hazoto hijery2 fa tsy hampitahotra na hanaiky taomin'ny mpams!
rasily>> raha hazoto hijery2 fa tsy hampitahotra na hanaiky taomin'ny mpams!
31. sarobidy
(
19/11/2007 09:51)
Raha nitahy tokoa ve ny maty tsy ny kamboty no sambatra indrindra :)
33. ikaretsaka
(
22/11/2007 02:17)
sarobidy:
Raha nitahy tokoa ve ny maty tsy ny kamboty no sambatra indrindra :)
na kamboty na tsy kamboty, rehefa tsy mahay mampiasa tsara ny coco-ny dia tsy sambatra daholo ko