Arabaina ny diosezin'Ambanja

1. ari.malala ( 08/11/2007 07:36)
Nahazo Eveka vaovao. Notendren'ny Papa Benoît16 ho evekan'Ambanja i Mompera Rosario Vella(tsy haiko ilay manoratra ny anarana fa miala tsiny) fantatry ny maro amin'ny anarana hoe Mompera Saro. Dia mirary azy hahavita be @ asan'ny Tompo.
répondu par fijo le 16/11/2007 22:58
2. pissoa ( 08/11/2007 09:40)
Arahabaina ny diosezin'Ambanja. Dia mirary fahombiazana ho azy ny sy Kristianina any antoerana amin'ny fiainanany mahaKristianina. :-*
3. ikaretsaka ( 08/11/2007 12:55)
Kay i Pere saro no lasa Evekan'Ambanja?
dia arahabaina izany ny diosezy any e
4. simplex ( 08/11/2007 19:59)

Tokony mba asiana annuaire an'ny mpitondra fiangonana ao @ katolika.org o? :)

Ohatra hoe Diosezy zao iza no eveka ao, ny organigramme,...
paroisse zao iza no pretra ao...

:P
5. ikaretsaka ( 08/11/2007 20:13)
ho avy tsy ho ela...
6. fijo ( 08/11/2007 20:59)
sao vazaha hanjanaka indray izany le?????
7. ikaretsaka ( 08/11/2007 21:24)
Vazaha efa gasy izany letsy ry fijo an.. miteny "malgache" be noho i salmo!
8. fijo ( 08/11/2007 21:30)
ka aza manao an'i laborda tsy ho vazaha ialahy an.
9. tsimiandravola ( 08/11/2007 22:30)
Mitombo be vetivety ny zaza (vazaha diso namana tahaka an-drainy) any Ambanja ao anatin'ny 9 mois fotsiny an!
10. ikaretsaka ( 08/11/2007 22:35)
aleo aloha jerena ny ataony ry zalahy an..
11. tsimiandravola ( 08/11/2007 22:44)
Raha ingainareo fotsiny ny "soutane" dia efa hitanareo eo izay hataony fa tsy misy miafina kah! Raha mbola ao izy "telo lahy",dia efa fantatra ny ditran-dry zalahy ireo.
Tsy mino mihitsy aho hoe ho voasakan'ilay ranamana tsy hihoam-pefy ry zalahy ireo ,indrindra fa ilay antsoina hoe "Ikotolava" ,io ilay lahimatoa zokin'iretsy kambana.:D
12. ikaretsaka ( 09/11/2007 01:45)
ny coco no mitondra an'io ry tsim fa tsy kiwis sy ny banane an
13. cutie ( 09/11/2007 04:13)
: tsimiandravola [ Valio ] 08-11-2007 23:44:23
Lohateny : Re : Arabaina ny diosezin'Ambanja
Raha ingainareo fotsiny ny "soutane" dia efa hitanareo eo izay hataony fa tsy misy miafina kah! Raha mbola ao izy "telo lahy",dia efa fantatra ny ditran-dry zalahy ireo.
Tsy mino mihitsy aho hoe ho voasakan'ilay ranamana tsy hihoam-pefy ry zalahy ireo ,indrindra fa ilay antsoina hoe "Ikotolava" ,io ilay lahimatoa zokin'iretsy kambana.

=))=))=))=))=))=))
14. ikaretsaka ( 09/11/2007 04:34)
maika hitsikilo ny soutanen'i frera..ooops ny eveka indray le cutie fa tsy ny bragetin'i tsimiandravola no karakaraina
15. cutie ( 09/11/2007 04:47)
vo maika=))=))=))=))=))
16. ravatorano ( 09/11/2007 10:42)
lisany d mampimé kah
=))=))=))=))
misy raha lesy latera ry ika sy ra tsimiandravola an
ny mpikozy tsy maintsy mikozy klouh fa za tsy d hino hoe hiporitsaka tao i kotolava e :-D:-D:-D:-P:-P:-P
asa nefa fa ra tsim moa efa zatra manaporitsaka angamba d everiny ho toa aazy avokoa ny olona
lengako less zany bandy akama favo b ah !:-P:-P:-P
:-@:-@:-@:-@:-w:-w:-w:-w:-w
17. ravatorano ( 09/11/2007 10:44)
ito ny mobamoma an'ilay eveka vaovao any Ambanja e :

Révérend père Rosario

Eveka vaovao any Ambanja



Nofidian’ny Papa raimasina Benoît XVI ho eveka vaovao any Ambanja ny Révérend père Rosario Vella. Sady mpitondra ambony ny vondron’ny salezianina ao Bemaneviky, diosezin’Ambanja ny tenany no mpitondra fiangonana ao an-toerana.

Teraka tamin’ny 8 mey 1952 tao Canivatti, diosezin’i Agrigento ao Sicile any Italia ny Révérend père Rosario Vella. Niditra tao anatin’ny fikambanana masina salezianina Don Bosco izy. Noraisina ho anisan’ny mpino salezianina nanomboka ny 12 septambra 1968. Nohamasinina ho pretra tao Messine ny 27 mey 1979. Nahazo ny mari-pahaizana «Doctorat» momba ny filôzôfia tao amin’ny oniversite Palerme Italia.

Nanomboka namita iraka teto Madagasikara ny Révérend père Rosario Vella tamin’ny 1981 ary efa nitondra fiangonana tao Ankililaoka izy ny taona 1982 ka hatramin’ny 1995. Mpampianatra ireo mpiofana ho relijiozy tany an-toerana ny taona 1989 ka hatramin’ny 1995. Nanomboka ny taona 1995 ka hatramin’ny 2004, nitantana ny paroasy tao amin’ny distrikan’i Betafo, diosezin’Antsirabe. Miandraikitra fampianarana Patristrique au grand séminaire (Paul VI) ao Antsiranana ihany koa ny tenany hatramin’izao


gazety taratra
tatiana
09 novembre 2007
18. ari.malala ( 09/11/2007 13:15)
fijo:

sao vazaha hanjanaka indray izany le?????



fa in mints no ts aritrareo e! mahagaga ahy mints ny fanenjehanareo ny mpitondra fivavahana katolika! fa d tena tsisy fahotana mints nga zato nareo no sahy manondro b fahatany toy izany? ts hainareo kory ny momba ilay olona ka ouy a ouy... ary na atao hoe mananjanaka aza izy, nangataka tany aminareo nga izy namelomany ny zanany? manafintohina mintsy!!!
19. ikaretsaka ( 09/11/2007 17:18)
ka zay any ro nahalalako azy ry levatorano yyy hatrany an-tananaaaa:-D
20. tsimiandravola ( 09/11/2007 21:49)
'Zay vao tena arako fa fetsy be ilay Maopera le!
-Reko fa ny Italianna no tena betsaka ao Nosy be ao.
-De mody hoe hitondra diosezy ao Ambanja (faritany mifanakaiky )ilay Maopera Italianna

Ataovy amin'izay ny calcul fa mazava be ny fikany.Asaivo mandeha mitondra diosezy any Faradifay ange io raha hanaiky eo e!

Ny Sipa any Ambanja sy any Antalaha any koa ange hono tena artista be mihitsy fa nisy Neuveu-ko izay efa nanao SN tany taloha...:D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0576