Arabaina ny diosezin'Ambanja
22. tsimiandravola
(
09/11/2007 22:08)
-Aleoko indray vadinao toy izay Papanao léh! :-*
Sady le Benoit anie Italianna koa e ,kitrano antrano io.
Jereo anie fa tsy maintsy tonga any Dago (Mody hoe mandalo ao Ambanja fa le Nosy be tsy tenenina)i Benoit atsy ho atsy e!

23. pissoa
(
09/11/2007 22:23)
milay fa mety misy ankidaroka am sotrobe raha za vadinao :-D:-D:-D
Dia inona nefa no olana raha tonga any ny Papa ... :-P
Toa rainiboto aza izy fa angaha italianina ?! :roll:

24. tsimiandravola
(
09/11/2007 22:50)
pissoa:
milay fa mety misy ankidaroka am sotrobe raha za vadinao :-D:-D:-D
Dia inona nefa no olana raha tonga any ny Papa ... :-P
Toa rainiboto aza izy fa angaha italianina ?! :roll:
Ny anao indray ny loha no saronako amin'ny casserolle:}
Raha tonga any i Benoit ,ny but dia ny hoe " Be ny ho ahy"
Na rainiboto izy na Italianna dia samy cousin- ihany ireo.:-D
25. ikaretsaka
(
09/11/2007 23:35)
tsy fantatr'i tsimiandra perso ilay mompera fa kosa izaho dia nahafantatra azy elaela ihany ary tany Betafon'Antsirabe ny toerana tena niasany. any @ vakinankaratra dia Norvezianina no manjaka! sa koa mifampi cousins koa ny norvezianina sy ny Italianina?
:-D
:-D
26. fijo
(
09/11/2007 23:44)
ari malala an,za manokana tsy mitifitra mpitondra katolika ka,jereo fa vao misy rapasy voa koa nalefako ao.
fa ahiahy ny ahy io.vazaha moa ka tsimaintsy ahiahiana ihany.ary manakaiky an'ny nosy be marina anie io ka tsy mazava e....mailo ihany isika gasy

27. tsimiandravola
(
10/11/2007 09:00)
ikaretsaka:Fa iza moa ry Ika no tsy hanao réference an'i Betafo??
tsy fantatr'i tsimiandra perso ilay mompera fa kosa izaho dia nahafantatra azy elaela ihany ary tany Betafon'Antsirabe ny toerana tena niasany. any @ vakinankaratra dia Norvezianina no manjaka! sa koa mifampi cousins koa ny norvezianina sy ny Italianina?
:-D
Rehefa mihinana ovy mahamay aza ny olona iray dia i Betafo no atsoina: "...Tiko 'tagnagnanao Bétaffe".:-D
Tsara tokoa angamba i Betafo ka na i Rosario aza lasa tany...ny accent,ny toetran'ny olona généreuse...etc.Zé misy ny tsara rehetra dia alehany.
Ka samy ry zareo vazaha daholo anie ireo e :ireo Italianna,ireo norvézianna,ireo frantsay,ireo rainiboto..
29. ikaretsaka
(
10/11/2007 17:02)
inona moa ny "tsara rehetra" ao betafo, naninona izy no tamana tany
Cutie: i Odon Marie Arsene :wink:
Cutie: i Odon Marie Arsene :wink: