ny fijerinareo le fianarana ambaratonga ambony eto dago

1. keyoann ( 06/11/2007 23:20)
Ahoana no mba fijerinareo le fomba fampianarana eto dago?
Toa ndraindray tsisy akory le asa nony vita le fianarana.
De mangataka le hevitrareo ry reto a!
répondu par dadane le 20/11/2007 03:36
2. saranga ( 07/11/2007 08:44)
Zao nama, simban-dRavalo mihitsy ny fianarana satria lery ange ka tary tsy nianatra e, toa hoe classe de 4e no niala
3. simplex ( 07/11/2007 11:59)

saranga,
BEPC +3 lesy i ra8 a ;-)

keyoann,
ra any @ tete de liste enao tsy very izany fa mianara tsara aloha :P:D
4. xxx ( 07/11/2007 12:45)
zay moa zany mba nahavita bac+3 iany fa d eto ts niova pste efa 7taona izay k d ts ita izay tenenina e! miezaka manao demande iany fa tsisy mivaly d miaritra eto alou:-(
5. rush ( 07/11/2007 15:42)
inona indray ny idiran'ity ravalo ty raha mahavita fianarana ka tsy mahita asa?ny "chomeurs" misy erantany, aty @ tany mandroso aza no tena betsaka noho aty dago,efa misy ny "master" zao any @ université,milahatra @ firenena mandroso io diplaoma io ary manankery koa!
6. LazaDaddy ( 07/11/2007 23:50)
keyoann:
Toa ndraindray tsisy akory le asa nony vita le fianarana.
angaha ny fiainana tsy fianarana foana moa sa mety vita?
7. Jeankely ( 08/11/2007 15:14)
Tsy ny olona tsy ampy 10 taona nitondrana no nanimba ny fianarana fa ny fihetsiky ny rehetra hatr@'izay no tsy tafavoaka. Fa iza no nilaza aminao fa ny dikan'ny hoe mianatra fianarana ambony dia mipetraka miandry anao ny asa ary tsy maintsy ho mpanana nohon'ny olona tsy nianatra firy ianao? Efa hatramin'izay na ny mpampianatra aza manome tsara rehefa any @ Privé nefa manao hazakazaka arahintosika rehefa eny @'ny Anjerimanontolo. Ny fianarana ambaratonga ambony raha ny fahalalako azy dia afaka mahatafavoaka olona afaka miasa tokoa. Saingy raha tsy afaka miasa ny ankizy avy eny dia midika izany fa na ny mpampianatra sy ny rehetra aza samy tsy mahatafavoaka. Resaka mifaoka be io fa tsy mandeha irery. Ireo izay nivoaka andafy nomena toerana mba nahatafavoaka sy nitondra ny firenena nankaiza koa. Samy tompon'andraikitra daholo.
8. pifa ( 08/11/2007 17:03)
Miandry tolorana asa no tena mahavoa anareo! Maninona ndray ra manangana asa refa tsy mety mahita éé! Ianareo no tsy mahita asa de ny olona hafa no lazaina fa tompon'andraikitra! TS'LETY EEE! asio analyse ihany na de kely aza! Marina fa mety misy avy amin'ny mpitondra fa saingy ny asa FAMORONA fa tsy FANGATAKA refa tsy misy.
Any amin'ny firenena mandroso be no tsy de afaka mamorona asa fa efa be panao fa ra eto am'ty africa taraiky be ty de mbola misy maro ra hamorona.
9. keyoann ( 08/11/2007 23:27)
pifa:

ny asa famorona marina ny anao saingy raha ny zava-misy eto amintsika d tsy mamela antsika ahavita izany satria ny famoronana asa anie ry se mila ho entimanana e.
Ka aloan ny azoana vola hanganana azy dia mila miasa fa ny ankamaroan ny olona d tsy zanaka minisitra aby ka afaka ny hanana vola hamoronana orinasa.
Ka raha ohatra ary resaka fizika nokleary no nianarako ohatra ho aho fa tsy izany a! d eto @tsika ary tsy mbola miroborobo akory izany zay anie no tiako ho teneniko hoe tokony filière mifanaraka @ zvtr ilain ny fiainan ny malagasy @ zao fotoana no ampiroboroboana e!
10. dadane ( 09/11/2007 14:58)
aza kivy daholo ianareo fa betsaka ny asa azo atao aty e! fa aza misafidy ary manaova ireo formation tsy andohavambola raha sahirana ianao manaova stage na dia tsy misy vola omeny anareo aza fa bagage hoanareo izany ary hitanareo ny tombony rehefa hiatrika ny fiainana mandeha irery tsy misy ray aman-dreny sy miatrika ny asa atao maro ny projet azo atao ary manampy ny fanjakana indrindra ianareo tanora aza mifidy fa na dia fambolena aza atao eo ihany koa ny fiompiana izay azo lazaina fa misy vola raha toa ianao mahay mitantana izay aloha indray ary e!:-D:
11. LazaDaddy ( 10/11/2007 01:24)
dadane:
aza kivy daholo ianareo fa betsaka ny asa azo atao aty e!
mba omeo iray amin'izany aho dadane ah
12. xxx ( 11/11/2007 22:13)
saranga:

Zao nama, simban-dRavalo mihitsy ny fianarana satria lery ange ka tary tsy nianatra e, toa hoe classe de 4e no niala

Tsy misy hidirany kosa aloha hoy aho fa ny mpitondra rehetra teo tsy nandia fianarana daholo taloha ka tsy tokony omena tsiny izy.Aiza koa manao fanadinana sage-femme ny ankizy,vao manomboka ny fanadinana dia efa nivoaka ny fianakavian-dry zareo(taona lasa mandimby no nisy an'io ary santionany fotsiny izany)

13. dadane ( 12/11/2007 14:45)
maro ry io ny asa fa izao mandehana ao amin'ny ministere jeunesse raha efa manan traikefa ianao izny hoe efa misy projet kely efa ataonao ka tiana ho amfisana sy hanatsara ny asa efa ataonao ireo projet momba ny fiompiana sy fambolena ary ireo taozavatra misy formation omeny ao ary misy vola omeny hanatsarana izany ihany koa ao amin'ny mpiompy ao mahitsy izao misy formation pour les jeunes fiofanana miompy akoho be atody sy poulet de chaire ka sao dia mahasoa anao fa ireo aloha no fantatro aza mifidy projet fa nadia kely aza ny volanao dia ampiasao fa raha tsy sahy dia tsy mahita ary tsy manana izay indray ary alohae!
14. keyoann ( 13/11/2007 23:46)

dia misaotra le torohevitra=D=D
15. niryna ( 17/11/2007 05:14)
Jeankely:

Tsy ny olona tsy ampy 10 taona nitondrana no nanimba ny fianarana fa ny fihetsiky ny rehetra hatr@'izay no tsy tafavoaka. Fa iza no nilaza aminao fa ny dikan'ny hoe mianatra fianarana ambony dia mipetraka miandry anao ny asa ary tsy maintsy ho mpanana nohon'ny olona tsy nianatra firy ianao? Efa hatramin'izay na ny mpampianatra aza manome tsara rehefa any @ Privé nefa manao hazakazaka arahintosika rehefa eny @'ny Anjerimanontolo. Ny fianarana ambaratonga ambony raha ny fahalalako azy dia afaka mahatafavoaka olona afaka miasa tokoa. Saingy raha tsy afaka miasa ny ankizy avy eny dia midika izany fa na ny mpampianatra sy ny rehetra aza samy tsy mahatafavoaka. Resaka mifaoka be io fa tsy mandeha irery. Ireo izay nivoaka andafy nomena toerana mba nahatafavoaka sy nitondra ny firenena nankaiza koa. Samy tompon'andraikitra daholo.

=D=D marina izany,izy aza mba miezaka manarina ny ra tsy nataon'ny hafa kou.
16. dadane ( 20/11/2007 03:36)
ny ahy ny falalako azy dia ny ny ankizy mihintsy no mathotra sa tsy sahaza ny fahaizany dia leo mampitombo ny velomin'ny ray aman-dreny ao an-trano ary mandositra adidy izy rehefa ano io ka na dia ao an-tokatranony raha anambady dia aleo manaraka ny vehivavy hafa manam-bola ka dia laozana eo ny vady aman-janaka ka eo amin'ny fanabeazana ny ray aman-dreny ihany koa no mahatonga io ka tokony samy andinin-tena daholo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3166