Ny tsy fanana mahazaka maniraka!
1. niryna
(
06/11/2007 17:49)
Na dia inona zavatra mety atao ahazoana vola dia ataon'ny olona avokoa izao.Mitady hevitra daholo ny olona ahazoana vola mba hivelomany.Ny filipiana izao dia mivarotra ny Kidney na (reins) na ny voa moa no filaza azy amin'ny teny gasy ?
Tsy manambola ny olona hamelomana ny vady aman-janany ka io no nataony.($ 2000 ) eo no vidin'ny iray .Mbola manana iray tavela aho hoy izy sady milahatra ny olona mivarotra azy amin'ny hopitaly sy ny toeran-kafa.
Raha izao no mitohy dia lasa hividy izany any filipina daholo ireo firenena manan-karena ary mety ho lasa mivoana ilay izy satria manenina ny olona izay nivarotra ny voany :cry:Tsy fidiny ho ahy hoy izy saika ankehitriny aho manenina ary diso aho eo anatrehan'Atra satria nomeny ahy io dia nalako tamiko indray.

répondu par niryna le 16/11/2007 23:54
2. sitlo
(
06/11/2007 22:54)
Za zao nefa mila mividy kidney mihitsy fa tiako atao anaky telo ny ahy. Amin'izay misy reserve.
Sao dia misy mivarotra vavony koa any fa mila ampiana iray mihitsy ny ahy fa tsy mety matavy.
Upgrade :-D, ny ratsatanako koa izao mila asiana RAM.
Dia ilay corde vocale-ko mila ampiana 1ere voix sy tenor.
3. niryna
(
07/11/2007 05:05)
sitlo:

hi,hi
Ka ho feno mpangalatra olondehibe rehefa kelikely raha izao no mitohy ka.Tsy mpangala-jaza indray fa olon-dehibe.
4. sarobidy
(
07/11/2007 08:03)
Ka ho feno mpangalatra olondehibe rehefa kelikely raha izao no mitohy ka.Tsy mpangala-jaza indray fa olon-dehibe.
niryna: manahy ny amzay ko aloha a é :oops:
6. niryna
(
08/11/2007 06:13)
sarobidy:
Ka ho feno mpangalatra olondehibe rehefa kelikely raha izao no mitohy ka.Tsy mpangala-jaza indray fa olon-dehibe.
niryna: manahy ny amzay ko aloha a é :oops:
Satria andeha amin'izay ireo asa maizina rehetra avy amin'ireo firenena matanjaka sy manam-bola.Efa nisy fitaovana toy izany koa mantsy taloha dia hoe nisy tratra ny olona.Toy ny rongony ihany io ka,any amin'ny kilalaon'ny ankizy no hanondranany azy sy izay fomba rehetra e.Enga anie ka mba tsy ho tanteraka izany
7. niryna
(
08/11/2007 06:16)
fijo:
raha mety hoangalariny moa
Ny mpangalatra olona na ankizy dakan'ny alika ka.Na ireny maka ankizy mirava ireny aza tonga dia mifoaka toy ny papango ilay mpanimba ankizy vavy na mpangala-jaza.Dia mety ataony amin'izany koa ny olon-dehibe,tsy sitrapo fa iny ilay olona mandeha mizotra dia avy izy dia mibata(roa lahy matanjaka)>Efa nahita aho mantsy.
8. sarobidy
(
08/11/2007 10:26)
niryna: de ambanany na ampitahoriny raha olon-dehibe fa raha hofaohiny fotsiny tsotrizao mantsy somary hananosarotra fa ho zakany ve :^)
10. niryna
(
09/11/2007 21:00)
sitlo:
Za zao nefa mila mividy kidney mihitsy fa tiako atao anaky telo ny ahy. Amin'izay misy reserve.
Sao dia misy mivarotra vavony koa any fa mila ampiana iray mihitsy ny ahy fa tsy mety matavy.
Upgrade :-D, ny ratsatanako koa izao mila asiana RAM.
Dia ilay corde vocale-ko mila ampiana 1ere voix sy tenor.
Misy mivarotra ny rehetra any ary misy mpangala-jaza indrindra fa fatany hoe avy any amin'ny tany mandroso no misy azy ireo.Na ny maso aza hono dia amidiny hoy ilay namako izay notantaraiko io vaovao io.Mitovy ny olona avy aty amintsika mihitsy ny filipina a,ary matetika lazain'ny olona fa avy any isika no sady tonga dia mahay mifankahazo tokoa ny resaka :D
11. niryna
(
09/11/2007 21:04)
sarobidy:
niryna: de ambanany na ampitahoriny raha olon-dehibe fa raha hofaohiny fotsiny tsotrizao mantsy somary hananosarotra fa ho zakany ve :^)
Misy ireny olona ranjanana be ireny aty ohatra no teneniko an.Nirava niasa izahay ary nisy telo dahy izahay no niaraka ary somary mangina ilay fitoerana fiasanay tamin'izany,efa nivoha ilay camionnette-na varavarana ary andeha ho bedain'izy mirahalahy ity vehivavy eo am-pitelefaoanena amin'ny telecel.Kenda sady ngina tsy nisy nahateny izahay telo dahy ary tonga dia lasa ilay olona.Izay no tena ninoako fa misy mahavita ka. :D
12. niryna
(
09/11/2007 21:07)
sarobidy:
niryna: de ambanany na ampitahoriny raha olon-dehibe fa raha hofaohiny fotsiny tsotrizao mantsy somary hananosarotra fa ho zakany ve :^)
Aty aoriana ilay olona fa tsy hitanao ka,tany dago koa aza anie nisy lehilahy nipetraka tany ambanivohitra mba niakatra an-tanan-dehibe dia nomen'ny fianakaviana akanjo sy kiraro ary nandeha mba nivoaka,ny slipiny sisa no noentiny nody.Tsy te-hierika any an-tanan-dehibe intsony fa tonga dia nody sady matin'ny tahotra.:cry:
14. sarobidy
(
10/11/2007 12:05)
loza ko zany r'ise, tsy izaho tsy ilay rangah kouh, efa mbo miakatra tandehibe ve de mbola hoendahina iany, tsy mbo mankany tsony ko a raha izaho no teo am pilasiny:-/
15. niryna
(
11/11/2007 21:27)
sarobidy:
loza ko zany r'ise, tsy izaho tsy ilay rangah kouh, efa mbo miakatra tandehibe ve de mbola hoendahina iany, tsy mbo mankany tsony ko a raha izaho no teo am pilasiny:-/
Dia toy izany ihany koa ny firenena colombiana.Sarotra ho an'ireo olona avy any mipetraka aty ivelany no miverina any fa tonga dia manjavona ny zanany ,toy ireny zanaka karana nataon'ny olona taty dago ireny fahiny.
Nisy namanay izay vao nivavahana ilay namany fa nalemy mihitsy.Nandeha naka vakansy tany amin'ny tanindrazany(Trinidad),mifefy daholo hono izay trano aleha rehetra ary ity namako tsy mety mody any intsony fa isaky ny miditra sy mivoaka dia manidy trano foana.Nandeha naka vakansy tany izy telo volana lasa izay(ilay namany io an,ary vehivavy),tonga tao ny mpangalatra efa-dahy ary nofatorany ity vehivavy no novetavetainy sy notapenany ny masony.Novonoiny ary noteneniny tsy hilaza ny fanjakana fa ataony maty.Nody amin'ny tahotra ,ratra,vola rehetra lany,ny credit card novidianana zavatra tsy fantatra hoe ahoana no nataon'ny mpivarotra fa ritra koa ny vola.Hatramin'izao izy mbola malemy ao am-pandriana foana ary tsy afaka nitory ilay firenena fa nody tamin'ny tanam-polo fotsiny.
Ny sasany indray izay touriste makany aminy(Brazil )dia manjavona ka alainy daholo izay fitaovana azo am-piasany.Maro ny mpanan-karena eran-tany manam-bola saingy mila fitaovana dia ireny no hivarotany azy.
Izany no santionan'ny fiainana hiainantsika amin'izao fotoana izao.:cry:
17. niryna
(
16/11/2007 23:54)
sarobidy:
:( mampalaelo b zany
Tena mampalahelo tokoa ,efa manjaka ny devoly ary efa feno azy izay aleha noho ra-vola.Ny vola hono no fototry ny fiainana kanefa ny vola koa no lasa poizina mifono ampiasan'ny devoly raha io no atao atra.
Androany koa izao vao nisy lehilahy fito nametaveta vavy kely 15 taona ary in-14 no nosesin'izy ireo ilay zaza.Malemy izy izao ary any amin'ny hopitaly.Mila miambina isika fa tena mierona toy ny liona ny ratsy.:cry: