HONO HOA
1. meva2
(
06/11/2007 09:07)
bjr daholo,
Ity mba misy fanontaniana manitikitika ahy ka mba tiako hosokafana ny dinika:
Iza no mendrika kokoa ny fanjakan'ny lanitra:
- olona mino sy mahafantara an' Andriamanitra nefa dia tsy manaraka antsakany sy andavany ireo tokony atao: toetra....
- sa ireo olona tsy mino nefa dia tsara toetra, be fitiavana ary manana fitondra-tena mendrika?

répondu par fijo le 07/11/2007 21:50
2. finoanaranoray
(
06/11/2007 10:04)
Ny mino ...
ny toetra indray ny zanaka tian'Atra no anariny sy faiziny...
...tsy ho very izay rehetra mino o azy...:)

3. ainaheri
(
06/11/2007 11:20)
otrany sarotra zany lay fantanina!!
ilay tsy mino ka,raha ny hevitro manokana,matoa izy tsara sy ny karazany,matahotra an'Atra zany izy,fa ilay nahalala fa misy Atra nefa nanao fanahy iniana kosa d ilay mpino masirasira,arak'ilay filazan'ny Franc6 turbo oe,ndao nde iangona ee,d lasa,d ao mifampijerijery,io i ra filomena maimbo helika iny..... sy ny karazany lol

4. prime
(
06/11/2007 11:22)
meva2> ny tenin'ny soratra masina dia hentitra ny amin'ny fidirana ny fanjakan'ny lanitra... araka ny voasoratra amin'ny anaran'i Kristy hoe :
"[Izay mino sy atao batisa no hovonjena; fa izay tsy mety mino no hohelohina]" Marka 16:16
Raha tena mino an'Andriamanitra dia mankato izay ambarany ary mino izay fananarany sy fampianarany na amin'ny toetra na amin'ny atao... amin'ny anaran'i Jesosy :
"Tsy izay rehetra manao amiko hoe: Tompoko, Tompoko, no hiditra amin'ny fanjakan'ny lanitra, fa izay manao ny sitrapon'ny Raiko Izay any an-danitra." Matio 7:21
Ary ny toetran'ny olona mendrika ny fanjakan'ny lanitra dia nanaovan'i Kristy fanoharana mazava ny amin'ny zaza araka ny nambarany hoe :
"Nefa Jesosy kosa nanao hoe: Avelao ny zaza, ary aza raràna tsy hanatona Ahy; fa an'ny toa azy ny fanjakan'ny lanitra." Matio 19:14
"ka nanao hoe: Lazaiko aminareo marina tokoa: Raha tsy miova* ianareo ka ho tonga tahaka ny zazakely, dia tsy hiditra amin'ny fanjakan'ny lanitra mihitsy ianareo.[*Gr. mitodika]" Matio 18:3

meva2:... sarotra ny hamaly izany fa raha tena olona mino sy mahafantatra an'Andriamanitra dia mila miambina sy mahery ka mitandrin-tena mafy ny amin'ny fanarahana dia an'i Kristy satria ilay ratsy tsy mipetra-potsiny... raha fehezina, sarotra ihany ny hinoana ny hahatafita ireo karazana roa nambaranao ireo... Andriamanitra nefa manana lalana maro ananarany ny olony...
Iza no mendrika kokoa ny fanjakan'ny lanitra:
- olona mino sy mahafantara an' Andriamanitra nefa dia tsy manaraka antsakany sy andavany ireo tokony atao: toetra....
- sa ireo olona tsy mino nefa dia tsara toetra, be fitiavana ary manana fitondra-tena mendrika?
5. booboo
(
06/11/2007 12:03)
Amiko manokana na mampiseho toetra fiteny asa sy tsy haiko aby, nahavita an'izao sakramenta takian'ny fg aby aby zao sns, manaraka an-tsakany sy andavany ary @ halaliny ny baiboly sy tenin'ny raiamandreny amam-panahy ka tsy manana ny FITIAVANA ao anaty dia tsisy dikany zay....
Ireto 3 ireto no mitoetra ouz : finoana, fanantenana, fitiavana ; fa ny fitiavana no lehibe indrindra.

7. diamondra27
(
06/11/2007 14:59)
meva2:Misy fanoharana any ho any nataon'i Jesosy momba ilay lhl anankiroa we: ny iray nanome toky fa hiasa nefa tsy nanao ilay izy; ny iray indray nilaza fa tsy afaka ny hanao ilay asa nefa nanao ihany
de iza @ireo no nahavita ilay asa nampanaovina azy?
Ny fahazoako ilay fanontaniana izao dia hoe: te- hifidy ianao hoe: le toetra aiza no hahazoako ny fanjakan'ny lanitra?
Ny Tompo Jesosy dia efa niteny fa Izy irery ihany no lalana ankanesana any @ Ray
Jaona 14:6
Ka raha hanao asa soa ianao sns , na dia hoe: nitory aza taloha kanefa refa tonga olay andro niantsoana anao ka tsy niambina ianao de tsy tafiditra e!
====> mila miambina isanandro fa tsy mifaly @ zava-bita
Mila mangataka hery hoe: omeo hery aho mba hazoto hiasa ho Anao sy hanaraka ny teninao.

9. niryna
(
06/11/2007 17:23)
Miampy ireo voalazan'ny namana ihany koa dia ny ondry mahalala ny tompony.Raha tena kristiana izy dia miova tsikelikely eny ihany ny toetrany.Mbola ronono aloha no sotroina dia avy eo vao mihinana vetin-kanina.
11. remandilatse
(
06/11/2007 19:32)
tsy vatery hifily ty raike amin'ireo koahy njanahary:
-Ireo roa reo sambe mahazo lanitse iaby;
1)izay mino sy atao batisa no ho vonjena
2)Anio aho dia hiarake aminao any @ paradisa (ilay jiolahy nofantsihe niarake t@ jesosy tsy vita batisa) fa mahazo lanitse kea
3)ze natao nareo t@ reo malinike ireo nataonareo tamiko ke
Ty finoa ro mampaharitse ty fanaovanao soa, fa laha tsy mino iha ny fialona, ny fitiavantena tsy mapaharitse ty fitiavanao hanao soa.

13. piste
(
06/11/2007 21:08)
Aminah ndraiky, tsaroako fò le kabarin'i Jesoa ndraiky andra izay mivòlana karah ty : " tsy irò jiaby manano Tompoko Tompoko ndrò midrigy @ Fanjakan'Andriamanitra fa izay manano ny Sitra-pòn'ny Rainakah ".
Donko,izikoa fivavahana fò, tsy ampy fa mila amboarina koa ny jerintsika ndraika fòntsika.

16. fijo
(
06/11/2007 22:43)
io magnafo korana fô maro e,ataova vavaka nareo,tabatabao andriamanitra nareo,fa izy koa nareo mangalatra,tsy manjary manimbo olo,aminakay anareo very eeee.za tsy hay hoe le mananao tsara mandeha haia,fa haiko le manano ratsy very.
17. ikaretsaka
(
06/11/2007 23:20)
taoko tsary hay aby angaha iiiiiiii , fa ahako di mihombokevitraa @ le hotseny lepista hoa tsary reo hoa manao tompoko tompoko ro... shy le hoa mbola amboarina koa ty fontsika taoko fao mahazo mandainday hatrany ambatra any @ Razezo zao yyyyyyyyyy
18. rabilabila
(
06/11/2007 23:30)
Ka efa milamina tsara zao ny jerin'aka hiatrika fatoriana .....ka tafandry mandry aby TOMPOKO
20. LazaDaddy
(
06/11/2007 23:42)
meva2>
1) marina daholo ireo voalazan'i prime ireo ary tsy heviny fa Tenin'Andriamanitra. Ka raha te ahazo antoka ianao ho tafiditra any dia ireo no ataovy am-pitiavana :)
2) Ankoatr'izay dia mbola niteny koa Andriamanitra hoe: "Izaho hiantra izay hiantrako, ary hamindra fo amin'izay hamindrako fo" Eksaodaosy 33:19.
Io dia tsy fantatsika hoe iza na iza fa Izy irery ihany no mahafantatra.