HONO HOA

21. fijo ( 06/11/2007 23:44)
ary ireo talohan'ny nisiany??
22. LazaDaddy ( 06/11/2007 23:53)
talohan'iza ry fijo?
23. ikaretsaka ( 07/11/2007 00:19)
lefijo taoko zany yyyyyyy
laza; Tenin'Andriamanitra @ le ze tiany ihany :-D
24. fijo ( 07/11/2007 00:29)
izya,io baiboly io anie fantatra hoe tamin'ny taona izao no nosoratanae,de ireo olombelona nisy talohan'io izany akory ny momba azy?
25. prime ( 07/11/2007 10:45)
fijo> ahoanao inona moa izay talohan'ny nahatongavan'i Kristy raha ianao aza tsy mety manatona Azy?

Ny amin'ireo fanontanianao ireo dia mazava... rehefa maty Kristy tsy tonga dia niakatra tany an-danitra fa nankaiza aloha nandritra ny telo andro sy telo alina? tsy maintsy mandre an'i Kristy avokoa ny olona rehetra, na ny maty na ny velona vao ho tonga ny farany...

Hoy ny voasoratra amin'ny anaran'i Jesosy :

"Ary hotorina amin'izao tontolo izao ity filazantsaran'ny fanjakana ity ho vavolombelona amin'ny firenena rehetra, dia vao ho tonga ny farany." Matio 24:14
26. ikaretsaka ( 07/11/2007 16:27)
fijo:

ka izay,nyatao no hita,fa tsy izay avo feo no manao


izay.. ataovy aloha ny anao ho jerena fa tonga eo ho'azy foana izy rehefa hitany fa mandroso ny anao
ary hitany fa avy any amin'Andriamanitra marina ianao rehefa miroborobo ny anao.. nohon'ny mitatatata tsisy vokatra eo akory
27. pissoa ( 07/11/2007 17:28)
:-D:-D:-D

samy niteny tam'fiteniny kay ry apostoly tato :-D:-D:-D
28. fijo ( 07/11/2007 21:50)
prime ,manao valintenin'ny tsy mahita avaly.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0601