cocaine sy ny sery
1. Kwasi
(
02/11/2007 12:41)
Ireny mpi-snif vovoka fotsifotsy ireny ve ry zareo tsy voan'ny sery foana, sa efa zatra? Lasa tampoka manko ny saiko eto fa avy nandeha t@ lalana be vovoka aho teo dia hoatry ny lasa mievinevina izany.
répondu par sarobidy le 12/11/2007 15:23
3. ikaretsaka
(
02/11/2007 23:17)
marina io..samihafa ny vovoka sy ny poudre..
ohatran'ny setroka ihany io e... ny setroka sarbo vo ampiretina sy ny setroka briky dorana d'efa samihafa sy misy effets-ny na lazaina hoe samy setroka aza
ohatran'ny setroka ihany io e... ny setroka sarbo vo ampiretina sy ny setroka briky dorana d'efa samihafa sy misy effets-ny na lazaina hoe samy setroka aza
7. Papoose
(
04/11/2007 14:25)
kwasi, za efa zatra fa sady tsy voa zany na t@ mbola nanomboka aza ka!:^):-P
8. sitlo
(
04/11/2007 16:07)
kwasi> ilay microbe amin'ilay vovoka ange no mampavoan'ny sery fa tsy ny maha-vovoka azy eh. Raha misy microba koa ny kokaine dia mety ho voan'ny sery koa ny mpampiasa azy.
10. Kwasi
(
06/11/2007 12:50)
f angaha moa tsy mitovy @ lafarina ihany ireny? ny granulometrie no tiko lazaina
12. sarobidy
(
07/11/2007 12:25)
ika: hihihi :-D ekany tokoa, fa tsy mampievona fa ny poivre no tsy laitra
15. karinah
(
07/11/2007 17:04)
Papoose:papoose: ^^^^^^:-D:-D:-D
kwasi, za efa zatra fa sady tsy voa zany na t@ mbola nanomboka aza ka!:^):-P
16. ikaretsaka
(
07/11/2007 17:16)
karina> tsisy microba izany ireny raha tsy izany marary kibo foana aho isaky ze mihinana mofo le